Fetsy ny gasy ("ankabeazany")

61. fasaly ( 25/02/2007 10:15)
la zà mbola tsy mikanja, aleo ataoko any anaty hazo ihany ny ahy de maka ravina hifafàna raha izany de misasa am rano mikoriana any anaty hazo:?
62. sakaizakely ( 25/02/2007 10:32)
hanimba ny zaridainako eto ity fasaly :°)
63. kelly13 ( 25/02/2007 11:38)
tairo ny apero zany fa gratos (zay le fetsifetsy) fa aveo njy laozana sao d manjary manao vaisselle b lotra eo d mamlahelo :-D
64. fasaly ( 25/02/2007 12:45)
sakaizakely::-D:-D:-D:-D ka totofana anie ky ravô vita e!:roll:

kelly: mampatsiaro ahy tatara tena marina njy fa tam st valentin teo nisy mpisakafo tany am resto , dia amzao tsy azo hatao tsony ny mifoka ao anaty resto fa any ivelany, dia mandeha mifoka any ivelany foana ireto olona roa iray latabatra, dia efa lany ny dessert dia mody hoe hande hifoka any ivaly, savy de lasa wa! tsy nadoha vola:-D:-D:-Dizany no tena hatao hoe fetsy ratsy no mpangalatra.....:x
65. sakaizakely ( 25/02/2007 12:56)
mamono fakambonikazo zany tetik'i fasaly izany ka

fa le adinay tany @ resto iny kay ve sirik'indry e ? Za akia iny a ! :-D :-D :-D
66. fasaly ( 25/02/2007 17:24)
:roll::roll::roll:an ahn! hay ve njy ty tena fetsy ratsy toa izany e! fa de tsy nibotsina be ve ny kiobonareo zany fah itako nanozona mitsy lay tompon'ny resto:-D
67. fasaly ( 25/02/2007 17:28)
sakaizakely! ao ary fa tsy hamono fakambonikazo tsony aho fa hiova lasy refa lafo lotsa ny mande wc ao aminjy e! jereo tsara aza:wink:


http://img478.imageshack.us/img478/217/97922728828071812174710hy9.jpg
68. fasaly ( 25/02/2007 17:29)
tsy nety lay sary tonga de directa fa averiko eto

69. kelly13 ( 25/02/2007 18:22)
:-D:-D:-D:-D:-D
70. sakaizakely ( 25/02/2007 22:17)
anjekaky o ry fasaly :°)
tanjemo fa misy kovindro rottweiler ao antokontany ao:°), sao voaketoka eo ny 7mbenana :oops:
71. xxx ( 25/02/2007 23:25)
fasaly:

sakaizakely::-D:-D:-D:-D ka totofana anie ky ravô vita e!:roll:

kelly: mampatsiaro ahy tatara tena marina njy fa tam st valentin teo nisy mpisakafo tany am resto , dia amzao tsy azo hatao tsony ny mifoka ao anaty resto fa any ivelany, dia mandeha mifoka any ivelany foana ireto olona roa iray latabatra, dia efa lany ny dessert dia mody hoe hande hifoka any ivaly, savy de lasa wa! tsy nadoha vola:-D:-D:-Dizany no tena hatao hoe fetsy ratsy no mpangalatra.....:x


Fa angaha akia tsy payer avant de consommer an!!! tsy milay kosa zany, voa be nareo.
72. Fiffi ( 26/02/2007 16:37)
fasaly: grave indray iny zany klé ! njenestooo :{:{:{

hummm.....misy dinika atsy ambadika atsy miresaka momba an'io hoe "mangataka le bandy de tsy nahazo zay notadiaviny de nisarahany le sipa.......
73. fasaly ( 26/02/2007 19:42)
xxx: ahoana koa izany payer na alohan'ny hi consomme izany aky!!!tsy mbola naheno anzay njay zà kou!
otran'ny manaporitra ny olona hi consomme zany hoe toundé mandoha alohan'ny hihinakanina zany! sady toa tsy mahalala fomba be!:roll::roll:ny fatako hatramzao de refa vita kaly tsara iny de miantso ny serveur hoe svp ny addition azafady:?
74. fasaly ( 26/02/2007 19:44)
fiffi: mangataka in klou lay bandy fa tsy arako mitry lay resaka eto:? de dinika momba ny inona io ary io?????:°)
75. xxx ( 27/02/2007 06:02)
fasaly:

xxx: ahoana koa izany payer na alohan'ny hi consomme izany aky!!!tsy mbola naheno anzay njay zà kou!
otran'ny manaporitra ny olona hi consomme zany hoe toundé mandoha alohan'ny hihinakanina zany! sady toa tsy mahalala fomba be!:roll::roll:ny fatako hatramzao de refa vita kaly tsara iny de miantso ny serveur hoe svp ny addition azafady:?



Non hisorohana ny fitsoahan'ny sasany sakafo lany mitsy io, resaka securité io. en general ny Macdonal na AW na Humburger aty aminay kaloha de payer avant de consommer daholo eee. tsy haiko ny anareo fa hitako pratique le izy. ary sécuritaire tsara mitsy!!! Non tsisy resaka tsy fahalalampomba mitsy fa resaka sécuritaire hialana @ le fitsoahan'ny mpividy avy teo io.
76. fasaly ( 27/02/2007 06:50)
xxx: hay ve e! ka ny mac-do sy otrzany alou dia ok! aloha! fast food hava mihitnsy fa raha mande any am grande resto ange ity lazaiko ity e!:wink: ohatra resto gastro, italien, chinois etc.....refa vita kaly mitsy lay olona vao alefa ny addition... ny antony mety hi cosomme fendevonakanina kely refa vita dessert sy ny sisa de ahoana koa no hi peayer na ny cosommation d'avance nefa ny zvtr ho fidinao anaty carte aza tsy mbola hay akory;...:wink:
77. fasaly ( 27/02/2007 06:52)
hafa mintsy ny macdo na fast food hafa io fa tsy hava....
raha resaka snack sns de aloha meloha na lay sakafo rapida otran'ny lunch garden ohatra fa raha tena mande resto enao hafa mihintsy kan!:P
78. kelly13 ( 27/02/2007 10:48)
zé faim
79. xxx ( 27/02/2007 16:07)
fasaly:

xxx: hay ve e! ka ny mac-do sy otrzany alou dia ok! aloha! fast food hava mihitnsy fa raha mande any am grande resto ange ity lazaiko ity e!:wink: ohatra resto gastro, italien, chinois etc.....refa vita kaly mitsy lay olona vao alefa ny addition... ny antony mety hi cosomme fendevonakanina kely refa vita dessert sy ny sisa de ahoana koa no hi peayer na ny cosommation d'avance nefa ny zvtr ho fidinao anaty carte aza tsy mbola hay akory;...:wink:



Ié marina io ry fasaly an!!! refa grand resto tsy payer avant de consommer. fa izao, misy le radar mirehitra mena kely iry eo ambaravarana, de zay tsy nandalo caisse tratra koa, resaka securitaire daolo zany, sa tsisy znay any @ nareo. ny fandanana mifoka etc efa misy toerna special @ zany ao @ le resto ihany io. fa refa hody tsy maintsy manadalo caisse ianao, de tratra eo tsy nandoa facture hihiiiiiiiiii!!! mitsoka facture ny radar etsy maneno, ho aiza eo eee, tsy afa-miala. resaka securitaire daolo znay an!!!
80. xxx ( 27/02/2007 16:09)
kelly13:

zé faim



andana mitady kaly!!!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5001