Assomption

1. ikaretsaka ( 15/08/2007 11:04)
Assomption androany!
Betsaka no tsy miasa... hanajan'ny Katolika ny Reniny, nakarina any an-danitra !
répondu par mimich le 29/08/2007 08:18
2. Fiffi ( 15/08/2007 12:03)
^:^^:^^:^
3. cutie ( 15/08/2007 14:40)
aty @ misy anay zao fety be androany hatramin'ny WE
fa feast of the assumption hono .
De entina mandehandeha eraky ny tanana le sary vongan'i Maria.
Ika in ny no antony zany :-D:roll:
4. ikaretsaka ( 15/08/2007 17:01)
anontanio ny tenanao.. ohatran'ianao mitondra baiboly eraky ny tanana ihany io!
mivavaka @ boky ianao sa le hevitra fonosiny?
dia entina eraky ny tanana ko ny sarivongan'i Masina Maria! mivavaka amin' ilay sarivongana ianao sa le hevitra fonosiny?
5. fijo ( 15/08/2007 19:24)
izay le lazain'i vavolombelona hoe fanompoantsampy...tena mitovy amin'ny fitampoa any mahajanga mihintsy io fihetsika ataon'ny mpino sasany io.
ary mahagaga ahy,fa ny kristianina dia mankalaza an'i maria nefa anie izy niteraka tsy nanambdy e.de ireo kristianina ireo ihany no mpanenjika ny sipakely bevohoka tsy manambady??????
6. Imahaka ( 15/08/2007 20:50)
niteraka nanambady izy ka
7. fijo ( 15/08/2007 20:55)
an an,rajesosy letsy letsy tsy mbola nivady izy sy rajosy no efa bevohoka izy an,ary jereo tsara ny boky fa rajosy aza naika hisaraka fa "nisy hono anjely hi hi hi "nilaza tamin'i lery fa zanak andriamanitra io???????mamely le andriamanitra ka.
8. simplex ( 15/08/2007 21:10)

fijo,
:-D:-D:-D
Ny kristianina tsy manenjika ny sipa bevoka tsy manambady k, tsy mamporisika ny sipa hanao izany izy. Ary manenjika ireo manao tokatrano maso ;-)

ika,
za alou tena mankasitraka an'i Masina Maria fa tena tsy hitako mintsy ze antony hanaovana ny andro 15 Aout ho jour ferie e :°):)
9. fijo ( 15/08/2007 21:19)
simplex,tena mino izany ve ialahy????ô letia an,zavatra efa itako anie izany fnenjehan'ny kristianina sipa bevohoka tsy manambady izany e.raha tsy izany ve pasitera hiteny tamin'ny dadan'ilay sipa hoe "esory io zaza ao ankibon'ny zanakao io"
10. simplex ( 15/08/2007 21:45)

fijo,
pasitera vendrana lesy zany a.
Saonjo 1 lohasaha tsy ilaozan'ny ze tsy mamarara...
Soa fa mbola nisy an'i razozy fa ra zany mety tsy teraka i Jesoa :roll::°)
11. xxx ( 15/08/2007 21:56)
Tsara be ny assomption nay androany tany am piangonana!

- nitatata ny orgue (indrindra tam alleluia)
- nohiraina tam teny latina ny gloria sy ny Credo
- Nisy magnificat taorian ny communion
- Nihira an Salve Regina tam farany

(mety efa mahazatra ny sasany dia tsy mahataitra fa tsy mahazatra ahy loatra dia faly be aho)
=D=D=D

12. cutie ( 15/08/2007 23:03)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 15-08-2007 19:01:44
Lohateny : Re : Assomption
anontanio ny tenanao.. ohatran'ianao mitondra baiboly eraky ny tanana ihany io!
mivavaka @ boky ianao sa le hevitra fonosiny?
[quote]dia entina eraky ny tanana ko ny sarivongan'i Masina Maria! mivavaka amin' ilay sarivongana ianao sa le hevitra fonosiny?[/quote
]
za nge ry Ika tsy katolika ka ahoan no ahaizako ny valiny zany
De mba anontaniana nareo katolika ve de io no havaly ?
Mahagaga ihany :roll::roll::roll::roll:
13. cutie ( 15/08/2007 23:05)
dia entina eraky ny tanana ko ny sarivongan'i Masina Maria! mivavaka amin' ilay sarivongana ianao sa le hevitra fonosiny?

Hevitra fonosina in alou zany
Entin-dry zareo katlika sy mompera mandehandeha , ohtran'ny carnaval reny le sary vongana , de ndraindray mijnaoan ry zareo de mivavaka sady mihira.
Ka Ahoan no hahaizako na mivavaka @ masina maria ry zareo na in no ataony .
Zay no anontaniko :lol:
14. cutie ( 15/08/2007 23:05)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 15-08-2007 21:24:00
Lohateny : Re : Assomption
izay le lazain'i vavolombelona hoe fanompoantsampy...tena mitovy amin'ny fitampoa any mahajanga mihintsy io fihetsika ataon'ny mpino sasany io.
ary mahagaga ahy,fa ny kristianina dia mankalaza an'i maria nefa anie izy niteraka tsy nanambdy e.de ireo kristianina ireo ihany no mpanenjika ny sipakely bevohoka tsy manambady??????

hita wa :-D
15. piste ( 15/08/2007 23:21)
Ka tsy tokony hanontany intsony ianao raha efa mitovy hevitra @ tsy mpino.
16. cutie ( 15/08/2007 23:23)
ny tsy fahaizako ny dikan'le izy no anontaniako :lol:
17. cutie ( 15/08/2007 23:24)
De refa tsy haiko le izy ary refa tsy hety hanazava nareo de mijanona mitovy hevitra @fijo za :lol:
18. piste ( 15/08/2007 23:29)
Ok ary dia aleo @ manaraka za manazava bebe kokoa.:-*
19. cutie ( 15/08/2007 23:30)
ok:lol::lol::lol:
Aza atao lava be fotsiny :lol:
20. LazaDaddy ( 16/08/2007 03:32)
Ny hitako tsy mba sary fa tena izy, ary tsy vongany fa tena misidina ambony :) =))

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2419