Tsy azo disona ny Baiboly, nefa ve tena marina????
1. gasynamana
(
18/06/2007 08:58)
Misy ny olona no milaza fa izay voasoratra ao anaty Baiboly ihany no marina sy izy. Nefa ve izay voasotra de marina daholo?
Misy tantara maromaro mampametraka fanontaniana ao amin'ny testamenta taloha ao amin'ny Baiboly. Ohatra ireto:
1 - Ovina no nanovana marina ny anaran'i Jakoba ho Israely? Sa tantara noforonina fotsiny iny fa tsy nisy an'izany akory?
2 - Ilay fiampitana ny ranomasina mena ve nisy sa tsy nisy, satria misy zavatra roa nolazaina fa nampisaraka ny rano, ary rehefa mijery carte mampiseho ny dian'ny vahoaka Israely avy any Ejipta dia tsy misy an'io fiampitana ny ranomasina mena io?
3 - Iza amin'ny tantaran'ny fahariana no tena marina, ilay voalohany sa ilay faharoa? Sa tsy nisy koa io?

répondu par ikaretsaka le 15/07/2007 20:09
2. hery
(
18/06/2007 10:11)
Raha ny hoe marina ara-tantara no anontanianao dia sarotra be ny hamaly azy :-)
Ny zavatra vao niseho omaly tantarain'ny gazety aza matetika tsy marina ara-tantara, kanefa misy ordinateur, misy fakantsary sns.
Mila fantatra tsikelikely ny tantaran'ny Baiboly, ny nanoratra azy, ny fivoarany dia hita hoe inona no marina ara-tantara tao amin'ny baiboly, ary inona kosa no marina ara-kevitra.
Zavatra vitsivitsy momba ny tantaran'ny baiboly:
- Tsy olona iray no nanoratra fa maro
- Boky maromaro nosoratana nandritra ny fotoana maro no natambatra.
- Efa nisy tamin'izany ihany koa ny nanoratra tamin'ny anaran'olon-kafa (ohatra hoe nolazainy fa i Moizy izy kanefa tsy i Moizy satria mitantara ny nahafatesan'i Moizy)
- Tamin'ny taona 400 talohan'i Jesoa no vita soratra ny Genesisy (tantaran'ny fiandohana anefa no soratany)
- Nadika tanana ny baiboly. Tsy nisy fotokopia fa olona no mifandika baiboly. Mazava ho azy, misy ny ratsy soratra, nisy ny reraka, nisy ny mpandika vilana sns...
- Misy ireo boky hafa izay tsy tafiditra ao anaty baiboly fa voaporofo hoe tsy boky masina.
- sns...

3. LazaDaddy
(
18/06/2007 10:29)
gasynamana:tsy isalasalako ny milaza fa tsy ho voasoratra tao ireo raha sanatria diso (Jakoba=> Israely, fiampitana ranomasina mena, tantaran'ny fahariana) ary inoako fa tena marina tokoa matoa nilaza i Jesoa fa tsy tonga nandrava ny lalana fa ho @ fahatanterahany :)
Nefa ve izay voasotra de marina daholo?
4. hery
(
18/06/2007 10:39)
Ny Coran, araky ny voalazan'ny Silamo, dia nataon'i Allah dictée tamin'i Mahomet. Noho izany, izay voasoratra ao anaty Coran dia marina daholo mihitsy. I Mahomet ihany no nanoratra ny coran ary tsy azo iadian-kevitra izay voasoratra ao. Tsy azo interpreter-na.
Sao dia io no lazain'i LazaDaddy?
Sao dia io no lazain'i LazaDaddy?
5. LazaDaddy
(
18/06/2007 10:46)
araky ny voalazan'ny Silamo...I Mahomet ihany no nanoratra ny coran ary tsy azo iadian-kevitra izay voasoratra aoDia aoka ary ny Coran ihany no hiady hevitra @ Coran:
Araka ny voalazan'io Coran io ihany dia "tsy mahay mamaky teny sy manoratra i Mahomet".
6. hery
(
18/06/2007 10:53)
Hay na ny voalazany hoe nosoratany ara-tantara aza mbola misy diso...
Miverina amin'ny baiboly isika raha izany :-)

