Tsy azo disona ny Baiboly, nefa ve tena marina????
61. xxx
(
19/06/2007 18:47)
Ry Gasynamana à, mahafinaritra ny esprit critique anananao. Fa raha te-handalina bebe kokoa @fomba famakiana ny Baiboly ianao dia tadidio fa misy fomba anankiroa tsy maintsy ianaranao manokana: etude synchronique sy ny etude diachronique.
Ilay faha-2 no tiako idirana eto. Ireo boky @ Baiboly ireo dia nisy étape be dia be vao tonga @ izao lahatsoratra hitantsika ankehitriny izao. Betsaka ny fanitsiana sy ny fanovana tena an-dalana teny. Ary tsy azo odia-tsy hita koa ny apport avy @ literatiora manodidina( mesopotamia, sns).
Ka ny tiako lazaina dia marina tanteraka ny tantaran'ireo Patriarka ireo( Abraham- Isaaka-Jakoba, sns) fa ny précision-ny dia à discuter satria taty @ faha-mpanjaka vao nanomboka nanoratra an'ireo ny mpisorona sy ny levita). Izany hoe, rehefa nitombina tsara tao Kana ny Israely vao nanomboka nanoratra. Efa tsy nomade intsony t@ izay fa efa manana tanindrazana tanteraka. Mazava ho azy fa tsy maintsy misy fiovana kely eny andalana eny ihany io satria be ny elanelam-potoana( 400 na 500 taona).
Momba ny tantara ny fahariana dia ireto fanontaniana ireto angamba no tsara hipetraka : Iza no Mpahary an'izao tontolo izao, ary t@ fomba ahoana no nanaovany azy ?
Tsy verité scientifique loatra eto no tiana hahatongavana fa verité de foi.
Expérience de foi, expérience de Dieu niainan'Israely io ka noraketiny an-tsoratra taty aoriana.
Tsy nanoratra an'iny boky iny mihitsy ny Israely raha tsy efa lasa Monothéiste tanteraka.
Ary ny expérience de l'Exode no azo lazaina fa événement fondateur io Judaisme io. Teo nahafantarany fa YHWH no Andriamanitra, ary izy irery ihany no izy.

62. marozevo
(
19/06/2007 19:12)
Ny fahafantarako an'i gasynamana dia efa fantany ihany ireo, fa apetrany ny fanontaniana samihafa mba hitohizan'ny resaka. Tsara ihany tokoa aloha izay e, satria misy tokoa anie ny olona no tsy mahazo eh...
63. gasynamana
(
19/06/2007 19:20)
marozevo: ny zavatra fantatro de efa nolazaiko. Tsy izaho mihitsy no hanao ohatran'ilay mpanadina katesizy eto iny.
Misy olona koa eto milaza fa tsy azo kianina izay voasoratra, izy no andrasako hanome fanazava ho ahy mikasika ireo zavatra manitikitika ahy. Nefa na izy aza de efa nanda indro sahady izay voasoratra.
Misy olona koa eto ohatra ny tsy maintsy mamaly foana, ka izay no antony nametrahako ny fanontaniana hoe: sao mba afaka mamaha ny olako izy ireo. Izaho dia mino saingy tsy mionona fotsiny amin'izao fa mandalina izay finoako izay. Mamaky Baiboly aho, ary mitady ny marina ao, fa tsy hoe mandray (passif) be fotsiny.
Ireo fanontaniana apetrako ireo de tena tsy haiko ary ilaiko fanazavana.
Izay aloha.

64. marozevo
(
19/06/2007 19:28)
Ka izao indray ary ry gasynamana ah... Amin'ireo fanontaniana be dia be napetrakao ireo, sy amin'ireo valin-teny be dia be mitranga ireo - indrisy tsy maintsy niverimberina angamba ny sasany aza -. Eken'ny sainao ve ny valim-panontaniana omen'ny hafa ? Inona no tsy ekenao ka mbola ilànao fanampim-panazavana ? Inona no toherinao tanteraka ? Tena nanampy anao hahazo ny atao hoe finoana ve ny voalaza sa vao maika nampiditra any amin'ny tsy fahalalana ?
Tsy voatery hamaly an'ireo anefa ianao, satria na izaho koa aza toa anao : tsy mpanadina katesizy.
Tsy voatery hamaly an'ireo anefa ianao, satria na izaho koa aza toa anao : tsy mpanadina katesizy.
65. gasynamana
(
19/06/2007 21:00)
marozevo: manova sujet ve rehefa tsy mahaovoka? Rehefa tsy hay ny mamaly ny fanontaniana de avelao fa manahirana manjary miteniteny foana, ka manafitohana ny kristiana.
66. marozevo
(
19/06/2007 21:39)
Nga izany miova sujet Rangahy ity ah... Miverina aza izany koo...
Ianareo koa toa olona ohatran'ny nerveux izany no fijeriko anareo... Iza no ho tafintohina eo ? Sa ianao mody miolakolaka angamba no ho tafintohina. Raha mizotra amin'ny mahitsy sy ny mazava tsy tafintohina izany ka.

