Fetsy ny gasy ("ankabeazany")

41. vale ( 22/02/2007 21:53)
fasaly: tsy lasa kosa aloh le ataon'le namandry izany klé:{:°)
42. sitlo ( 22/02/2007 22:08)
fetsy ratsy izany fa tsy fetsy tsara.
43. karinah ( 22/02/2007 22:29)
sitlo: ka le fetsy ratsy anie no tenenina eto fa tsy hoe mapiasa ny fahaizana (intélligence") ny hafetsena tsara:-D
44. karinah ( 22/02/2007 22:30)
marani-dratsy zany!!!!!:-D
45. azzaro ( 23/02/2007 18:13)
ilay olonamametsifetsy anie avy eo "fier" ery hoe "nahavoa" e!
Izaho manokana aloha dia .... efa voa koa e! misy izany hoe ampindramo vola (aty ivelany io), fa izao sy izao (pbm iray tonne), dia mangoraka ny tena fa hoe miasa sns, dia lasa mampisambotra, faly ery ilay olona (mody mandokandoka na zavatra efa hitany isan'andro eo aza dia mody dokafana hoe "tsara akia ny volondry" fa nahazo vola io kosa io ko!
avy eo hoe "rehefa mahazo dia soloina e", tsy miantso intsony izy ary tsy tadidiny intsony ianao raha tsy efa tsy misy vola intsony indray izy, dia mody mamerina ny atsasak'ilay nindramina, nefa mindrana vaovao, tena grrrrrr mihitsy !
avy eo anefa te higeste ihany hoe "izahay nandé soirée gasy tary ananona". Tsy azoko ilay fomba fisainana!
46. karinah ( 23/02/2007 23:50)
hihihihi...:wink:

zany no atao hoe fanambakàna, manana anefa manataka ny hafa ftsn:evil:hihih
47. azzaro ( 24/02/2007 09:51)
Misy koa ilay sipa te haka sopapa amin'ny resaka mahasoa rehetra ity, nefa radine be tsy mizara izay mba mety ataony any ambadika any. Ohatra zavatra tsy misy dikany hoe : metimety ny tarehiny, dia anontaniana hoe : inona no ataondry fa mety be ny tarehindry? dia hoe "tsy misy" grrrr, nefa tena misy mihitsy fa tsy te hizara tsotra izao sao mety eo koa angamba ny anao dia tsy tiany
48. fasaly ( 24/02/2007 13:16)
hihihihi! betsaka ny sipa manao anzany fa tsy te hizara ny sekiré de bôté ny izy fa hijanona ho izy irery no tsara, misy toetra izy raha vao manao anzay ka hialao pà kounkou:-D:-D:-D
49. baw ( 24/02/2007 13:38)
inona ary ny sekré de bôté an'i fasaly fa fasaly madio b ny tarehany e? zarazarao ary e! tandremo sao kahihitra an
50. fasaly ( 24/02/2007 14:26)
tsy kahihitra aho an! zaraiko tsara mitsy zé marina no lazaiko, zà mampiasa crème du jours l'oréal, dia crème de nuits l'oréal, izay fotriny, tsy manàsa tarehy matetika fa mampiasa lait démaquillant diadermine alohan'ny asiana crème ny maraina sy ny alina io de zay monja, rare be raha manao gommage izany, sady tsy manao mask zany ....fa mety amiko tsara kalou lay l'oréal e! de faly aho mampiasa azy:wink: sady efa amantaonany maro no nampesaiko azy dia mijanona fidely aminy aho satria mety amiko;-):-D
51. baw ( 24/02/2007 15:32)
zany ka olona tsotra mahay mizara.
52. sakaizakely ( 24/02/2007 15:38)
za ndray klou dia kahihitra satria mahina sao araraotin'ny oul hany ka tena mbola tsy voadona hatr@ zao. Ny miambintena mialoha ihany no ady eo :lol:

Nena njay ny secret de mocheté-ko ry fasaly sy ry baw de Yves Rocher ihany sady vita eto antoerana ireto dia mba mi contribuer @ fivelaran'ny orinasa eto antoerana e !

Za ndray tsy tia L'oréal satria manao ekperiansa mampijaly biby reo.
53. baw ( 24/02/2007 15:50)
sakaizakely>yves rocher ange kia lazainy fa produits bio e, nefa finalement tsy d izay lôtra! nampaisa yves rocher koa za fa tsy mety amiko re a :( diadermine ko tsy mety amiko, l'oréal mba ca va sinon tsy d mampiasa produits de bôté za

mampmé koa le hoe "sekré de mocheté"
54. sakaizakely ( 24/02/2007 21:02)
baw> Yves Rocher à base de produits végétaux ary tsy manao eksperiansa @ biby, dia izay fotsiny dia ampy ahy ka

k'hita fa moche kou :lol:
55. xxx ( 25/02/2007 00:04)
baw:

sakaizakely>yves rocher ange kia lazainy fa produits bio e, nefa finalement tsy d izay lôtra! nampaisa yves rocher koa za fa tsy mety amiko re a :( diadermine ko tsy mety amiko, l'oréal mba ca va sinon tsy d mampiasa produits de bôté za

mampmé koa le hoe "sekré de mocheté"


le crème du jour Olay crème hydra-traitante reto no hitako tena tsara an...io no ampiasako efa presque taona maromaro ihany zay hoy le tsy mahay manisa fa tena mba hitako nety an!!!frizy be -15max à -30°C min aty @ nay fa tsy miontsona mitsy ny tarehiko, fa vao mesa aza miha-tanora lalandava, milay kaloha le izy eeee tsy dokambarotra!!!
56. xxx ( 25/02/2007 00:06)
io koa samy isany ze mampetipety azy fa tano ho an'izay efa mety, aza miovaova tsony!!!
57. fasaly ( 25/02/2007 08:56)
ié! samy manana ny mampety ny tarehiny fa mety ho mety aminao tsy mety amiko, ny ahy tsy miala amin'io aho fa efa zàtra an'io no mety tsara amiko koa kan!:-P
58. sakaizakely ( 25/02/2007 09:47)
fa ny hialana @ hafetsena aloha e !
nena ze tonga aty amiko ampandoavako vola raha mangataka wc : 2 €, manasa tanana 1€, rano 1 vera 0,50 €, sakafo antoandro 10 €
ny whisky sy ny apéro ihany no gratos

Tongava maro e !:D
59. fasaly ( 25/02/2007 10:04)
:?:cry::cry::cry::cry:
60. sakaizakely ( 25/02/2007 10:08)
fa ahoana akia ry fasaly ? tsy te hoavy aty amiko ve njy ? Za akia mila vola fa te handeha hody a ! efa 15€ izao no ao.
ohatrinona tokoa moa ny billet mankany amintsika ? Izahay 4 :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2328