Fetsy ny gasy ("ankabeazany")
21. sipagasy
(
21/02/2007 09:02)
xxx:
Manahoana,
Izao aho vao afaka niditra indray, ilay hoe fetsy tiako lazaina ilay genre ohatra hoe : miaraka manao magasins, dia hoe "io akia aloa aloavy fa tsy misy madinika aho fa hanao retrait aho avy eo a", ok, dia mpiampy hoe "ity koa akia dia izao izany ny volandry", ok, allez voir fa tsy misy retrait izany akory dia hoe "rehefa mihaona @ manaraka ny volandry".... tonga ny manaraka dia nodiana fanina ilay izy.
Sipa hafa indray : saika hiara hividy zavatra mitovy dia hoe aloavy any aloa akia fa rehefa avy eo soloko a! dia mampamangy koa aloha iny.
Hafa indray : mividiana hoe indry an'ity produit ity ka raha mety dia lazao aho dia hividiano aho avy eo dia atero any aminay fa soloiko ny vola... dia vola tsy ampy no omena avy eo, ny toerana hipetrahana amin'io mifanipaka halavitra be.
Sns e!
Rehefa atao ny compte dia ohatran'ny resaka vola no tena betsaka.
Inona no efa azondry ry Fasaly?
mmhhhhh fa tsya zoko koa anie ianareo e! nga ny @ maha mpinamana dia hoe"voatery" hanao ny tenin'ilay namana?? hoe vidio io sns dia avy eo omeko ny vola tsss raha izaho no atao izany dia tonga dia laviko tsotra izao hoe indry ve akia ahoa annnn tsy ampy ividianana 2 ny vola aty amiko fa efa misy alehany ireo raha hitany fa be vola ianao , dia tsy ho very ny maha mpinamana anareo raha izya ny nataonao anefa mmhhhh andramo anie e!...
22. sakaizakely
(
21/02/2007 09:31)
Aza ny gasy foana ry toi no asiana loza fa misy manao an'io koa ny vaza a ! Ity kinamanamana ity ihany io. Za dia tena méfiante na vaza na gasy tsy azon'olona araraotina izany mintsy fa haiko foana ny maminany ny hafetsen'ny olona.
toy izany koa ireo démarcheurs sy vendeurs isankarazany, tsy mahazo aina mintsy amiko.
Misy naman'ny vadiko taloha mpanao an'zany. Manao week-end any am'nay ry zareo dia miara-miantsena dia "hadinony" ny carte de crédit, dia izahay mi-avance, efa prévu hoe hi resto na hi cinéma de rehefa eo ampandoavana vola dia mody wé way ! aiza ny vola, nga tsy nentinao ny porte monnaie ? de mody mifanjana eo izy mtsam dia farany avancer-na ihany. tonga any antrano dia mody fanina @ resabe de lasa mody sans regler l'addition. Nefa samy cadres sup izy roa. Ary ry zareo tsy mi-inviter mintsy satria studio kely no ipetrahany de mody hoe tery be fa aleo mankany amin'ny anona sy ranona. Mitety oul foana no asan'izy m-tsam. Tena parigo tête de veau mitsy ka! Fisehoana ivelany no be.
Za ndray tsy naharitra ela tonga de hitako ny manège ny dia no stoper-ko tsotra izao ny relation sady nazavaiko t@ vadiko ny antony ary teo lery vao tonga saina.
Ny mpanararaotra dia tsy maintsy misy foana fa anjaranao ny mitandrina. Tadidio koa fa ozy ny vaza hoe trop bon trop con, fantatry ny oul foana ny caractéristiques n'ny oul mora araraotina, mety mora azo rebirebena ianao. Tandremo ihany ilay be namana.
toy izany koa ireo démarcheurs sy vendeurs isankarazany, tsy mahazo aina mintsy amiko.
Misy naman'ny vadiko taloha mpanao an'zany. Manao week-end any am'nay ry zareo dia miara-miantsena dia "hadinony" ny carte de crédit, dia izahay mi-avance, efa prévu hoe hi resto na hi cinéma de rehefa eo ampandoavana vola dia mody wé way ! aiza ny vola, nga tsy nentinao ny porte monnaie ? de mody mifanjana eo izy mtsam dia farany avancer-na ihany. tonga any antrano dia mody fanina @ resabe de lasa mody sans regler l'addition. Nefa samy cadres sup izy roa. Ary ry zareo tsy mi-inviter mintsy satria studio kely no ipetrahany de mody hoe tery be fa aleo mankany amin'ny anona sy ranona. Mitety oul foana no asan'izy m-tsam. Tena parigo tête de veau mitsy ka! Fisehoana ivelany no be.
Za ndray tsy naharitra ela tonga de hitako ny manège ny dia no stoper-ko tsotra izao ny relation sady nazavaiko t@ vadiko ny antony ary teo lery vao tonga saina.
