Assomption

61. ari.malala ( 17/08/2007 14:14)
ratonga, fa tena tsy azonoa atao mintsy ve kay azafady ny mba tsy mananiany? tsy haiko ny dinika hafa, fa fanindroany zay no nahitako toejavatra toy izao! manafintohina b le fisainanao!
62. cutie ( 17/08/2007 14:25)
Nous proclamons, déclarons et définissons que c'est un dogme divinement révélé que Marie, l'Immaculée Mère de Dieu toujours Vierge, à la fin du cours de sa vie terrestre, a été élevée en âme et en corps à la gloire céleste. »

Piste
Misaotra alou nanazava
Ny fanontaniako de aiza i Maria no mipetraka refa any an-danitra satria jesoa we mipetraka eo ankavanan'Atra , de aiza ny toeran'i Maria:lol:
63. cutie ( 17/08/2007 14:26)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 17-08-2007 05:39:30
Lohateny : Re : Assomption
Voalaza teo :
fanandratana an`i Maria

cutie> aiza no misy ny sary vongan'i cutie?

njaso alou za ho famous ohtran'i Masina Maria e
Tsy ho hitanao eny ihany ve :-D:-D:-D:-D
64. LazaDaddy ( 17/08/2007 14:45)
cutie> indry izany tsy mba vongany?
65. cutie ( 17/08/2007 14:46)
efa nahita ahy nga i LD:-D:-D:-D:-D
66. LazaDaddy ( 17/08/2007 14:48)
mitady ho vongany indray i cutie. =))
67. cutie ( 17/08/2007 14:50)
fa in le dikan'le vongany wa :-D
68. ratonga ( 17/08/2007 18:46)
ari.malala: :-* aza tezitra fa somonga ny ahy é:lol:
69. cutie ( 17/08/2007 22:21)
ohtran'zao zany le fandehan'le procession taty aminay :lol:
http://blog.cleveland.com/pdqparty/
70. ratonga ( 17/08/2007 22:54)
ay tena fety b mitsy ny tany klé:lol:
71. cutie ( 17/08/2007 23:16)
ratonga tongava aty fa feast nge io e :lol:
72. fijo ( 17/08/2007 23:22)
cutie an,hay be sipa kely amin'io fety io?????mety hotiako ihany ra izay an.
mamza,za anie njely ihany koa e.
73. cutie ( 17/08/2007 23:29)
fijo hihihihihi
le sakafo be avy eo no tena ahatongavan'ny oul bdb @le izy :-D
74. fijo ( 17/08/2007 23:31)
marina ny azy,sady be siap no mbola kaly koa ve tsy hoavy na za aza le.
75. cutie ( 17/08/2007 23:35)
tongava ary fijo fa mbola radem vo ho vita ny fety :lol:
76. fijo ( 17/08/2007 23:36)
avy dia alaivo aloha ny kaliko e
77. cutie ( 17/08/2007 23:53)
tia sakafo italiana alou ve fijo :lol:
78. ratonga ( 18/08/2007 08:42)
cutie> tsisy bus mankanky @ ty week end ty ko:( aleo dray @ manaraka:lol: de mazoto mikaly é:miam::miam:
fijo>:-D:-D:-D mety mlay kosa zany anjely-virja zany an! io ary fa mitady iala pà i mamz:-D:lol:
79. paris10 ( 18/08/2007 14:00)
izaho aloha dia anglikana,ary manaja ny finoana sy ny fomban'ny tsirairay.
Na kristiana na tsia dia tsy misy afatsy ny fanajana no zava-dehibe indrindra.

Noho izany dia mangataka anareo izay mivanivany sy tsy manaja ny assomption-ny hafa mba hifindra toerana fa tsy hatsika sy lalao akory ny ato.

dia mbola mamerina ny fangatahana hiany mba hifindranareo toerana hivanivanihanareo tahak'izao mba HANAJANA NY ASSOMPTION NY HAFA ! misaotra!
80. xxx ( 18/08/2007 18:30)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 18-08-2007 10:42:47
Lohateny : Re : Assomption
cutie> tsisy bus mankanky @ ty week end ty ko aleo dray @ manaraka de mazoto mikaly é

too bad :cry:
sonia
cutie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2443