extrêmiste loatra ve?
21. kelly13
(
21/08/2007 18:26)
fa inona ohatra ilay fitaizana @ finoana lazain'i ikaretsaka? tsy efa dingana v ny fanaovana batemy ilay zaza? aveo anjaran'ilay zaza ny manavao ny fitokisana rehefa hatrizay lehibe izy?
22. sonwin
(
21/08/2007 19:16)
tsotra izany fa ny fampitana ilay hevi-dehibe no mety nampiteraka olana:
Ito voalaza teo ambony io no vahaolana sy mazava:
mbola misy chance ny hanaovana batemy azy: rehefa mianatra katesizy ilay zaza ka mahalala ny atao aminy dia ie. mahazo atao tsara, @ izay manko tsy nareo intsony (izay nanota) no misolo vaika azy fa izy tenany, dia @ iny izy sady manao communion solennelle na fanavaozana ny toky omena @ batemy, no atao batemy ihany koa!

24. xxx
(
21/08/2007 19:46)
fa toa tsy mety koa ilay hoe mère celibataire. Aleo lehibe ilay ankizy dia atao batemy izy raha safidiny izany.
25. menalamba
(
21/08/2007 19:48)
Izay vao azoko hoe maninona no maniry hoatry ny anana isaky ny elankelan-trano ireo karazana sekta any Dago, satria ireo izay tokony hanangona ny zanak'ondry indray no manahaka azy raha izao no fahitako azy...:-/:roll:
26. cutie
(
21/08/2007 19:54)
Mpandefa : menalamba [ Valio ] 21-08-2007 21:48:30
Lohateny : Re : extrêmiste loatra ve?
Izay vao azoko hoe maninona no maniry hoatry ny anana isaky ny elankelan-trano ireo karazana sekta any Dago, satria ireo izay tokony hanangona ny zanak'ondry indray no manahaka azy raha izao no fahitako azy...
:-D:-D:-D:-D
27. cutie
(
21/08/2007 19:55)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 21-08-2007 21:46:54
Lohateny : Re : extrêmiste loatra ve?
fa toa tsy mety koa ilay hoe mère celibataire. Aleo lehibe ilay ankizy dia atao batemy izy raha safidiny izany.
Mety koa nga le we ray mitsoaka adidy :roll:
30. fijo
(
21/08/2007 21:39)
ika an,eto kosa ialhy dia tena mitana ilay fomba fisainan'ny fiangonana katolika tsy mifanaraka amin'ny fiainana.amiko iofiavahana io,da tokony hampifanaraana amin'izay zavatra misy eo amin'ny fiainana.za dia tia iny papa farany maty iny,saingy io resaka kapoty io no tsy nitiavako azy tanteraka.manalavitra loatra ny fiainana izy ka diso amiko.
ts azo hitadiavana vahaolana amin'ny fiainana ny toa ireny satria miaina lavitra ny misy
ts azo hitadiavana vahaolana amin'ny fiainana ny toa ireny satria miaina lavitra ny misy
31. ikaretsaka
(
21/08/2007 21:47)
menalamba:
Izay vao azoko hoe maninona no maniry hoatry ny anana isaky ny elankelan-trano ireo karazana sekta any Dago, satria ireo izay tokony hanangona ny zanak'ondry indray no manahaka azy raha izao no fahitako azy...:-/:roll:
dia amin'izay dia aleo izy haniry ko.. tsy hamonjy vala ihany ve ny ondry atao dabokandro rehefa tonga ny fotoana handehanany ho any @ abbatoir na hanenjehan'ny dahalo azy?
fa rehefa mamahana ny reniondry sy ny zanak'ondry ondry koa i Piera dia tsy fahafahanam-poana izy fa mba jerena ny hafahana azy. Tsy ny ondry no mibaiko an'i Piera hoe izao no haniko, fa i piera no mahafantatra, Izany no ataony!
32. fijo
(
21/08/2007 21:52)
kanefa voalazan'i lery raha tsy diso aho hoe:"tsy tonga hiantso ny marina aho fa ny mpanota"de ahoana io teniny io raha ity tranga ity????
34. fijo
(
21/08/2007 21:56)
sao dia le mopera mpitia zaza koa izany de tiany hoatolotra azy le zaza?
37. cutie
(
21/08/2007 21:58)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 21-08-2007 23:56:20
Lohateny : Re : extrêmiste loatra ve?
sao dia le mopera mpitia zaza koa izany de tiany hoatolotra azy le zaza?
:-D:-D:-D:-D