Tsy azo disona ny Baiboly, nefa ve tena marina????
81. ikaretsaka
(
20/06/2007 03:12)
io fandikana vilana sy fanolananareo tenin'ny Soratra masina io e
Fa HS kely indray aloha za an: ahoana tokoa ny ahalalan'ny olona ao anaty secte hoe secte io misy azy io kay .. toa fandavana foana no mitranga fa tsy misy fiekena mihitsy
ilay tiako lazaina izany dia hoe "fier(e) d'etre un secte... pourquoi?"

83. gasynamana
(
20/06/2007 08:48)
Secte aho satria tsy resin'i marozevo lahatra amin'ny hevitra tangitaingina.
Secte aho satria afaka namoaka imasom-bahoaka ny fisalasany amin'ny zavatra inoany.
Secte aho satri sahy milaza ny zavatra tsy mety ary sahy miteny ny marina.
Secte aho satria mamaky baiboly ary sahy mametraka fanontaniana mikasika ny baiboly, izay tsy hain'i marozevo ny namaly azy.
Secte aho satria tsy mahalala izay tena voarakitra marina ao anaty baiboly.
Izay rehetra izay no secte.
Nefa raha secte aho mba inona kosa leiry? Mpamafy heresie no fahitako azy. Ity misy iray
Mbola misy hevitra hafa koa de hoe angamba irak'i satana, satria arak'izay voasoratra ao amin'ny Baiboly, ny an'i Kristy rehefa eny dia eny, rehefa tsia dia tsia, izay akoatra izay de avy amin'ny satana. De jereo ity voalazany ity:
Ireo aloha!

Tsy resy izy fa nanao resy.
Mbola misy hevitra hafa koa de hoe angamba irak'i satana, satria arak'izay voasoratra ao amin'ny Baiboly, ny an'i Kristy rehefa eny dia eny, rehefa tsia dia tsia, izay akoatra izay de avy amin'ny satana. De jereo ity voalazany ity:
Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Ireo aloha!
84. gasynamana
(
20/06/2007 09:08)
Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.
io voasoratrao io ve no izy sa hoe: tsy avelako handeha ianao raha tsy mitsodrano ahy?
LazaDaddy: raha lazainao ary fa olona io ao amin'ny jenezy32 io, irak'Andriamanitra. Nahoana no sahy milaza hoe: efa niady tamin'Andriamanitra ianao ka nandresy? Sa diso ny soratra masina nilaza an'izay fa tokony hoe: efa niady tamin'ny irak'Andriamanitra ianao ka nandresy? Nefa mbola misy milaza koa ao hoe: natsoiny hoe Penoela ilay toerana satria teo izy no nahita an'Andriamanitra mivantana.
Raha tsy andriamanitra io hoy ianao. Nahoana no afaka manova anarana, izany hoe afaka manome charge vaovao araka izay nolazain'i Hery eo ambony?
De misy tantara iray koa ao amin'ny jenezy 35: milaza fa tamin'izay fotoana izay indray no nanovana ny anarany.
Aiza amin'ireo izany no izy? Sa tsy nisy io fa tsy sahy lazaina satria scandale be araky ny hevitr'i marozevo ny mandiso izay voasoratra?
Hatreo aloha
85. marozevo
(
20/06/2007 17:46)
Efa miverimberina be ny fanontaniana.... nefa tsy misy dikany mihitsy na kely aza. Mitsimpona akotry no fahafantarako an'io. Mitantavana moka fa mitelin-drameva.
Methode d'approche : nulle.
Izaho tsy mahay mamaly tokoa satria ilay fanontaniana mihitsy no heveriko hoe tsy tokony hipetraka, na diso mihitsy e...