67. gasynamana
(
19/06/2007 22:10)
nerveux amin'ny valin-teninao tsy de ao loatra. Ary ny tafitohana de izay mandinika ka mahita ny valin-teninao eto. Ohatra iray ireto:
Angaha voatery hamaly rehefa tsy mahafantatra e. Izaho aloha de tsoriko fa manalasala ahy hany raha mpitondra fivavahana ianao e. Tena kozy!
Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Tsy resy izy fa nanao resy.
Angaha voatery hamaly rehefa tsy mahafantatra e. Izaho aloha de tsoriko fa manalasala ahy hany raha mpitondra fivavahana ianao e. Tena kozy!
68. marozevo
(
19/06/2007 22:13)
Na mpitondra fivavahana aza aho, tsy ny fivavahanao no entiko fa ny ahy.
69. gasynamana
(
19/06/2007 22:19)
Ohatra ireo nolazaiko ireo fa raha mbola jerena ny sasany de tsy misy foto-kevitra tena ijorony fa mitsingevana be ihany. Avadika mba hitadiavana fahafinaretana fotsiny ny resaka.
70. marozevo
(
19/06/2007 22:24)
Ka valio tsotra ary aloha ny fanontaniana raha ianao no ilay "tsy mamadika resaka". Afa-po ve ianao ? Tsy noho ny valin-teniko irery - ny ahy rahateo manafintohina anao - fa ny valin-tenin'ny rehetra.
Miverina amin'ny sujet izany....
Mitsingevana be ihany hoe ! Ny ahy aleoko hevitra mitsingevana toy izay mirefarefa amin'ny tany Rangahy ity ah...
Miverina amin'ny sujet izany....
Mitsingevana be ihany hoe ! Ny ahy aleoko hevitra mitsingevana toy izay mirefarefa amin'ny tany Rangahy ity ah...
71. gasynamana
(
19/06/2007 22:30)
Mirefarefa amin'ny tany izany ny hevitro? Tsy olana, nefa mahagaga fa tsy hainao valina ny fanontaniako ary tsy hainao toherina ny hevitra lazaiko.
Raha mitsingevana tsy misy fototra paokaty, donc aleo tsy misy.
Ny valin-teny nomena hatramin'izay, matoa aho mbola manontany ny dikan'izany mbola tsy afa-po. Ary matoa koa aho mbola manoratra eto manantena fa mba hahita zavatra ihany.

72. marozevo
(
19/06/2007 22:33)
Ka ny mahagaga dia ity. Miezaka mamaly sy manazava ny olona, satria milaza ianao fa manontany. Tsy considere-nao akory anefa ireo. Tsy ny ahy irery ho'aho an... Kay ianao tsy manontany fa te-hampiditra hevitra bontolo...
KO vendrana ohatranao daholo angaha ny olona...
KO vendrana ohatranao daholo angaha ny olona...
73. gasynamana
(
19/06/2007 22:44)
Vendra ve izaho? Tsy olana! Vendrana fa manambaka ny miseho ho mahay ohatra anao. Tapany ihany de mitsokobana.
Bontolo ve ny hevitro? Tsy blem, nefa tsy hain'ilay milaza ho zavatra toherina.
Fa raha mba jerena kosa ny hevitrao mba inona?
Ary izaho tsy miteny hoe ny olona rehetra namaly. Aza mandray an-tendrony fa manahirana. Sa ianao olona rehetra eto koa? Fa raha ohatra aloha ka ianao irery no namaly ahy teto de efa niala aho e.

