morses
81. kala
(
13/04/2006 10:35)
mamzel > zà mbola tsy nanao hoe mi-kit kit (mikitikitika) de ndry =)) sahady :roll::oops::oops:
94. lema
(
16/04/2006 07:05)
tonga déteneno izy hoe "mbola mikoty ve za sa tonga de miaraka"fa tonga dé reveny be zany
97. soanja
(
18/04/2006 12:26)
Ity ny fomba nikotiko ny vadiko. Namangy azy tany amin-dry zareo aho dia tsy mbola mpisipa akory tamin'io an. Vao nahita ilay fandriny aho dia hoe: an an tsy mahazaka atsika sy ianao ity fandrina ity. Nihiratra be ny masony dia nitsiky izy. Anontanio anie izy e!
99. xxx
(
18/04/2006 20:07)
ity le zvtr tsy azo lazaina:j'aimerai te voir faire pipi tellement je t'aime. za klou tsy vavy fa lahy ka tsy haiko ra bonina io refa lazaina @ vavy...
100. kala
(
19/04/2006 05:11)
diam > tsy misy tsara noho ny avy de direkta be ihany fa tsy afenimpenina zany :wink:
fa kosa asiana diplomasia kely fotriny:-*
aza mitady zvt sarotra hoa sao tsy tadidy le morses avy eo:-$:-$:-$
raha zà tsy de misy memoara aloha de aleoko avy dia revena 8)8)8)
fa kosa asiana diplomasia kely fotriny:-*
aza mitady zvt sarotra hoa sao tsy tadidy le morses avy eo:-$:-$:-$
raha zà tsy de misy memoara aloha de aleoko avy dia revena 8)8)8)