Fetsy ny gasy ("ankabeazany")
82. fasaly
(
27/02/2007 17:59)
xxx: tsy votery hitovy dool ny securité ny resto rehetsa ka! ny fifohana dia mivoaka mihitsy any ivelany fa efa novaina ny lalàna aty aminay, efa nofohanana ny place ho an'ny fumeur:wink:
tsy misy radara izany ny resto aty aminay:-D:-D:-D:-D
mbola otsan'n y taloha aloha hatramzao fa raha izy hiova no tsy haiko fa nahoana no haneno lay izy , ny nolazaiko ange hoe mody nande nifoka lay mpisakafo de savy de nitsoaka ny fandoavana vola fa noheverinlay patrô ny resto fa mbola nifoka dia hiverina kinanjo sendra zay fetsiftsy e!:-P

83. fasaly
(
27/02/2007 18:02)
fiffi: ié ! nitsoka ny pail ry zalahy fa mody hoe nifoka sigara any ivelany kay efa lany ny consomasiô dia iny de tsy hita e! fay fay tery ny patrô! valeur na 100 euro:-P
84. xxx
(
27/02/2007 20:01)
fasaly:
xxx: tsy votery hitovy dool ny securité ny resto rehetsa ka! ny fifohana dia mivoaka mihitsy any ivelany fa efa novaina ny lalàna aty aminay, efa nofohanana ny place ho an'ny fumeur:wink:
tsy misy radara izany ny resto aty aminay:-D:-D:-D:-D
mbola otsan'n y taloha aloha hatramzao fa raha izy hiova no tsy haiko fa nahoana no haneno lay izy , ny nolazaiko ange hoe mody nande nifoka lay mpisakafo de savy de nitsoaka ny fandoavana vola fa noheverinlay patrô ny resto fa mbola nifoka dia hiverina kinanjo sendra zay fetsiftsy e!:-P
Eny eee, marina zany.
fa le hifoahana ange efa any ivelany mihintsy eeee, fa misy oterana fifoahana spécial aty antokotany moa iznay eeee, fa mbola anatin'le tokotanin'le resto io fa aty mabadika, aty aorina zany eeee. fa refa hivoka definitif de tsy maintsy mandalo caisse kan. de tratra eony anao hihiiiiiiiiiiiiiiiii! en yeee, tsy n yrehetra kaloha tahaka izany eeee.Samy manana ny plane -ny ny rsto tsirairay.
fa io koa question nde confiance no mikonty. haninna eo ra patro refa an....
85. fasaly
(
27/02/2007 20:48)
:tena marina raha hivaky loha amzé mpikofa sigara ny tompon'ny resto! rehefa lalàna ny tsy mahazo mifoka ao anaty resto na toerana ho an'ny publik de tokony hajaina fa izy njay ve ky hamorona tafo hoan'ny mpifoka eo hihihi! tena tsy misy anzany aloha ny aty aminay hatramzao fa mivoaka any ivelany fotriny e!:wink::wink::wink:
86. zandrikely
(
04/03/2007 16:06)
xxx :io namana fetsy io dia betsaka e , mandeha soiree zany mo dia aloavy any aloha fa omena avy eo fa eo enao no raisina , za tsy manome intsony sady mifisy olona sy namana hiarahana
fasaly : soa ihany fa mbola misy olona tsara atao namana hihihihihihihi

87. sakaizakely
(
04/03/2007 16:31)
xxx fa maninn kosa no nareo no hampandoaviny ny azy ? Samy mandoa ny azy kou. Vao miala ny trano dia efa folo hafatra hoe samia mitondra ny poketrany fa tsy any vao hoe avanséo wa avanséo. Aza mety rebirebendr'i Kotofetsy sy Imahaka wà e
88. fasaly
(
04/03/2007 21:09)
zandrikely aiza enao e!;-):-P
sakaizakely: ka raha oul malemy fo de tratra foana na mody tsy mampiseo kotofetsy aza izy e!:-P