Assomption

81. piste ( 19/08/2007 03:04)

zaho aloha dia anglikana,ary manaja ny finoana sy ny fomban'ny tsirairay.
Na kristiana na tsia dia tsy misy afatsy ny fanajana no zava-dehibe indrindra.

Noho izany dia mangataka anareo izay mivanivany sy tsy manaja ny assomption-ny hafa mba hifindra toerana fa tsy hatsika sy lalao akory ny ato.

dia mbola mamerina ny fangatahana hiany mba hifindranareo toerana hivanivanihanareo tahak'izao mba HANAJANA NY ASSOMPTION NY HAFA ! misaotra!


Atao akory fa ireo miseho ho azy kristianina no manao toetra tahaka izao.
82. mimich ( 20/08/2007 07:01)
fijo:

avy dia alaivo aloha ny kaliko e
mbola tsy mety voky foana ve????:-D:-D:-D

83. mimich ( 20/08/2007 07:17)
ika> enao ary mbola any am firy km miala an'analamahitsy koo???
nenay afomangan'ny jeux des iles zao no hitanay omaly
84. ikaretsaka ( 20/08/2007 23:27)
mimich> ka vetivety aho hitana, vetivety aho tsy itanao!
85. fijo ( 22/08/2007 22:00)
mimich an ,vao manomboka ihnana ve de hovoky sahady fa tsssss

pari an,asanareo kristianina io ko.zay ve moa raha vao misy kaly de eo ihany
86. ikaretsaka ( 23/08/2007 12:43)
f'iza indray no hohanin'i fijo? nivadika ho i mimich?
87. fijo ( 23/08/2007 21:56)
kaly letsy ee
88. cutie ( 24/08/2007 03:06)
Efa laniko daholo ny anjaran'i fijo tany @feast :D
89. mimich ( 24/08/2007 06:46)
f'iza indray no hohanin'i fijo? nivadika ho i mimich?
efa noana akoa angamba ika zany ka mitady tsy hahazo resaka:-D:-D
90. fijo ( 24/08/2007 22:59)
cutie raha voky ndry handrezatra aho ka


mimich,tsy noana izy fa,ramaka kely
91. ikaretsaka ( 29/08/2007 06:11)
mimich> fa za tonga eny analamahitsy ihany rehefa mila hevitra @ ilay rangahy kelinareo manao solomaso bebe kibo iny!
92. mimich ( 29/08/2007 08:18)
ikaretsaka> za koa anie tsy de we eny loatra fa rehefa sendra manafika fotsiny vao mankeny.
fa mahafinaritra io mompera io ka!!!
fa za aloha mahita hoe "hafa ihany ny olona nahazo formation 'jésuite ee"

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078