Assomption

21. ikaretsaka ( 16/08/2007 03:41)
iza amin'ireo no nakarina ry laza?=))
ireo toa nisidina fotsiny fa nitontona teto an tany ihany avy eo. fa ilay 1 tany de akaikin'ny Zanany
22. mimich ( 16/08/2007 07:14)
fijo> hihihi, tsy miady hevitra aho!!!!
Ny faharesan-dahatry ny tsirairay no mitondra amin'io resaka Finoana sns io. tsy anaovana adi-hevitra lavabe ,fa rehefa mahalala ny fototra sy ny antony ianao dia anjaranao ny mamakafaka sy manapa_kevitra.
izaho zany aloha de tsy tafavavaka omaly ee. Noheveritra ho vita aloha kelin'ny am 18h le basket ,de hoe hihazakazaka ao am St Joseph mahamasina hamonjy lamesa kinanjo..... (fahotako izany , fahotako!!)
23. ari.malala ( 16/08/2007 11:54)
mimich, tsisy lamesa ky tao maly hariva a!;)

hoan'i cutie, tsy hoe manao carnaval aky a! tsy nanatrika aho fa raha ny fahazoako ny fitantarandry azy dia nanao processoin zareo de manao raozery angamba? dia tsyilay sary vongana no ivavahana, na i Masina Maria no ivavahana, fa io nazavain'ika ery ambony be ery io hoe
ikaretsaka:
hanajan'ny Katolika ny Reniny, nakarina any an-danitra !
24. ikaretsaka ( 16/08/2007 11:59)
mimich>,
de hoe hihazakazaka ao am St Joseph mahamasina hamonjy lamesa kinanjo..... (fahotako izany , fahotako!!)

mety hihaona ary Analamahitsy indray izany isika ko:wink:
Taty koa nahafinaritra be ... nisy hatramin'ny afomanga sns...
25. cutie ( 16/08/2007 14:16)
miandry an'i piste :lol:
26. Fiffi ( 16/08/2007 14:54)
xxx:
Tsara be ny assomption nay androany tany am piangonana!
ny taty koa aloha de tena nahafinaritra be an ! ^:^^:^


27. ratonga ( 16/08/2007 14:56)
ô ry zareo an! amizao andro efa mazava b izao v d mbôla hino ihany ianareo wé niakatra any an-danitra velona ny reni-i-rajezo, ra t@ ny andro taloha d mbola leoko ihany fa @zao taonjato hiainantsika izao vé..... tssssss, ankafiziko fotsiny ny andro tsy esana sô ihany aza fa mba misy an'io, fa ny ambony fandrebirebena fotsiny:D
28. cutie ( 16/08/2007 15:02)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 16-08-2007 16:56:56
Lohateny : Re : Assomption
ô ry zareo an! amizao andro efa mazava b izao v d mbôla hino ihany ianareo wé niakatra any an-danitra velona ny reni-i-rajezo, ra t@ ny andro taloha d mbola leoko ihany fa @zao taonjato hiainantsika izao vé..... tssssss, ankafiziko fotsiny ny andro tsy esana sô ihany aza fa mba misy an'io, fa ny ambony fandrebirebena fotsiny

:-D:-D:-D:-D:-D
29. ratonga ( 16/08/2007 15:13)
lozandry mimemé fotsiny ry cutie fa tsy manao prosesion an!:-D
30. cutie ( 16/08/2007 15:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
efa vita koa
sady tsy haiko koa ny dikany tsinona fa oul mamo no hitako betsaka koa:-D:-D:-D:-D
31. ratonga ( 16/08/2007 15:25)
ka mety nahazo fahasoavana zany zao d mamo d mba mitsingevangevana otrany wé mba miakatra any an-danitra ko:-D:-D:-D
32. cutie ( 16/08/2007 15:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
de i maria no atao excuses :-D
33. ratonga ( 16/08/2007 15:52)
i ramary mo zany efa nitsingevana rateo:-D:-D:-D
34. ikaretsaka ( 16/08/2007 15:54)
Ratonga> ka izay ange ilay tsy azoko e.. ahoana t@ andro taloha nety dia rehefa izao lasa tsy nety tampoka?
cutie> ka le izy tsy ho azon-dry mihitsy raha vao manana prejuges ndry, Ohatran'ny manazava ny "fadimbolam-behivavy" @ lehilahy ihany io. henoiny sy lazainy heo azony fa tsy azony!
35. cutie ( 16/08/2007 15:57)
cutie> ka le izy tsy ho azon-dry mihitsy raha vao manana prejuges ndry, Ohatran'ny manazava ny "fadimbolam-behivavy" @ lehilahy ihany io. henoiny sy lazainy heo azony fa tsy azony!

Za efa tsy miandry an;i
ika hanazava mitsy ka :-D
36. ratonga ( 16/08/2007 16:09)
ika: ta t@ ny andro talou tsy fantatra izay tany ambony tany, d refa tsy ilaina valiny ny resaka d lazaina fotsiny ny valala b mandry wé misitery izany ry zanako, niakatra velona any an-danitra i ranona, d wé aouna ny ataony, d ny valiy wé misitery izany tsy takatry ny sain-n'olombelona fa d mino fotsiny ihany fa tena lasa any izy:{, ary tsy maty akory an, d mba heritrereto anie ny fahamarinan'io fiakarana any io é, techniquement:°),
fa izao é aza d miheritreritra b lotra eo fa d minoa fotsiny ihany:lol::lol::lol:
37. cutie ( 16/08/2007 16:12)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 16-08-2007 17:52:04
Lohateny : Re : Assomption
i ramary mo zany efa nitsingevana rateo

nisy nahita azy nitsingevana nga :-D
38. ratonga ( 16/08/2007 16:17)
ny oul talou nanatrika ny fiakarany ka, tena niakatra velona mitsy hono an, ary tsy nitondra provisions akory ho hanina eny an dalana fa d tanapolo fotsiny tsotry zao:lol:
39. cutie ( 16/08/2007 16:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
40. bosista ( 16/08/2007 18:06)
manaona daoly,
atao inn koa ny provision, fangah toerana hafa no haleha sanatria fa tsy ny paradisa?, nareo reto ko de mampmeme!
zah aloha de manaja an'i masina maria, fa ny tsiazoko de we tena voalazan'ny baiboly ve fa niakatra any an-danitra izy sa angano angano fotsiny io???? ny baiboly zao 70 taona apres n-i jesus christ vao voasoratra nefa zaho mino fa tsy tapres-n'ny fanoratana bible izy no nandeha niakatra ka hatao hoe tsy tafiditra!!! ny asan'ny apostoly hatramin'ny apokalipsa ary dafiditra daoly!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.011