7. LazaDaddy
(
18/06/2007 10:56)
hery:Arosoy aza mba iaraha-mahita izay hitanao fa diso sy mifanipaka ao amin'ny Baiboly :)
Miverina amin'ny baiboly isika raha izany
8. hery
(
18/06/2007 11:18)
Izaho angaha miteny hoe mifanipaka? :-)
Valio aloha izay fanontanian'i Gasynamana etsy ambony. Izy no nanokatra ny sujet.
Raha vao miresaka tantara dia mila
1. Daty
2. Toerana
3. Sources hafa milaza ilay fait.
Ka azo lazaina amin'ireo fanontanian'i gasynamana ireo ve ireo hoe Daty, toerana, loharano hafa ireo? Sa dia hoe inoako fa marina donc marina?

9. ikaretsaka
(
18/06/2007 13:36)
izay mantsy..miombon-kevitra @ hery!
misy zava diso bedebe ao anaty baibol
-ny daty tsy mifandraika ohatra, voalaza ao @ asa sy ny epistilin'i paoly, satria samihafa ny mpanoratra dia mifandiso daty

10. xxx
(
18/06/2007 14:07)
Ny zavatra tokony hapetraka aloha dia hoe: Inona ny hafatra tena tiana hampitaina amin'ireo boky ireo. Fotoana nanao ahoana no nanoratana azy?
Ny tantara dia nisy tokoa saingy rehefa nandeha ny tantara dia niova sy notovanana araka ny filan'ny olona izy.
Noho izany tsy mety ny mitompo teny fatratra fa marina daholo izay voasoratra ao anaty Baiboly.
Fanamarihana: tsy misy na dia olona iray aza tena manana ny hafamarinan'Andriamanitra.
Hampio izahay ry Tompo hahazo ny teninao. Amen.
11. naughtyboy
(
18/06/2007 15:24)
tsy kivalavala akory fa zv misy tsy mety azoko nahoana no tsy tenenina any @ genesisy t@ namoronana ny tany ny fivoarany tany sy ny oul(evolution)ary reny dinosaur sy ny karazambiby samihafa reny na t@ safodrano ka nitondrany Noah reo biby samihafa nefa ny siansa manaporofo ny fisiany aty aorina?:-D miala tsiny taolana ny nify ka tsy maintsy mime..
12. marozevo
(
18/06/2007 16:18)
Boky maromaro voasoratra ny baiboly. Inona anefa no voasoratra ao, ary inona no ambarany ?
Tsy ny Baiboly no diso, na misy diso, fa ny olona izay mitady TANTARA ao amin'ny Baiboly no diso. Tsy tantara ny Baiboly fa temoignage de Foi.
Nisy olona nofidian'Andriamanitra, Abrahama no anarany, ary avy aminy dia nisy foko iray nipoitra atao hoe "zanak'Israely". Oviana io ? Taiza ? Tsy any ny olana fa hoe ahoana ny "aventure" nifampîtondran'Andriamanitra sy io vahoaka io mandram-pahatongan'ilay nampanantenaina (voir Gen 12, 1 - 3 sy 15, 5 ary 22, 18). Izay raha fintinina amin'ny teny tokana ny TT.
Tonga àry ilay nampanantenaina. Ahoana no fomba nanehoany tamin'izao tontolo izao ny sitrapon'Andriamanitra (Evangiles), ary ahoana no fomba niainan'ny ahoaka vaovao (Fiangonana) izany. Izay no TV.
Noho izany, tsy azo disoina ny Baiboly ary tena marina izay voalaza ao satria finoana ambara fa tsy tantara scientifique.

