extrêmiste loatra ve?

61. ikaretsaka ( 22/08/2007 23:29)
xxx> dia izay le ohatran'i fijo izay mihitsy no ahiana sy nahatonga an'i mompera sarotiny! lasa tsy finoana le izy fa lasa fomba fotsiny!
fijo:
za izao vita batisa fa tsy misy ilako izany akory amin'ny fiainako.noterena aho satria mbola zaza
62. cutie ( 22/08/2007 23:32)
Ika
ka safidy io koa
I fijo zao taty aoriana nisafidy:lol:
63. ikaretsaka ( 22/08/2007 23:52)
ka izay.. avelao ilay zaza hisafidy rehefa tsy vitan'ilay Ray sy reniny ny mitaiza azy hanaraka ilay ray sy reniny!

Ohatra heo izaho vita batemy dia hain'i dada sy neny no nitaiza ahy tao dia hitako fa ao no milay dia nijanona aho fa tsy nandeha (nanao oatran'i Piera heo ho aiza moa izahay tompo?) dia nanavao ilay toky no nataoko taty aoriana
64. xxx ( 23/08/2007 05:46)
Za ilay nanokatra ny lhahevitra (ao fa refa za d asiko signe hahalalano hoe za le miresaka e, miala tisny) fa hono hoa ry ikaretsaka, tsy refa hitan'ilay zaza ve izay ohatra omeko azy ao antrano tsy tokony izay ve no arahiny? sa inona iany ilay garanti teneninao fa ts azoko mintsy alo e! tsy mahay toko sy andininy aho, fa mba tadidiko iany any anatin'ny Soratra MAsina any ohe zaro amin'ny lalana tokony halehany ny zaza fa rehefa lehiba izy tsy hiala amin'izany intsony (raha tsi diso aho dia io ilay izy) ko nahoana moa no hi supposer na hoe mbola hivaona izy any aoriana any? sa ve de tena tsy atokisana mintsy zany ny vevavy mitaiza irery ny zanany? firifiry akory ny olona taizandray amandreniny, teo daolo na ny ray na ny reny tam bateminy fa mbola lasa jiolahy iany aty aoriana na lasa athee iay aty aoriana? tsy azoko mintsy! indrindra ilay teninao hoe garanti, inona izany???
65. ikaretsaka ( 23/08/2007 11:15)
tokony ny ohatry ny "fianakaviana sambatra:". zarina @ lalana tokony alehany tokoa ny zaza.. manaraka ny fianakaviana sambatra.
za tsy manao hoe fianakaviana tsy sambatra ny anareo mianaka , fa manao kosa aho hoe ny tsy mahasambatra azy dia ny tsy fahampiany:
1) tsy ao ilay Ray niteraka azy (veloma hatreo aloha iznay ilay fianakaviana sambatra)
2) miteraka probleme Physical aminy izany

Dia mi supposer ny fiangonana hoe hivoana ilay izy satria be dia be sy efa hita ny chance mety hampivoana azy, (ny anao sy ilay Rainy aza tamin'izany fotoana izany nivoana)
dia tsy sure ny fiangonana, dia ny mba tsy hahatonga azy hanaonao foana indrindra no hijereny porofo lalindalina kokoa!

fa marina sy iderako anao ny anao hoe zaro @ lalana tokony halehany izy, dia hita eo tokoa ny finoany...
toy izay atao batemy amin'a pas ka sady haharatsy ny image-ny , image-nao ary imagen'ilay nanao batemy azy.. mba tsy ho tratran'ilay heo "anarany itony no mba vita batemy!" nefa izao no ataony!
66. fijo ( 23/08/2007 21:39)
ô letia an,raha ray tsy tia sy tsy hanao inona kosa ve tsy aleo tsy ao lery ????
za izao nozarina sy notezaina foana tamin'ny finoana hatramin'ny kely.ary dia tena nino tokoa fahiny.fa avy eo le izy itako hoe resake fotsiny dia nilako.
67. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:17)
resak'ehy ahoana lety?
68. LazaDaddy ( 24/08/2007 01:39)
fijo> aleo tokoa tsy misy toy izay manao "resak'hehy" mihatsaravelatsihy :). Kanefa tsara lavitra ny fahamatorana :)
69. ikaretsaka ( 24/08/2007 03:50)
ka efa hita t@ ialahy ange ra fijo le erreur, dia mailo Ramopre e..
tsy tiany ho tratran'ny "kristianintianim-poana" sy ny hoe "anarany itony no mba vita batemy" intsony ny zanak'olona dia aleoy nalamina!
70. cutie ( 24/08/2007 03:52)
nga ohtran'i fijo daholo ny oul:roll:
71. ikaretsaka ( 24/08/2007 12:14)
asiako fanoharana indray ary
raha samy mandeha isika ve ka lasa alohako lery dia nibolisatra ohatra i fijo..
tsy handeha any @ lalan'i fijo intsony aho sy ndry fa malama any le!