86. gasynamana
(
21/06/2007 00:48)
Raha misy filazana roa samihafa milaza ny zavatra iray, ka lazaina fa samy marina ireo nefa mifanohitra, ny lojika andrematoa marozevo de izao: samy tsy misy marina izy roa. Donc diso ny filazanao fa illogique ny zavatra lazaiko, na ny filazako fa noforonina io tantara io.
Manaraka:
De araho ihany andriamatoa ny lojika, Andriamanitra tokoa ve io? Raha tamin'ny TT azo ifanatrehana mivantana ve andriamanitra? Resin'ny olombelona ve Andriamanitra? Amiko dia diso io. Raha ny lojika ao amin'ny testamenta taloha no jerena.
Manaraka: taiza no nisy Teolojiana sahy nilaza fa mody resy Andriamanitra? Avy eo tohanana amin'ny ohatra tsy dia tena mari-pototra loatra. Moa ve tsy izany ny Heresie niadina tamin'ny taonjato tany aloha tany?
Iza ny pretra hiteny amin'ny olona hoe: Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Tsy fisalasalana amin'izay inoana ve zao? Raha ianao milaza ho mpitondra fivavahana aza misalasala amin'izay inoanao, aza gaga raha lasa secte ohatra ahy ny betsaka, na ho lasa athé.
Indrisy: Izaho anie efa nilaza hoe: tsy voatery hamaly ianao e. Ianao no namaly zavatra tsy hainao kanefa rehefa totofana fanontaniana miteniteny foana de lazaina fa ny methode-ko no nulle. Tsy blem zany fa CEPE ve no mba hananako koa.
Ny mahagaga koa de hoe diso ny fanontaniana. Na tsy izaho aza dia hametraka ireo fanontaniana ireo raha mamaky sy mandinika io Baiboly io. Ary matoa ny maro miezaka mamaly dia hitany fa azo valina ilay fanontaniana ary mitombona tsara ny fipetrany.
Izay indray aloha.
Manaraka:
Ianao anefa nilaza fa Andriamanitra tsy resy izany. Noho izany, raha azoko tsara, dia tsy Andriamanitra io lazaina ao amin'ny Baiboly io, satria resy.
Andriamanitra mihitsy anie izany no lazainao fa tsy izy eh... na diso... na asa koa...
De araho ihany andriamatoa ny lojika, Andriamanitra tokoa ve io? Raha tamin'ny TT azo ifanatrehana mivantana ve andriamanitra? Resin'ny olombelona ve Andriamanitra? Amiko dia diso io. Raha ny lojika ao amin'ny testamenta taloha no jerena.
Manaraka: taiza no nisy Teolojiana sahy nilaza fa mody resy Andriamanitra? Avy eo tohanana amin'ny ohatra tsy dia tena mari-pototra loatra. Moa ve tsy izany ny Heresie niadina tamin'ny taonjato tany aloha tany?
Iza ny pretra hiteny amin'ny olona hoe: Za tsy miantoka 100% hoe nisy io, nefa za koa tsy sahy milaza hoe tsy nisy io.
Tsy fisalasalana amin'izay inoana ve zao? Raha ianao milaza ho mpitondra fivavahana aza misalasala amin'izay inoanao, aza gaga raha lasa secte ohatra ahy ny betsaka, na ho lasa athé.
Efa miverimberina be ny fanontaniana.... nefa tsy misy dikany mihitsy na kely aza. Mitsimpona akotry no fahafantarako an'io. Mitantavana moka fa mitelin-drameva.
Methode d'approche : nulle.
Izaho tsy mahay mamaly tokoa satria ilay fanontaniana mihitsy no heveriko hoe tsy tokony hipetraka, na diso mihitsy e...
Indrisy: Izaho anie efa nilaza hoe: tsy voatery hamaly ianao e. Ianao no namaly zavatra tsy hainao kanefa rehefa totofana fanontaniana miteniteny foana de lazaina fa ny methode-ko no nulle. Tsy blem zany fa CEPE ve no mba hananako koa.
Ny mahagaga koa de hoe diso ny fanontaniana. Na tsy izaho aza dia hametraka ireo fanontaniana ireo raha mamaky sy mandinika io Baiboly io. Ary matoa ny maro miezaka mamaly dia hitany fa azo valina ilay fanontaniana ary mitombona tsara ny fipetrany.
Izay indray aloha.
87. ikaretsaka
(
21/06/2007 04:36)
dia ny hiady sy ny tsy hanaiky mihitsy ho resen'i marozevo lahatra ve no maha secteao an?
fomba hafa indray iny!
tsy mpomba n'iza na iza aho eto fa gaga amin'ilay valin-teny! fa taitra fotsiny!! FA AZAFADY!
(Raha sitrakao dia andao handramana soloina ho Za na Ianao na niryna na Hery na pissoa na I LD na izay tianao ilay lazainao hoe "marozevo" eto) !
fa Izany ve no maha secte anao?