13. xxx
(
18/06/2007 16:31)
naughtyboy: Raha resaka siansa indray aloha dia izao: Tontolo roa samy hafa kosa aloha ny misy ny siantifika sy Andriamanitra e.
1 - Ny siantifika dia ao amin'ny tontolo voafetran'ny fotoana sy ny faritra (espace) no miresaka. Andriamanitra kosa dia tsy voafehin'ireo rehetra ireo.
Noho izany raha milaza ny siansa fa an-taonany maro no nivoaran'ny tany sy izay misy rehetra. Dia hoy aho hoe: ahoana anefa no hahafahana manisa ny andro sy taona raha toa mbola tsy nisy ny volana sy masoandro? Noho izany diso ny tsikera mikasika an'iny.
Ary vao maika manamafy ny fahadison'io tsikera io koa ny hoe: tsy voafehin'ny fotoana sy espace Andriamanitra.
2 - Aza raisina ho toy ny olona Andriamanitra, ka mila an'izao sy izao vao afaka manatotosa zavatra iray. Izay no maha Andriamanitra azy. Raha takatry ny saina tanteraka ny aminy dia tsy Andriamanitra intsony izy satria voafetra.
Na izany aza anefa dia ilaina fandinihana daholo ireo voasoratra ireo, mba andraisana ny hafatr'Andriamanitra avy aminy.
Hanampy antsika hahazo ny tenin'Andriamanitra anie ny Fahazavan'i Kristy! Amen

14. naughtyboy
(
18/06/2007 16:40)
nazava iny fa misaotra betsaka tsy lavitra an'ireo akory ny eritreritro fa nanamafy ilay ninoako aza mahfinaritra refa mifanoro ny tsara tahak'izao:D
15. pissoa
(
18/06/2007 16:51)
Raha tantara accurate be amin'ny daty sy vanim-potoana sns no tadiavina na hitompoana teny be loatra ao amin'ny Baiboly dia toa hadalana ihany satria ny tantaran'i Dago sy ny gasy taloha aza hatramin'izao mbola né vers ny azy no fantatra fa tsisy date de naissance ! :-D:-D:-D
Tsy izany nefa no tokony hampiontsona ny Kristianina ! :)

16. gasynamana
(
18/06/2007 18:02)
Tsy hitady fanamarihana ara-tantara aho, na fanamarihana ny daty. Fa izao, averiko hapetraka tsara ny fanontaniana.
1- Vakio ao amin'ny Jenesy 32, 23-33. Misy tantara iray ao milaza fa niady tamin'Andriamanitra i Jakoba ka nandresy. Rehefa izany dia nangataka tso-drano izy, ary novain'io Andriamanitra io ny anarany, ka tsy i Jakoba intsony fa Isrely.
Ny tantara faharoa: ao amin'ny Jenezy 35,1-10: vakio tsara fa ao koa dia misy tantara iray milaza fa tamin'io fotoana io no nanovan'Andriamanitra ny anarany ho Israely.
Io aloha ny fanontaniana voalohany.
Fehiny: Zavatra roa mifanohitra ireo nef olona iray ihany no ambarany. Noho izany, tsy nisy io fa noforonina fotsiny.

17. gasynamana
(
18/06/2007 18:20)
Mbola mifanohy amin'io fanontaniana voalohany io ihany: lazaina fa niady tamin'Andriamanitra izy. Avy eo anefa lzainy fa niady tamin'Andriamanitra sy ny olona izy ka nandresy. Olona firy izany no niady taminy marina teto (jenezy 32) ?
Nandresy an'Andriamanitra koa izy: azo inoana ve hoe resin'olombelona Andriamanitra?
Ahoana?

18. marozevo
(
18/06/2007 18:50)
Ka efa izay izany no voalaza ao ko inona indray ary no tadiavina ankoatr'izay ?