morses
41. berotika
(
12/04/2006 04:58)
diamondra27:tonga de teneno hoe sautes moi dessus de vvita
ankoatran'ny tiako ianao de mba te-hahalala aho hoe:
inona 'kay ny morses azo ampiasaina rehetra itoriana fitiavana?
43. mamzelkely
(
12/04/2006 05:24)
tapaka ny tsinaiko mamaky reto zavatra lazainareo =))=))
fa le izy klou olona efa miaraka aminao sa olona mbola tr miaraka ee
ra miaraka de zao : "chériiiiiiiiiii kooooooooooo ouuuuuuuuuuuuuuuuuu!!!!" :-D:-D
de ra ts miaraka de : mhhhhhhhhhh:roll: kalou eritreretina fa mbola tr tratra zah 8):-D:-D

44. diamondra27
(
12/04/2006 05:37)
mamz: les 2 akia an! na efa miaraka na tsia mety doly e! zakony tena mime fa mbola misy morses hafa kely mitsy ato an!
berotika:tonga de direct be veuuu, zany ve tsy hampandositra. Raha izaho ve vhv de miteny an'i tsy lazain'i le kof fa vhv facile eo, sady le izy tsy de le mi-saute iny nge no tena tadiavina e!
sasa: tena mety mihitsy io sady manana aingampanahy araka ny filazan'i pissoa njy an! ny blème de le fananana io aingampanahy io mihitsy e! mila ianarana ve akia io sa mande ho azy

45. diamondra27
(
12/04/2006 05:44)
fiffi: njy koa ngah gaga @ le déclaration? Le tena fomban'ny tanora @izao fotoana mihitsy nge akia no tena tsy arako e! tsy mitovy @fomba frappe-ny teo aloha
kiali: tsara aloha le miteny oe: t'as bô yeux tu sais , fa raha fiatsarambelatsihy nefa tsy vokatry ny fo kosa tsy mety e! Ny tiako lazaina de raha ohatra ka olona yeux bleus no tiko nefa izy yeux verts de tsy hahateny io mihitsy aho, raha tsy hoe angah tena hitako fa baribary maso be le olona sy mafatifaty ny masony sy fijeriny na de tsy manga maso aza:wink:

46. diamondra27
(
12/04/2006 05:48)
fa hono ho'aho: raha misy lhl izao ka tonga de miteny hoe:tiko be enao, mahafatifaty etc...alaiko vady,nefa mbola tsy ampy 10mn akory no niresahany taminao de efa io no lazainy, ahoana no andraisanareo an'io?
47. mamzelkely
(
12/04/2006 06:07)
hoy diams hoe: ny blème de le fananana io aingampanahy io mihitsy e! mila ianarana ve akia io sa mande ho azy
mila mandray :@ kely njy de miakatsa ho azy io 8):-D:-D
de le fanotanina farany io aza mino lôtra fa na 1 an aza ts ampy hahafatarana olona iray ko maika fa moins de 10mn mhhhhhhhhhhh ts mino lôtra za klé ty ee8)

48. little
(
12/04/2006 06:29)
Zao kya! ty misy fika sy morses tena mandaitra ra tena tsy te hikozy hoe je t'aime ndry fa zao mila hianarana sy mila fahazarana sao dia tsy mifankahazo an.
Tic,tic.....tac, tic ,tac, tiiiii, tic, tac....de tohizo fa tonga de kopy izy fa raha tsy kopy izy de izy mitsy no tsy mahazo an'le morses
Tic,tic.....tac, tic ,tac, tiiiii, tic, tac....de tohizo fa tonga de kopy izy fa raha tsy kopy izy de izy mitsy no tsy mahazo an'le morses
49. mamzelkely
(
12/04/2006 07:01)
mhhhhhhh zah zao ts mahazo io morse lazainaio ry little inn le tic tac tac tic io :roll:
50. little
(
12/04/2006 07:08)
Ka ndry nge tsy receptive tsony @ le morse-ko e!
Ny dikan'io zao de hoe.
Tic, tic....Malala, cherie ( mitovy manko reo)
Tac, tic....zah nge aminao ( fahanginana)
Tac, tiiii.... enao no tena tiako
Tic, tac..... ka ahoana za sy enao ....( miandry valiny)
Fa ze revinao andraisana azy ko e!

54. pissoa
(
12/04/2006 08:56)
little:Io no tena morse indrindra eto kle :-D:-D:-D
Tic,tic.....tac, tic ,tac, tiiiii, tic, tac....
55. mamzelkely
(
12/04/2006 10:32)
diams aa ka io mampisy aingampanahy vetivety njinja na ny zvt ts eritreretinjy aza mety ho vôsoratra :-D:-D lengako zany ee:-*:-*:-*
56. kala
(
12/04/2006 11:24)
diam > miasa saina ndray toi zany an!
ampiasao an'ilay hira reny ndray izy ê! hitady morse alvitra be eo sady sao tsy tadidy leizy ka voafandriky ny hevibe eo ndry:roll::roll::roll:
:-* :-* :-*:-*
ampiasao an'ilay hira reny ndray izy ê! hitady morse alvitra be eo sady sao tsy tadidy leizy ka voafandriky ny hevibe eo ndry:roll::roll::roll:
:-* :-* :-*:-*
57. Manafo
(
12/04/2006 12:41)
Tsotra be re ry Diamondra ! misy maromaro ny morse azo ampiasaina na tsy amin\'ny allalan\'ny teny aloakan\'ny vava aza @ fietsika rehetra aza dia zo atao daholo izany.Omeko oh iray i anao oh:;-) dia avieo :* tampoka teo ok ! tonga dia zonao le kozy !