88. LazaDaddy
(
21/06/2007 04:48)
gasynamako :)> mbola iverenako ito resaka ito rehefa mifanaja isika namana rehetra eto ao aoriana kely ao. Tsy dia tiako mantsy ny mijery namana "mifandrabiraby" satria misy ireo tsy mahataty adihevitra ka mivatravatra no sisa heriny :)
89. ikaretsaka
(
21/06/2007 05:14)
betsaka koa ny olona tsy mandinin-tena ka tsy mba manaiky ho diso mihitsy fa izay nanasana ny atidohany ihany!:wink:
90. gasynamana
(
21/06/2007 10:30)
Ikaretsaka: manaiky aho fa diso, ary efa nangataka famelana tamin'ny teny nataoko tsy dia aradalana loatra. Isaorako manokana ianareo nanipika manokana ny zavatra tsy nety nataoko, i xxx ao ambadika ao.
Ny nahagaga ahy anefa dia vao maika notohizini marozevo ilay zavatra. Tsy haiko hoe inona no tadiaviny.
Fanamarihana
Ny zavatra mba fantatro izay mampisalasala ahy no anontaniako eto. Izany hoe hevitro tsy itompoko teny fatratra ho marina, nefa kosa raha ny lojika no jerena dia tena maharesy lahatra ahy tanteraka. Tsy tiako ny ho diso fiheverana ka izay no antony hanontaniako sy iadiko hevitra. Donc vonona ny handray izay hevitra omena ahy aho.
Ny mampalahelo anefa dia misy ny olona tsy mba vonona ny handray izay avy amin'ny hafa. Manao haloko bika tsy tiako tarehy ka manjary miteniteny foana. Ho ahy izay hitako fa marina dia tohanako, fa izay hitako fa diso kosa dia ahitsiko, na iza izay na iza. Ary izay no tsy tantin'i marozevo. Satria aho vendrana ity ve no mba milaza zavatra marina koa, sady mba miseho mitsikerana ny zavatra tsy mety ataony.
Misaotra anao.

91. ikaretsaka
(
21/06/2007 11:50)
misaotra anao nanazava!
ary hitako koa fa mitombina ilay fanamarihana ary mitovy fomba isika raha tena izany tokoa no ataonao...
ilay tapany faharoa voalazanao dia misy tokoa, indrisy,ary lazaiko eto foana

92. gasynamana
(
21/06/2007 13:10)
hery
Raha izay no izy rahery dia tena diso na tsy lojika mihitsy, Satria ahoana no lazaina fa ilay mahery, ilay nandresy indray no hitoky amin'ilay resy? Mampisalasala izany. Indrindra raha ny contexte no jerena. Mbola ao amin'ny TT isika no miresaka.
Ka raha izay lazainao izay dia manamafy ny zavatra lazaiko hoe: tsy nisy io fa noforonina. Omena anarana vaovao izy satria iova pejy vaovao. Donc tsy manda izay nolazaiko ianao fa manamafy izay nambarako.
xxx: mba azonao hazavaina kely ve ireto azafady: etude synchronique sy ny etude diachronique.
Ka ny tantara hoe niady t@ Andriamanitra ka nandresy (izay mety azo adika ara-kevitra fa tsy ara-tantara hoe nampiseho ny heriny ka azon'Andriamanitra itokisana)
Raha izay no izy rahery dia tena diso na tsy lojika mihitsy, Satria ahoana no lazaina fa ilay mahery, ilay nandresy indray no hitoky amin'ilay resy? Mampisalasala izany. Indrindra raha ny contexte no jerena. Mbola ao amin'ny TT isika no miresaka.
sy ny hoe nitenenan'Andriamanitra hoe izao indray no anaranao... dia "mety" tsy ho nisy ara-tantara. Ny zavatra nisy dia hoe nomena anarana vaovao izy fa hiova pejy. Afaka manoratra izay heverinao hifanaraka amin'izay tantara izay koa ianao
Ka raha izay lazainao izay dia manamafy ny zavatra lazaiko hoe: tsy nisy io fa noforonina. Omena anarana vaovao izy satria iova pejy vaovao. Donc tsy manda izay nolazaiko ianao fa manamafy izay nambarako.
xxx: mba azonao hazavaina kely ve ireto azafady: etude synchronique sy ny etude diachronique.
93. marozevo
(
22/06/2007 09:34)
Aleo ary aho tsy hiditra amin'ity ady hevitra iray ity intsony, satria toa mitondra fanafintohinana ho an-dRagasy eh... "Loza ho an'izay niavian'ny fanafintohinana", manko hoy ny Evanjely.
Fa alohan'ny hialako dia tiako kosa ny manamarika izao : Raha tena fanontaniana tsotra (fa tsy tendatielle), dia tokony ho tena considere-na tsara izay fanazavana entin'ny hafa... Firifiry moa ny namana no mitondra fanazavana, nefa mba voadinika ve. Toa raisina isam-pehezan-teny fotsiny ilay izy, raisina an-tendrony fotsiny...
Raha ny fahitako ilay fanontaniana mipetraka, dia hevitra efa voarafitra mialoha, ka na iza na iza mamaly eto, dia DONC, TSY MARINA IO FA NOFORONINA. Io no miverimberina.
Ny vie privéen'olona iray kosa tsy anjaranao no miditra aminy... azy izany fa tsy anao, ary endriky ny toetranao tsy tsara ny miditra lalina amin'izany.
Mazotoa ianao miaro ny hevitrao eto, fa izaho aleo hihatakataka àry e....
Ho antsika rehetra : Eto ihany aho no tsy handray anjara intsony, fa amin'ny loha hevitra hafa, dia miaraka aminareo foana. Tsy resy tsy akory ny olo-mangina.... Misaotra.

