morses

61. Manafo ( 12/04/2006 14:15)
Tsy izany anie ry fiffi fa tsy tokony ho hisy intsony ny fiambahambana ra vao misy mitory fity. Amiko aloha maparary fo ahy ny tsy mamoaka ny etaetako @ zay hiantefan\'ny fitiavako. Efa sendra izany manko aho t@ zay de menatra aho nilaza azy na nampiseho ny marina t@ ilay sipa ka taty ahoriana refa niaraka t@nolona izy vao nanenina be aho. Ny tena loza aza refa nolazaiko azy fa nisy fotona tena nitempo t@ aho de nanome tsiny ahy iz. Satria t@zay koa hono izy tena nihevitra tahaka ahy ihany koa fa izaho fotsiny no sisa nandrasany hamboraka t@ kanjo izay angamba no anjarako.
Nampiariko ary io hevitra nataoko oh io indray andro. Tsy nisalasala aho, nisy ihany ny fatahorana, nirisika mafy aho nanao anio evitra io, kay tonga dia tateraka teo ny fiarahanay. Expérience vécu hifampizarana io no tena marina ary mba ampiharo ange ! Ra toa ka sosotra ilay olona tinao dia miala tsiny tsotra @ ary ataovy teny ampahendrena dia ho tonga saina ihany izy.
62. kiali ( 12/04/2006 18:30)
diamondra27:

fa hono ho'aho: raha misy lhl izao ka tonga de miteny hoe:tiko be enao, mahafatifaty etc...alaiko vady,nefa mbola tsy ampy 10mn akory no niresahany taminao de efa io no lazainy, ahoana no andraisanareo an'io?



kôfy en manke no manao zany ra diams fa mefie toi an!!
63. kiali ( 12/04/2006 18:33)
cutie:

kiali,pilipitra:lol:



ka na alitara na pilipitra tsy misy aiko ko!! zah koa kôfa dondrona mintsy angamba!
64. cutie ( 12/04/2006 18:43)
kiali aza mampiresaka eo e :-D
65. diamondra27 ( 12/04/2006 19:21)
kiali: ahan, za aza mbo gaga koa! sady mampandositra le fomba firesany, sa oe: refa tenenina oe: mariazy ny sipa de oe: hanaiky directe? tandremo izany ry reto a!
66. lapino ( 12/04/2006 22:53)
little:
Tic,tic.....tac, tic ,tac, tiiiii, tic, tac....

Ngah mila asiana morse zany ndray fa tsy tonga dia katr katr ... kit kit k ... kit kat ...
67. sasa ( 13/04/2006 04:02)
diams tsy mila hianarana akia le aingam-panahy io fa tonga ho azy an!:-D:-D:-D:-D
fa amzao fotoana izao izy mbola tsy tonga indray aloha d tsy hanoratra za:-D:-D:-D
Raha vao 10mn akia no niresahana d'efa miteny an'ireo teny rehetra ireo izy d taitaitra fotsiny izy fa tsy tena fitiavana an! aza maika hoe no famaly an'azy rehefa otranreny :D
68. Fiffi ( 13/04/2006 04:51)
ny tena tsotra ry zareo dia tsy misy afatsy ity an! "Tiako ianao" :)
69. Fiffi ( 13/04/2006 04:51)
hiteny tic tac sns.... bonbon nie io tic tac io eh! :-D
70. pissoa ( 13/04/2006 05:26)
lapino:
Ngah mila asiana morse zany ndray fa tsy tonga dia katr katr ... kit kit k ... kit kat ...
Mitsaoka am'zao tabataba izao ny tsonjo fa andramo anie e :-D:-D:-D:-D
71. Fiffi ( 13/04/2006 06:08)
pissoa: :-D:-D:-D:-D
72. lapino ( 13/04/2006 07:21)
pissoa, tabataba ahoana àry fa hoe tsy asiana kôzy! Tonga fotsiny dia tak ô tak!! :wink:
73. mamzelkely ( 13/04/2006 08:47)
sô de ho lasa mi-toc toc am reto mirse bobaka beuu reto ary zay klé :^):°)
74. lapino ( 13/04/2006 08:53)
mi- cot cot dia hampi- toc toc kosa e? :wink:
75. Fiffi ( 13/04/2006 08:56)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D de hasiana tic tac :-D:-D
76. mamzelkely ( 13/04/2006 09:09)
asa ko refa be lôtra ve le tac tic entine hi-cot cot ts hi-toc toc ny farany cot cot-ina :-D:-D
77. little ( 13/04/2006 09:24)
kay!!!!!
aoka reto an!=))
78. lapino ( 13/04/2006 09:25)
ilay kôt kôt ... ma-kôt, fa mirevy tôk de tsy mi- tôk.
Rehefa kat kat ... de tak ô tak ... kit kit k ...
79. lapino ( 13/04/2006 09:26)
little > morse-nareo ihany io ka :-D:-D:-D
80. mamzelkely ( 13/04/2006 09:48)
lapino =)) anjekakooo :{:{ saika lasa ni-toc toc njay zah namaky reto kôt sy kat ary kit bdb no-tap tap-énao reto sady saika lasa n-tap tap mitry =))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6633