Ny mpanararaotra dia tsy maintsy misy foana fa anjaranao ny mitandrina. Tadidio koa fa ozy ny vaza hoe trop bon trop con, fantatry ny oul foana ny caractéristiques n'ny oul mora araraotina, mety mora azo rebirebena ianao. Tandremo ihany ilay be namana.
xxx:
Manahoana,
Izao aho vao afaka niditra indray, ilay hoe fetsy tiako lazaina ilay genre ohatra hoe : miaraka manao magasins, dia hoe "io akia aloa aloavy fa tsy misy madinika aho fa hanao retrait aho avy eo a", ok, dia mpiampy hoe "ity koa akia dia izao izany ny volandry", ok, allez voir fa tsy misy retrait izany akory dia hoe "rehefa mihaona @ manaraka ny volandry".... tonga ny manaraka dia nodiana fanina ilay izy.
Sipa hafa indray : saika hiara hividy zavatra mitovy dia hoe aloavy any aloa akia fa rehefa avy eo soloko a! dia mampamangy koa aloha iny.
Hafa indray : mividiana hoe indry an'ity produit ity ka raha mety dia lazao aho dia hividiano aho avy eo dia atero any aminay fa soloiko ny vola... dia vola tsy ampy no omena avy eo, ny toerana hipetrahana amin'io mifanipaka halavitra be.
Sns e!
Rehefa atao ny compte dia ohatran'ny resaka vola no tena betsaka.
Inona no efa azondry ry Fasaly?
23. vale
(
21/02/2007 09:52)
xxx:
olona samy hafa daholo ireo nolazaiko ireo ka izay no mahalasa ny saiko anie
xxx: mila mahay mandà enao rehefa misy ol tady hanao an'izany.hoe io alou mba vidio any fa...de teneno hoe tena mbola be koa ny alehan'ny volako fa azafady fa tsy afaka zah!!
mbà mailo @zay @ manaraka:wink::P
24. kelly13
(
21/02/2007 09:58)
hanao retrait izy aveo? kou maninn tsy tonga d asainy payer-na par carte ny zvt tedaviny? mande nge ny carte eny @ mpivarotra e au cas ou mody tsy tadidiny 8O
25. fasaly
(
21/02/2007 11:36)
sipagasy: ka raha tratran'ny fahatsorana otr'ahy aloha dia refa voa vao fay ka tsy manao tsony e!
hany ka refa tafaraka amin'io ankizy io aho dia mody manao hoe tsy manambola mihitsny satria iy dia ny mody hindrana ihany , hany ka refa tafaraka aminy ohatra ny tena te hividy zvtr tsy sahy satria izy eo:-D arahiny maso tsara mantsy raha mividy de ho kobony hoe hay i kala manambola ihany:{:{:{

26. fasaly
(
21/02/2007 11:38)
sakaizakely: marina izany aky a! tsy misy hoe vazà na gasy ny olona fetsy fa refa fetsy de misy azy dool erantany, fa i xxx nge zany tojo gasy foana dia izay no antony ilazàny hoe fetsy ny gasy e!:wink:
27. fasaly
(
21/02/2007 11:46)
vale: marina mitsy aky zany! mila mahay mandà fa sinon otran'ny hoe enao no tena vendrana e!
ohatra nisy namako nangataka service de izaho no tedaviny haka azy any atranony, izaho izany no hi deplacer nefa izy no mila ahy, amin'io ny mande any aminy manao detour be mitry.....
dia efa leo leo ny hafetseny aho de nolaviko tsotra izao hoe mandehàna train wa de tsenaiko ao am gare de zay vao miaraka ....de hoy izy namaly ahy hoe ka ny train nge ky lafo be amiko ny mande aller retour, 6euro io...vao maika aho tofoka fa refa izy no miala vola dia maharary azy fa rehefa izaho izany de aon fotsiny????tsy nanaiky aho fa refa tsy hotonga indry wa de tsy afaka mande any aho de tonga ihany satria zavatra ho azy no natao......:{

28. xxx
(
21/02/2007 20:45)
Ny vola ange ry reto fitady eee, ny aina no zava-dhibe. Ka ra zava-dhibe aminareo, tinareo v izy maninona moa ra manome azy ra mba sendra manana???? Fa refa tsy manana omena azy kosa moa maninona ra tonga de mitsotra oe tsisy ah sao hanantena ahy aty ianao.Aleo tonga de mifampitsotra toy izay mifamitaka mifanafetsifety !!!! Satria lasa maty ny fifankatiavana ra izany!!!maninna ra directe???