94. gasynamana
(
22/06/2007 10:49)
marozevo: ka ianao manendrikendrika olona hoe secte mba inona no ilazana izany? Tsy misy fanazavana azonao omena na kely aza mikasika an'io fa petapetahana fotsiny. Lazainao fa nulle ny zavatra ambarako, rehefa atsikafona anefa izay mba lazainao toa tsy tantinao akory?
Ny fanamarihana nataoko dia mitombina ary tsy azonao lavina: misy porofo ary ianao nilaza azy no mbola manamafy azy hatrany.
Tiana marihana koa fa araka ny resaka nataon'ny pretra tompom-paritany ao amin'ny fiangonanay dia tafiditra ao amin'ny fandaram-pianaran'ireo mihofana ho pretra io resaka lazaiko io, ary mianatra filozofia koa ny mpihofana, donc angamba tsy pretra ianao, fa raha izy dia afaka namaly soa aman-tsara ny fanontaniako ary mba misy raisonnemnt mitombina ny valin-teninao fa tsy ohatra an'izao.
Efa misy hevitra tokoa ato amiko. Marina izany, ary izay hevitro izay no ampitahako amin'ny an'ny hafa eto raha marina na tsia. Fa tsy hoe tsy misy lazaina aho dia handray be fahatany fotsiny. Araka ny fanamarihana nataoko anefa dia vonona aho ny handray izay avy amin'ny hafa. Manohana ny hitako marina saingy raha diso kosa dia miala tsiny.
Izay!

95. niryna
(
23/06/2007 04:18)
hery:
Izaho angaha miteny hoe mifanipaka? :-)
Valio aloha izay fanontanian'i Gasynamana etsy ambony. Izy no nanokatra ny sujet.
Raha vao miresaka tantara dia mila
1. Daty
2. Toerana
3. Sources hafa milaza ilay fait.
Ka azo lazaina amin'ireo fanontanian'i gasynamana ireo ve ireo hoe Daty, toerana, loharano hafa ireo? Sa dia hoe inoako fa marina donc marina?
Ny azoko mba omena angaha dia ity.Mosesy no nanoratra ny Genesisy ary teo amin'ny 1445-1405 BC no nanoratany azy.
"Ny fiandohana na Beginnings)
Ny Testamenta Taloha dimy voalohany dia i Mosesy no nanoratra azy.
Izay mitantara ny niandohan'ny tantaran'ny olombelona,ny niavian'ireo Israely,ary ny fananantanterahan'Atra ny teniny dia ny hamonjeny ireo Israely,ny didiny ary i Abrahama no nampitainy izany.Misy fifandraisany ao amin'ny TV daholo ireo raha ohatra isika ka mamaky sy manaraka tsara ny ao anaty Baiboly.
96. niryna
(
23/06/2007 04:27)
Dia mbola ho tohizako ihany koa fa miresaka ny niandohan'izao tontolo izao ihany koa io Genesisy io,,ny maha-olona,ny fanambadiana,ny fahotana,ny karazana toerana maro,ny fiteny,ny firenena ary indrindra miresaka ireo fanafahana an'Israely tany Egypta.
Raha mijery ny geography isika dia asehony ao daholo ireo karazana toerana ireo ,ny ranomasina sy ny sisa.Porofo izany fa nisy ilay zavatra voasoratra tao anaty Baiboly.
Ny ady amin'izao fotoana izao(eny fa na somary HS kely aza)izay tsy mety tapitara mihitsy dia efa voasoratra ao daholo ireo firenena roa tsy mety misaraka ireo.(iny indray mbola sujet hafa:roll:

