Fetsy ny gasy ("ankabeazany")

1. xxx ( 20/02/2007 06:23)
Manahoana,
Mba te hanana namana gasy mihitsy aho, fa aiza ve ka sendran'ny olona mpanararaotra sy fetsy,tia tena foana! tena hoe isaky izay namana vaovao dia misy ireo toetra ireo foana! leo be aho indraindray. Ilay olona anefa mba mahafinaritra ihany, fa vao miala any ilay fanararaotana sy fametsifetsena dia mampite hadaboka any daholo ny momba azy, tsy iray tsy roa...
O ry zareo a! fa maninona e?
répondu par fasaly le 04/03/2007 21:09
2. fasaly ( 20/02/2007 08:14)
aza omena tsiny lotra fa ny fiainana no mahatonga anzany e! ra ampisehoanao fa tsy tokony ho fanararaotana ny hananana namana dia mety hi comprendre izy de tsy hanao tsony kou! misy tkokoa alou ny namana toy izany fa mahasia miteny dia tsy hanao tsony izy, satria hitany tostra enao de avy izy am angady sy harona...
3. HESHA ( 20/02/2007 09:49)
ary sao ianao de mpijoko voajoko ?:lol::lol:
4. fasaly ( 20/02/2007 10:09)
HESHA: tena misy kosa lay mpanararaotra an! fa anjarany ny mampiseho hoe tsy azo hararaotina na izany aza de ho tonga saina izy ka!
efa mpahazo ahy io mantsy ka niova mitsy aho de ....
5. booboo ( 20/02/2007 11:29)
xxx > sao tsy ilay tena antony no tsara fantarina fa ny fomba fi-deceler-na hoe ity manipulateur fotsiny na tena azo atokisana ? :roll:
6. kelly13 ( 20/02/2007 12:15)
inn no nararaotiny?
7. andry08 ( 20/02/2007 12:36)
Dakao rehefa manararaotra ry xxx an! aza mandany andro @izany fa sokafy ny varavarana dia hampidiro ilay bôty be dia dakao!!:lol:
8. fasaly ( 20/02/2007 13:02)
kelly: tsy hainjy ve lay oul manararaotra????zà anefa de tratra foana fa farany teo zà tena nasehokoi mitsy fa misy fetrany sady tsy azo araraotina hihihi
9. vale ( 20/02/2007 15:59)
kelly13:

inn no nararaotiny?
kelly13: hihihihihi..k'hita wa!!:P

xxx: efa fantatrao fa manararotra anao ilay olona ka in no mbola ninamananao t@? de isaky ny izay manana namana vaovao gasy ve enao de toa izany foana? sao de avy aminao kosa ny antony,? heeeu..be de be ny mety ho antony? enao ihany no mahalala azy!!:°)hihihihihihi


10. xxx ( 20/02/2007 16:05)
soa ihany aloha fa tsy dia misy ho ararotina loatra aty aminay "Itony":-P afa-tsy ny fahatsoram-po ihany angamba^:^:-D:-D:-D:-D
11. fasaly ( 20/02/2007 16:27)
xxx: ka lay fahatsota-po izay anie no hanararaotiny anao e! azon'ny am fahalemem-po enao de avy izy am angady sy harona:x
12. xxx ( 20/02/2007 16:40)
fasaly: azoko nendry izany.:wink:
; fa ny an'i xxx, toa voa lava izany:-w, efa voa in3 in4 ve dia tsy mba hitandrina @izay fa...:-w
13. fasaly ( 20/02/2007 17:01)
xxx: zà nge azo am fahalemem-po indroa intelo fa après miova mafy fo amzay refa ho lava lay izy e:wink::-D
14. vale ( 20/02/2007 17:05)
:-D:-D:-D:-D
15. xxx ( 20/02/2007 19:44)
Manahoana,
Izao aho vao afaka niditra indray, ilay hoe fetsy tiako lazaina ilay genre ohatra hoe : miaraka manao magasins, dia hoe "io akia aloa aloavy fa tsy misy madinika aho fa hanao retrait aho avy eo a", ok, dia mpiampy hoe "ity koa akia dia izao izany ny volandry", ok, allez voir fa tsy misy retrait izany akory dia hoe "rehefa mihaona @ manaraka ny volandry".... tonga ny manaraka dia nodiana fanina ilay izy.
Sipa hafa indray : saika hiara hividy zavatra mitovy dia hoe aloavy any aloa akia fa rehefa avy eo soloko a! dia mampamangy koa aloha iny.
Hafa indray : mividiana hoe indry an'ity produit ity ka raha mety dia lazao aho dia hividiano aho avy eo dia atero any aminay fa soloiko ny vola... dia vola tsy ampy no omena avy eo, ny toerana hipetrahana amin'io mifanipaka halavitra be.
Sns e!
Rehefa atao ny compte dia ohatran'ny resaka vola no tena betsaka.
Inona no efa azondry ry Fasaly?


16. vale ( 20/02/2007 19:48)
xxx: ialào lavitra fa fetsy2 izany olona izany! tsy namana velively izany!:? :P
17. xxx ( 20/02/2007 20:13)
olona samy hafa daholo ireo nolazaiko ireo ka izay no mahalasa ny saiko anie
18. xxx ( 20/02/2007 20:28)
hummm hay ve misy iznay indray eeeee:-D:-D:-D, iny ndray no tsy hitako ry xxxx:{:{:{ mila malina nareo any @ manaraka. ::-w:-w:-w fa aza tsotra loatra aza!
19. xxx ( 20/02/2007 22:07)
Izaho manokana raha manana aho ka te-hanome dia hividianako izay tiany izy. Raha tsy manana hamidy aho dia tsy mitsiriritra te-hanana. Miandry ny fotoana hananako vola aho ka raha mbola mahatratra dia mividy izay tiako. Afaka manda aho fa tsy voatery hividy ho an'olona izay tsy azoko antoka ka tsy hamerina ny volako.Tsory ny fiainana fa mbola ampiasaiko @ zavatra hafa ny vola ka tsy afaka hampindrana aho @ izao fotoana izao. Raha tena te-hanana ilay zavatra ilay namanao dia tsy maintsy mahita vola izy hividianany an'io zavatra tiany ho azo io. Nisasatra ianao vao nahazo io vola io ka aza zaraina fotsiny. Raha misy tsy mihinan-kanina ohatra dia adidinao ny manome hanina azy.Fomba famaly mihaja no tsara hianaranao tsy hitavandra aminao intsony ilay namanao.
20. fasaly ( 20/02/2007 22:15)
xxx: ny efa azoko de otsan'ny andry zay koa, hoe ampindramo vola aky aloha fa tsy nitondra aho fa am faran'ny volana omeko de tonga ny faran'ny volana dia hoe: juste aky ity ny vola aty amiko fa tsy mampaninona andry ve raha amzao no omeko farany leo aho de ataoko hoe ento ho any ho andry e!
dia am manaraka de azony am tournant njay zà ohatra hoe mba ento mandeha ary aky zà dia ny lasanty aminin'io otran'ny mandeha rano fotsiny, de refa tonga any dia hoe hay aky tena tsy ao ilay olona a! grrrrrr....de zay foana de zay foana tssss am farany asehoko azy ny hatezerako de fay izy hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4577