29. fasaly
(
21/02/2007 20:51)
xxx: ka manomboka am fanomezana gratos am vlou! de lasa lalakita ksou de izay no hahatsapàna hoe fametsifetsena lay izy.....tonga koa anie de fantatra avy hatrany e! fa raha hanome anreo olona tena sahirana kosa alou dia tsy mampaninona ahy mihintsy e! sady zà rahateo antra olona tsy olana zany fa le fait hoe hmetsifetsy foaana no grrrrrr de eviter-na e! ny fifankataivana tsy ho faty fa ny fifaneraseràna matetika no tsy hatao:wink:
30. xxx
(
21/02/2007 21:34)
fasaly:

hummmmmmmmmmmmm, eh ben!:roll:
32. xxx
(
21/02/2007 22:07)
Za aloha efa tratra io fampindramam-bola tsy miverina io foana fa zao vao fay e, misy tena mitalaho hoe miatra aman'aina de de rehefa vita ny ilaina anao na ny mba miala-tsiny aza hoe "mbola tsy manana aho" na miarahaba aza tsy ataony intsony
33. vale
(
22/02/2007 00:06)
fasaly:fasaly: tena misy reny ol kifetsy2 reny kah!
vale: marina mitsy aky zany! mila mahay mandà fa sinon otran'ny hoe enao no tena vendrana e!
ohatra nisy namako nangataka service de izaho no tedaviny haka azy any atranony, izaho izany no hi deplacer nefa izy no mila ahy, amin'io ny mande any aminy manao detour be mitry.....
dia efa leo leo ny hafetseny aho de nolaviko tsotra izao hoe mandehàna train wa de tsenaiko ao am gare de zay vao miaraka ....de hoy izy namaly ahy hoe ka ny train nge ky lafo be amiko ny mande aller retour, 6euro io...vao maika aho tofoka fa refa izy no miala vola dia maharary azy fa rehefa izaho izany de aon fotsiny????tsy nanaiky aho fa refa tsy hotonga indry wa de tsy afaka mande any aho de tonga ihany satria zavatra ho azy no natao......:{
ny hitako indray de taloha zany tany dago io de misy ankizy izay isaky ny hijery specacle ohatra na ...de mazoto be izy hanangona ny volanay rehetra hidirana, de avy eo ataony tsy ampy1 le izy, de izy @ io maka ny billet 1 an, de miditra meloha de manisa le papiditr'ol de ze farany indd wain be eo, nefa izy no tsy nando vola,ihihihi
efa nahita maromaro ihany koa zah, ka ary tsy ny aty ivelany ihany no panao an'io , fa ny any an-toerana koa aza ry xxx!!
34. vale
(
22/02/2007 00:12)
fasaly> farany raha vao hoe izy no hanan gombola hividy ny billet, de efa mailo dol, tonde isaina mitsiny alou ny isan'ny billets :-D:-D:-D:lol:
35. vale
(
22/02/2007 00:20)
kelly13:hihihihihihihihi, kelly13:lol:
hanao retrait izy aveo? kou maninn tsy tonga d asainy payer-na par carte ny zvt tedaviny? mande nge ny carte eny @ mpivarotra e au cas ou mody tsy tadidiny 8O
36. fasaly
(
22/02/2007 07:02)
ié! any dago aloha no tena mpindrana vola tsy mamerina fa iny hita mintsy hoe ilay fiainana sarotra e!:?de aleo tsy mitady itsony, fa ny an'i namana sasany aty anie ividianana parady lay vola hangatahina e!:wink:
37. soanja
(
22/02/2007 07:07)
xxx:
Manahoana,
Mba te hanana namana gasy mihitsy aho, fa aiza ve ka sendran'ny olona mpanararaotra sy fetsy,tia tena foana! tena hoe isaky izay namana vaovao dia misy ireo toetra ireo foana! leo be aho indraindray. Ilay olona anefa mba mahafinaritra ihany, fa vao miala any ilay fanararaotana sy fametsifetsena dia mampite hadaboka any daholo ny momba azy, tsy iray tsy roa...
O ry zareo a! fa maninona e?
Raha IKOTOFETSY sy IMAHAKA no tantara sy kolontsaina novoizina tamintsika Malagasy dia mazava izany fa nolazaina fa maranitra ny olona fetsifetsy sy manambaka ny namany sy ny mpiara monina aminy.
Anjarantsika anefa ny manao ohatra tsara mba ahitan'ny taranaka fa diso io fampianarana io. Ny fanaovana modely tsara no vahaolana amin'izany dia ny fanampiana namana tsy misy tombotsoa ho anao fa noho ny fitiava namana tsotra izao.
39. Zina
(
22/02/2007 19:38)
xxx [ Valio ] 21-02-2007 21:45:05
Lohateny : Re : Fetsy ny gasy ("ankabeazany")
Ny vola ange ry reto fitady eee, ny aina no zava-dhibe. Ka ra zava-dhibe aminareo, tinareo v izy maninona moa ra manome azy ra mba sendra manana???? Fa refa tsy manana omena azy kosa moa maninona ra tonga de mitsotra oe tsisy ah sao hanantena ahy aty ianao.Aleo tonga de mifampitsotra toy izay mifamitaka mifanafetsifety !!!! Satria lasa maty ny fifankatiavana ra izany!!!maninna ra directe???
io ny ala olana ry reto a....