Assomption

41. ikaretsaka ( 16/08/2007 19:18)
tsy voalazan'ny baiboly izao fa hisy izany katolika sy protestant izany?... de ahoana ry bosista
raha mijery tsara ianao, betsaka ny boky ao amin'ny baiboly tsy araka io filaharany io mihitsy no nanoratana azy
42. cutie ( 16/08/2007 19:33)
Fa iza aza no namorona we niakatra velona any an-danitra i Maria e
43. ratonga ( 16/08/2007 20:09)
ze tsy nahita avaly t@ nanjavonany no nilaza an'io ry cutie a!:lol: mbà kozy é!:-D:-D:-D
44. fijo ( 16/08/2007 21:49)
mimich an,miresaha ndry ka.hi hi ih

ratonga an,samy nianatra dahlo isika eto.samy mahalala daholo fa io antsoina hoe lanitra io dia rivotra tsyita fetra.samy mahalala izanynefa dia mbola misy mino fa nisy niakatra velona tany ihany.sa rhefa mino de very le fahalalana???tsy ratonga no anontaniako an.de mbola min ka ry zalahy hoe virja nefa niteraka???????samy mahalala izao anefa"lesona "kilasy faha 3"io,fa n zaza dia vokatry ny firaisan'ny lahy sy ny vavy.de mino ihany.tsy hay intsony ity finoaa ity e
45. fijo ( 16/08/2007 21:49)
avelao cutie hitovy hevitra amiko e
46. ratonga ( 16/08/2007 22:39)
zah letsy mbô gaga ry fijo, mivarotsa sakablou no betsaka (tsy lé minou² an'i cutie akory an:lol:), zah nefa zao ra misy milaza zao hoe mananjanaka i fijo d mino ah, izy rery ihany no virja hafaka miteraka:-D:-D:-D ny ambony bla bla bla daholy:lol:
47. cutie ( 16/08/2007 22:48)
:-D:-D:-D:-D
48. fijo ( 16/08/2007 22:53)
saotra letsy ratonga an,za sy maria virja hafaka miteraka ka.minoa ahy fotsiny e

aza mivanitika moa cutie e
49. cutie ( 16/08/2007 23:16)
fijo:-D
50. piste ( 16/08/2007 23:44)
Rah mbola mivanitika i Cutie dia tsy hanazava aho.
51. cutie ( 16/08/2007 23:55)
hihihihihihihi
tsy hivanitika tsony e :lol::cry:
52. LazaDaddy ( 17/08/2007 00:08)
tsy voalazan'ny baiboly izao fa hisy izany katolika sy protestant izany.
vakio tsara ny faminaniana dia sokafy ny masom-panahy fa mivandravandra tsara ao ny fisarahan'ny "fiangonana"
53. radjery ( 17/08/2007 00:47)
afaka azavaina vé le atao hoe masom-panahy:?:roll:
54. LazaDaddy ( 17/08/2007 02:03)
radjery:
afaka azavaina vé le atao hoe masom-panahy:?:roll:
Tsia :)


55. piste ( 17/08/2007 03:35)
Fanazavana tsotsotra momba ny Assomption na fanandratana an`i Maria. Marihina fa tsy hita ao anaty Baiboly io fa t@ alalan`ny Tradition apostolique na Lovan-tsofina no ahitana azy. Marihina moa fa tsy ny Baiboly ihany no loharanom-pinoana @ Katolika fa ny Tradition koa.
I Maria moa rehefa lasa Jesoa dia niara-niperaka t@ Md Joany tany Efezy. Ary t@ alalan`i Livre de St Jean no nahafantarana an`i Maria fa tsy lo tao am-pasana ny vatany fa nasandratry ny Ray vatana fanahy eo akaikin`ny Zanany.
Betsaka ireo Aban`ny Fiangonana na Pere de l`Eglise nanamafy an`io kanefa mbola nijanona ho Devotion fotsiny hatr@ izay( tokony tany @ V siecle tany io). Izany hoe, ny ankamaroan`ny olona dia efa nino an`izay fa ny Eglizy mbola tsy nanaiky. Taty @ 1950 vao nanambara mazava ny fahamarinan`io ny Fiangonana ary noraisina ho anisan`ny Dogma. Toy izao no dikany tsotsotra @ teny Frantsay :
« Nous proclamons, déclarons et définissons que c\'est un dogme divinement révélé que Marie, l\'Immaculée Mère de Dieu toujours Vierge, à la fin du cours de sa vie terrestre, a été élevée en âme et en corps à la gloire céleste. »

Ireto misy andinindin-tSoratra Masina hanampy antsika handinika io Mistery io :
` Hoy ny anjely t@ Maria : Arahaba ry ilay FENO HASOAVANA, NOSOAVINA NOHO NY VEHIVAVY REHETRA IANAO`
Hoy Elizabeta : Mba iza moa aho no VANGIAN`NY RENIN`NY TOMPOKO` SAMBATRA IANAO NINO NY TOMPO FA NATAONY TOKOA IZAO VOALAZANY ANAO`
Farany, hoy Maria nidera an`Andriamanitra rehefa nentanin-kafaliana :
`FA INDRO MANOMBOKA ANKEHITRINY ANTSOIN`NY TARANAKA REHETRA HOE SAMBATRA AHO`.

Amin`ny manaraka manazava ny fondement theologique raha ilaina.

Mial tsiny ry cutie fa lasa lava indray ilay izy.
56. LazaDaddy ( 17/08/2007 03:39)
fanandratana an`i Maria

cutie> aiza no misy ny sary vongan'i cutie?
57. mamzelkely ( 17/08/2007 07:56)
ratonga za ko nge virja ee fa mbola ts niteraka ftsn:-D:-D
58. ratonga ( 17/08/2007 08:44)
mamz: elao pà zany ra misy anjely miaodiaody eo akaikinao fa mety tondé bevouka tampoka éo na virja aza:-D manairana avy eo ny manazava an'i rams ny zava misy:-D:-D:-D
59. bosista ( 17/08/2007 12:23)
amiko zava-dehibe izany fiakaran'ny maria izany, tokony ho voalaza ao raha nisy, fa ny zavatra hita anefa misy tantara tsy dia hita loatra ny importance voalaza ao ohatra an-dry paoly_saoly) ohatra,fa rehefa tsy manankavaly ry karetsaka tsy tokony manao valin-teny boraingina be otran'io fa lasa mahatonga olona manana fijery hafahafa aminareo ,satria ny manontany tsy mba diso! ,fisaratsaraham-piangonana izay lazainao izany misy nohon'ny olana misy amintsika fa angah ny soratra masina koa angah misy olana amin'ny masina maria?
i piste izao de namaly izy araka ny fantany, lay tantara otran'io no mila fantarina fa tsy hoe misy contre an'i masina maria eto akory,eny na dia le verset nomeny aza tsy miresaka fiakarana any an-danitra, fa de tt facon izy namaly
60. Fiffi ( 17/08/2007 12:41)
bosista:
amiko zava-dehibe izany fiakaran'ny maria izany, tokony ho voalaza ao raha nisy, fa ny zavatra hita anefa misy tantara tsy dia hita loatra ny importance voalaza ao ohatra an-dry paoly_saoly) ohatra,
tsy ny finoanao ve no mitondra an'io ?:roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2857