dia tahak'izany io
72. cutie ( 24/08/2007 12:40)
EFa taitra sahady nga i IKa:)
Za mbola matory
can not think clearly :-D
73. ikaretsaka ( 24/08/2007 12:45)
taitra aho fa naneno le "voaroy hazo" ratsy ity ..kay wrong number dia naleoko niditra
74. fijo ( 24/08/2007 22:25)
ika an,resake tamiko le izy fa rehefa nojereko ireo kristianina lehibebe tao ampiangonana,olona fosika daholo.atramindrapasy.resaka fanodianam bola sy sipa kely maro no fantatra tamin'ireo.tamin'io ary mamanay efa naika hivadika koa fa tsy lasa.fa za moa avy dia naleoko nisintaka fa lolo
75. Mandefitra ( 27/08/2007 11:46)
Fijo? inona ary zao no tombo-dratsin ilay vita Batisa?
ny tombotsoany aloha lazaiko hoe zanak'Andriamanitra Fijo, Izy no miaro sy mitantana ny fianan'ingahy hatrizay ka hatrizao, na de tsy inona' ingahy loatra aza.
76. xxx ( 27/08/2007 13:20)
le nanokatra sujet ndray ty o!

Ika, fa tena tsy atokisana mintsy ve zany ny reny mitaiza rery?:-( ekeko fa tokony ny Fianakaviana sambatra tao Nazareta no idealy fakan-tahaka, fa refa nitsoaka tsy nandray adidy ny ray, ka efa nandray andraikitra ny reny, tsy tokony mba jeren'ny Fiangonana ve ny ezak'ilay reny ary ampiana izy amin'ny fanefana izany adidiny izany?
Dia mi supposer ny fiangonana hoe hivoana ilay izy satria be dia be sy efa hita ny chance mety hampivoana azy, (ny anao sy ilay Rainy aza tamin'izany fotoana izany nivoana)
dia tsy sure ny fiangonana, dia ny mba tsy hahatonga azy hanaonao foana indrindra no hijereny porofo lalindalina kokoa!
d in ndray aza le porofo lalindalina tadiavina e! tsy otran'ny hoe mila voatsiary ve zany? tsy haiko alo e! zay le lazaiko we extremiste lotra! satria nisy pretra iray izay, tena farak'izay tsotra ary tsy mba manasaro-javatra izany, hitany hoe solafaka? areniny, omeny teny mamy, toroany hevitra aza! Za zao no vavolombelon'izany, na dia manao xxx aza ny tenako! ary isaorako azy, fa raha tsy izay pretra izay no nanasonia ny taratasy fangatahana batemin-jaza nataoko (t@ le faharoa nainka nolavina) tsy vita batemy ny zanako,( eny e, izy iany no nanao batemy ny zanako voalohany)nefa izaho ts midoka tena fa mba anisan'ny mandray andraikitra tsara ao ampiangonana, saingy, sendra izay amboadia mitafy hodijanak'ondry aho dia lavo fanindroany, ary dia latsa no azoko t@ le pretra nisolo toerana:-(
77. ikaretsaka ( 27/08/2007 17:00)
xxx:

dia mitadiava dadany @ izay ary e! na tsy arak'ilay pretra nisolo toerana loatra ny tantaranao fa ilay pretra tena izy no mahahalala (dia toy izay koa no nanjo ahy eto, tsy arako hatramin'ny voalohany ny fandehan'ny tantaranareo mivady.. vita fanambadiana ve sa? sns...

78. xxx ( 28/08/2007 05:59)
mitadiava dadany amzay aona aza!:)

fantatr'ilay nisolo toerana ny tantara ka! notantaraiko azy hatram voalohany ka hatram farany mintsy, fa tsy azoko hoe manin no tsy misy comprehension otranzany:-(
79. fijo ( 28/08/2007 23:10)
mandefitra,asa raha tianao ny ampanaovina zavatra tsy eken'ny sainao.....raha tsara izay aminao dia marina teninao io.
80. Mandefitra ( 29/08/2007 05:05)
mandefitra,asa raha tianao ny ampanaovina zavatra tsy eken'ny sainao.....raha tsara izay aminao dia marina teninao io.

Mbola kely zao fijo de natao didimpoitra , nampianarina ... de atao ahoana raha tsy tian'i Fijo?
Ny Batisa maha-zanak'Andriamanitra hoy za teo.Lasa adidiny ianao zany, karakarainy tahiany.
Na ny fahasalamana, na ny fahaizana amam-pahalalana, na ny tontolo iainana avy Aminy avokoa.
Ka matoa ny RAR nanao Batisa anao, de heveriny fa ny hahasoa anao indrindra zany.Andriamanitra no miasa @ Batisa fa tsy ny olona na ny fiangonana.
Fa le fanontaniana tsy novalian'i Fijo zao le hoe inona ary no tombo-dratsin'ny vita Batisa? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2412