extrêmiste loatra ve?
81. ikaretsaka
(
29/08/2007 05:23)
xxx:
mitadiava dadany amzay aona aza!:)
fantatr'ilay nisolo toerana ny tantara ka! notantaraiko azy hatram voalohany ka hatram farany mintsy, fa tsy azoko hoe manin no tsy misy comprehension otranzany:-(
satria izy miaina amin'ny rules rehetra hoe izoa no azo atao dia izao no tsy azo atao ko!
dia matahotra izy
82. xxx
(
29/08/2007 06:23)
za ndray ty ry ikaretsaka.
Ekeko anie hoe izay le rules iainany e! fa tsy refa hita v hoa fa efa mba niezaka kosa le reny solafaka, ts mba efa tokony ho garanti hoan'ny Fiangonana v zany, sa mbola mitady inona ndray? le hoe mitady dadany hafa alo ts ekeko , satri raha sanatria aza ka hanao toy ny teo aloha indray de aona... tsy aleo v zay telo mianaka irery, miaina ny fahamasinanay sy ny fankatoavanay an'Andriamanitra toy izay hitetateta iharaka @ ol nefa ts hay izay ho toetrany sy hataony! ny ratsy anie tsy misy tandroka e!

83. ikaretsaka
(
29/08/2007 14:40)
Ekeko anie hoe izay le rules iainany e! fa tsy refa hita v hoa fa efa mba niezaka kosa le reny solafaka, ts mba efa tokony ho garanti hoan'ny Fiangonana v zany, sa mbola mitady inona ndray?
ka mbola jerena sy dinihina aloha hoa koa, ohatran'ireny le milaza hoe :hisehosehoan'ianona sy ianona ireny" tsy hoe efa zao aho dia oueeeeee laza zao tokoa ianona fa ataovy daholo izay tiany! tsy izany!
dinihina aloha...
ny zavatra tena atahoran'ny mompera manko dia ny "manaonao foana"
aleo tsy manao mihitsy hoy ilay Teolojiana izay toy izay manaonao foana"
e hoe mitady dadany hafa alo ts ekeko , satri raha sanatria aza ka hanao toy ny teo aloha indray de aona... tsy aleo v zay telo mianaka irery, miaina ny fahamasinanay sy ny fankatoavanay an'Andriamanitra toy izay hitetateta iharaka @ ol nefa ts hay izay ho toetrany sy hataony! ny ratsy anie tsy misy tandroka e!
ka izay koa dia efa hafa ko.
Raha mandeha ianao ka sendra solafaka, ka tafatsangana, izany tsy midika hoe tsy handeha intsony ianao satria efa solafaka! fa mbola mizotra foana ny lalanao!
Vo indray ve no manta vary? jereo tsara fotsinydia aza dedadedaka toy ny teo aloha intsony... calme de courage...
84. xxx
(
30/08/2007 05:57)
ka izay koa dia efa hafa ko.Misoatra anao alo am encouragement e, ekeko fa tsi indraimandeha no manta vary de hadevintsotrobe, fa ny ana anie efa indroa e! sady za alou franchement mbola matahotra e! ny lhl kou vao maheno ilay situation d tonga d miseho mandroboke b am toky sy teny mamy k mampatahotra! ny amboadia mitafy hodi-janak'ondry alou no betsaka hitako hatreto d manjary lasa mefiente b za! ( fa entre nous, ika ve relijiozy sa pretra e! mba curiosité iny fa ialako tsiny raha mahatezitra an!)
Raha mandeha ianao ka sendra solafaka, ka tafatsangana, izany tsy midika hoe tsy handeha intsony ianao satria efa solafaka! fa mbola mizotra foana ny lalanao!
Vo indray ve no manta vary? jereo tsara fotsinydia aza dedadedaka toy ny teo aloha intsony... calme de courage...
