morses
1. diamondra27
(
11/04/2006 11:30)
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?
répondu par kala le 19/04/2006 05:11
3. mamzelkely
(
11/04/2006 11:40)
mhhhh inn ko re "mila anao zah eto anilako" "j'ai besoin de toi près de moi" "I need you near" io izy nataoko am teny 3 be zao ky ry diams aaa:wink:
5. Fiffi
(
11/04/2006 11:50)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0056.gif[/IMG] de inona koa re eh ? toa ho sarotra indray izany an!
6. mamzelkely
(
11/04/2006 11:52)
ny anah klou "je t'aime" no tiko njinja ee ny olona mahazo an'io fiteny io aty amiko de tokony mba ho faly ra tia anah fa zah ts miteny an'io mitry ra tr tena tiko be le olona (l):-D:-D
10. pissoa
(
11/04/2006 12:04)
xxx :-D:-D:-D:-D
Raha efa miaraka, dia mety ho fanehoam-pitiavana daholo ny teniteny kely be dia be toy keliko, ratsiko any anaty resaka any.
Fa raha mbola tsy miaraka, dia aza mora mandray teny ho morses izany fa manjary mararirary fo fotsiny avy eo =((=((

12. Kantopitia
(
11/04/2006 14:59)
(l)Zavatra tsotra b zany é !
Mody anontanina fotsiny lé olona hoe : RAHA IZAO
NO MBA HIKOTY ANAO D HO VALINAO ENY VSA TSIA ?
D rah mamaly izy hoe eny d f azo tenenina aminy ny verité rehetra !(l) ^:^
Mody anontanina fotsiny lé olona hoe : RAHA IZAO
NO MBA HIKOTY ANAO D HO VALINAO ENY VSA TSIA ?
D rah mamaly izy hoe eny d f azo tenenina aminy ny verité rehetra !(l) ^:^
13. Herimiafina
(
11/04/2006 15:09)
diamondra27:
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?
Ahummm ahumm :-w:-w
Raha tonga de miteny anio ianao de mandositra ileiry! Ny contraire tenenina, ataovy hoe tena tsy tia anao zah,, je t,aime pas fa tonga de lasa interessé be aminao izy, ahan :@:@
15. cutie
(
11/04/2006 16:25)
Ahummm ahumm
Raha tonga de miteny anio ianao de mandositra ileiry! Ny contraire tenenina, ataovy hoe tena tsy tia anao zah,, je t,aime pas fa tonga de lasa interessé be aminao izy, ahan
marina zany ka:-D:-D:-D:-D
16. Herimiafina
(
11/04/2006 16:27)
Roa izany izao izahay no miara-miaiky, lasa afera-mpianankaviana ity klé, ahan :@:@
18. diamondra27
(
11/04/2006 16:33)
misaotra anareo naamly fa le karazana teny hafa mitsy no sarotra tenenina ka!
ohatra oe: mba mahafinaritra ahy nge ny takolakao 'ty e! :wink:
marina mitsy klou zany oe:tenenina tsy tiko ianao izany izy kanefa refa tianao lery ka tsy lazainao ny sentimaka de votsotra eo koa izy koa

20. Herimiafina
(
11/04/2006 16:39)
Okay ary e! Ity misy fomba mahomby 100%, tonga dia mampandohalika mihintsy!
Somary tena asianao kely hoe:"oay leity e! ary otsan'ny reveko be izany anie ianao e", ahan :@:@
Somary tena asianao kely hoe:"oay leity e! ary otsan'ny reveko be izany anie ianao e", ahan :@:@