97. ikaretsaka
(
23/06/2007 04:29)
ekena aby anie izany ee. fa tsy mamaly ilay tenin'i gasy namana sy i hery!~
98. gasynamana
(
23/06/2007 09:43)
niryna
Io affirmation-nao io aloha dia diso tanteraka ary efa voaporofo fa tsy i Moizy no nanoratra ireo boky dimy voalohany ireo. Ireto misy antony roa mazava tsara, mbola misy hafa fa ireto dia ampy angamba:
1 - Raha jerena ny fomba fanoratra dia tsapa fa tsy olona iray no nanoratra ireo satria: style samihafa, misy ny tantara miverina indroa nefa samihafa, sns...
2 - Raha i Moizy no nanoratra ireo dia tsy ho afaka nanoratra ny fahafatesany izy, araka izay efa nolazain'i Hery ery ambony.
Efa tamin'ny taon-jato faha 13 tany ho any angamba raha tsy diso aho dia efa samy nanaiky ny rehetra fa tsy i Moizy no nanoratra ireo boky ireo.
Ny azoko mba omena angaha dia ity.Mosesy no nanoratra ny Genesisy ary teo amin'ny 1445-1405 BC no nanoratany azy.
"Ny fiandohana na Beginnings)
Ny Testamenta Taloha dimy voalohany dia i Mosesy no nanoratra azy.
Io affirmation-nao io aloha dia diso tanteraka ary efa voaporofo fa tsy i Moizy no nanoratra ireo boky dimy voalohany ireo. Ireto misy antony roa mazava tsara, mbola misy hafa fa ireto dia ampy angamba:
1 - Raha jerena ny fomba fanoratra dia tsapa fa tsy olona iray no nanoratra ireo satria: style samihafa, misy ny tantara miverina indroa nefa samihafa, sns...
2 - Raha i Moizy no nanoratra ireo dia tsy ho afaka nanoratra ny fahafatesany izy, araka izay efa nolazain'i Hery ery ambony.
Efa tamin'ny taon-jato faha 13 tany ho any angamba raha tsy diso aho dia efa samy nanaiky ny rehetra fa tsy i Moizy no nanoratra ireo boky ireo.
99. gasynamana
(
23/06/2007 09:44)
niryna: hors sujet ianao. Ny fanontaniana dia mazava tsara ireo ambony ireo. Avereno vakina.
100. niryna
(
23/06/2007 16:51)
gasynamana:
niryna: hors sujet ianao. Ny fanontaniana dia mazava tsara ireo ambony ireo. Avereno vakina.
Ny fanontanian'i hery no novaliko ka.
Manaova recherche kely,mety diso hoy ianao kanefa rehefa nanao recherche aho ka mitady izay ilain'ny namana dia nomeko:
Genesis
Author: Moses
Theme:Beginnings
Date of writing:1445-1405 BC
Exodus
Author :Moses
Theme:Redemption
Date of writing:1445-1405 BC
Leviticus
Author:Moses
Theme:Holiness
Date of writing:1445-1405 BC
Numbers
Author:Moses
Theme:Desert wanderings
Date of writing:1405 BC
Deutoronomy
Author:Moses
Theme:Convenant Renewal
Date of writing:1405 BC
-----------------------
Ho tohizako kely mba ahalalanao azy fa olon-kafa indray no nanoratra.
Joshua
Author:Joshua
Theme:Conquery Canaan
Date of writing:14 th century
---------------------------------
oops: Jereo io :D novaiko in-telo io kanefa tsy nety niala ilay sary Desert wanderings no nosoratako ary dia tsy nety niditra ilay desert :roll: in-3
Ireo izany no porofo fa Mosesy no nanoratra ny Testament Taloha dimy voalohany.