85. fijo
(
30/08/2007 23:22)
ao fa hovaliako e,ny maharatsy azy aloha dia izao.jereo ny zazakely rehetra atao batisa fa mitomany ny 90%,satria tsy sitrapony ary mampahatahotra azy.
avy eo dia mivadika ho fanerena ankolaka hoan'ilay zaza io hoe "elahy efa vita batisa ka mila mivavaka"nefa tsy safidiny akory.
de raha mankany afganista ohatra ka tratra otage dia avy dia hoe ireto le mpino kristianina fa ajedao,nefa elahy tsy mpino akory fa vita io tsodrano mangatsiaka mankanavy io fotsiny.
ary farany maninona nefa raha mba naka ny hevitro e.rha tsara io tokony navela hisafidy aho fa tsy noterena?

86. Mandefitra
(
31/08/2007 05:20)
rha tsara io tokony navela hisafidy aho fa tsy noterena?
Mahazo tsiny zany zao ny RAR fa nieritreritra zay mba nahasoa an-janany kanjo ...
Raha mankany afgha ialahy ka tsy mitonona ho kristianina na vita Batisa aza tsy koi. Fa raha tena matoky an'Andriamanitra nefa, mety tsy nentiny tany ka.
"manafaha anay @ ratsy" ...
Le zaza mitomany ndray fombany io, raha sasana ve ny zaza ka mitomany de tsy ho sasana ntsony?
Milay io ra-Fijo a, ialahy fotsiny no tsy mbola mahay maka fafiny ...
87. xxx
(
31/08/2007 06:29)
fijo, :-D:-Ddia ny tomanin-jaza ve hoy ianao no tsy anaovana batemy na batisa azy?:-D de le hoe mila mivavaka nefa ts safidiny akory, raha RAD mpivavaka no mitondra ny zaza hatao batemy na batisa, tsy mila instruction avy amzareo akory hoe ndana mivavaka, fa maita ilay rainy sy reniny mande mivavaka isan'alahady, ary koa mivavaka isanandro ao antrano ilay zaza d automatik mivavaka. Tsy nalaina ny hevitry ny zaza hatao batemy satria ny fahotana dia mitovy @ aretina, marary ny fanahy, ka raha misy zaaz marary v ao antrano, atoa hoe mbola kely tsy afaka miteny ilay zaza, d hiteny v ny ray amandreny hoe ndraso alo refa lehibe izy vao avela hisafidy na tiany ny hositrana na tsy tiany? de mitovy amzay koa le resaka batemy sy batisa, ka amiko ts tokony ho ny RAD ao ampiangonana indray no ndeha hanakana ny volonté an'ny olona vonona hitondra ilay zaza! ny heloky ny lehibe tsy heloky ny zaza, raha amiko manokana alo e!
88. fijo
(
31/08/2007 23:20)
xxx ny reniko mivavaka foana ary dekonina.za leo na mahita fiangonana aza.
mandefitra,raha ankizy mahay literatiora no terena hanao mpitsabo,satria io no tian'ny RaR ,dia simba le zaza.
avelao izy no hisafidy wa
mandefitra,raha ankizy mahay literatiora no terena hanao mpitsabo,satria io no tian'ny RaR ,dia simba le zaza.
avelao izy no hisafidy wa
89. ikaretsaka
(
01/09/2007 04:43)
( fa entre nous, ika ve relijiozy sa pretra e! mba curiosité iny fa ialako tsiny raha mahatezitra an!)
Euh...:oops:
Ataovy fotsiny hoe 'namanao ara-panahy":wink:
90. xxx
(
04/09/2007 12:55)
ikaretsaka, OK aza e! ;) d merci bcp am torohevitra sy ny adihevitra rehetra e! miala tisny raha nisy nanafintohina.
91. ikaretsaka
(
04/09/2007 14:23)
xxx:
ikaretsaka, OK aza e! ;) d merci bcp am torohevitra sy ny adihevitra rehetra e! miala tisny raha nisy nanafintohina.
ts'isy olana e.. hainao @ fomba firesako eto ihany e:wink:
hatr@ fikambanana misy ahy! sns sns. fantatrao hoe inona fa aleo tsy lazaina sy anontaniana fa tsss
92. xxx
(
05/09/2007 07:42)
OK, fantatro k, na za koa aza anie fantatrao fa zany hoe mba niafina kely fotsiny za t@ ty ndraimitoraka ity e;)