morses
22. Herimiafina
(
11/04/2006 16:41)
somary arahana ompa kely izy tonga de mahatonga saina avy hatrany, ahan :@
24. diamondra27
(
11/04/2006 16:43)
toa io no meimety kokoa raha izaho aloha e! satria oe: toa ohatrany fa tsy tena izy izany
de ozy zany le kofboay avy eo oe: s'il te plaƮt! tiko be nge madama e!(l)(l)(l)(l)(l)
:-D:-D:-D:-D:-D
de ozy zany le kofboay avy eo oe: s'il te plaƮt! tiko be nge madama e!(l)(l)(l)(l)(l)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina
(
11/04/2006 16:47)
Voarainao soa amantsara ny hafatra ranabavy! Mikorontana tanteraka, mizara maromazo mihintsy ny atidohany amin,io frappy io. na somary asiana kely an'ilay hoe koa: "ndehana ty mandeha any fa lasa ti an'ity zah" ahan :@:@
27. xxx
(
11/04/2006 17:18)
mety azo atao hoe "tena iriko bedaina mitsy izany ianao zo raha ny fahitako azy :P:P:D
29. Herimiafina
(
11/04/2006 17:34)
Bedaina akia ry bavy tonga de fatorana de entina eny ambony alitara an! ahan :@
31. Herimiafina
(
11/04/2006 17:43)
Tsy voatery kah, misy maniry mafy bedaina mantsy ny sipa sasany! ahan :@:@
34. kiali
(
11/04/2006 18:27)
diamondra27:
misaotra anareo naamly fa le karazana teny hafa mitsy no sarotra tenenina ka!
ohatra oe: mba mahafinaritra ahy nge ny takolakao 'ty e! :wink:
marina mitsy klou zany oe:tenenina tsy tiko ianao izany izy kanefa refa tianao lery ka tsy lazainao ny sentimaka de votsotra eo koa izy koa
zao atao diamondra an"t'as des beaux yeux tu sais" fa tonga de babo lery!!
35. kiali
(
11/04/2006 18:28)
diamondra27:
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?
na koa oe "amidiko ny tanimbariko sy ny valan'ombiko fa ahona enao amiko????":D:D:D
39. sasa
(
12/04/2006 03:56)
O ry kala kely iry
avia anie fa tiako njy
Raha enao miaraka amiko
d amidiko ny taniko
ka ny amiko rehetra
ho anao tsy misy fetra
:-D:-D:-D:-D:-D:-D io ve mety ry diams
avia anie fa tiako njy
Raha enao miaraka amiko
d amidiko ny taniko
ka ny amiko rehetra
ho anao tsy misy fetra
:-D:-D:-D:-D:-D:-D io ve mety ry diams