74. marozevo
(
19/06/2007 22:51)
Raha tsy nisy olona nitovy hevitra tamiko koa teto dia efa niala aho.
Raha nisy olona, na iray fotsiny aza, nitovy hevitra taminao koa teto dia efa niala aho.
Vao maika nerveux !!!...
Raha nisy olona, na iray fotsiny aza, nitovy hevitra taminao koa teto dia efa niala aho.
Vao maika nerveux !!!...
75. gasynamana
(
19/06/2007 22:57)
Hatreo aloha fa efa manao resak'olona tsy misy atoraka intsony ianao ka manahirana, manjary tsy hitan'izay te hamaly sy te hanohy ny resaka izay horaisina avy eo.
76. marozevo
(
19/06/2007 23:02)
Raha nisy olona, na iray fotsiny aza, nitovy hevitra taminao koa teto dia efa niala aho.
Sa tsy azonao... atao am teny frantsay sa anglisy.
Sa tsy azonao... atao am teny frantsay sa anglisy.
77. gasynamana
(
19/06/2007 23:09)
Koa mbola mijanona eo ihany nefa efa impiry nolazan'i niryna hoe: izay mihitsy koa ny tao an'eritreritro. De omeny bravo avy eo. :lol::-D:lol:
78. marozevo
(
19/06/2007 23:27)
Fa angaha moa tsy iray ihany gasynamana sy nyrina ?
Ity ilay hevitra secte :
Asa iza angaha no nanoratra an'ireo ?
Ity ilay hevitra secte :
Jereo ao amin'ny evanjelin'i Lioka sy Matio fa samy mitantara ny nahaterahan'i Jesoa. Misy ny tsy fitoviana fa ny zavatra nitranga kosa dia nifameno fa tsy mifanipaka. Donc tsy nisy ity tantara mikasika an'i Jakoba ity fa noforonina.
Angaha tsy iray ihany Andriamanitra e! Ianao anie no tena manafangaro voraka ny zavatra e. Resaka Jakoba no resahana, jereo io ambony io, resaka tantaran'i Madagascar no lazainao, sy resaka ady tamin'ny 47.
Tsy haiko hoe izaho ve no tsy misy lojika sa ianao? Izaho miresaka dia baiboly no raisiko ary tsy nandray zavatra hafa aho fa io ihany.
Tsy hitady fanamarihana ara-tantara aho, na fanamarihana ny daty. Fa izao, averiko hapetraka tsara ny fanontaniana.
1- Vakio ao amin'ny Jenesy 32, 23-33. Misy tantara iray ao milaza fa niady tamin'Andriamanitra i Jakoba ka nandresy. Rehefa izany dia nangataka tso-drano izy, ary novain'io Andriamanitra io ny anarany, ka tsy i Jakoba intsony fa Isrely.
Ny tantara faharoa: ao amin'ny Jenezy 35,1-10: vakio tsara fa ao koa dia misy tantara iray milaza fa tamin'io fotoana io no nanovan'Andriamanitra ny anarany ho Israely.
Io aloha ny fanontaniana voalohany.
Fehiny: Zavatra roa mifanohitra ireo nef olona iray ihany no ambarany. Noho izany, tsy nisy io fa noforonina fotsiny.
Asa iza angaha no nanoratra an'ireo ?
79. gasynamana
(
19/06/2007 23:34)
Ny tenako tompoko no nanoratra an'io. Raha io no lazaina fa hevitra secte, dia secte daholo ny mpandalina ny Baiboly rehetra.
Raha secte aho tsy olana izany. fa ianao mba inona
Iza no nanoratra ireto:
Iza no nanoratra an'ireo? De inona no azo ilazana izay nanoratra azy?
Raha secte aho tsy olana izany. fa ianao mba inona
Iza no nanoratra ireto:
Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Tsy resy izy fa nanao resy.
Iza no nanoratra an'ireo? De inona no azo ilazana izay nanoratra azy?
80. marozevo
(
19/06/2007 23:54)
Raha mitovy amin'ny fandalinanao baiboly ny fandalinan'ny olona rehetra dia secte daholo tokoa. Saingy rehefa hita izao fa ianao irery no mampiasa io méthode io, dia sahinao ve no milaza fa secte mitovy aminao ny olona ?
ie niteny aho hoe :
Fa tsy nanao conclusion illogique hoe :
Nilaza koa aho hoe :
Ianao anefa nilaza fa Andriamanitra tsy resy izany. Noho izany, raha azoko tsara, dia tsy Andriamanitra io lazaina ao amin'ny Baiboly io, satria resy.
Andriamanitra mihitsy anie izany no lazainao fa tsy izy eh... na diso... na asa koa...
ie niteny aho hoe :
Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Fa tsy nanao conclusion illogique hoe :
Donc tsy nisy ity tantara mikasika an'i Jakoba ity fa noforonina.sy hoe :
Noho izany, tsy nisy io fa noforonina fotsiny.