Hilalao kely indray isika ary......
1. Fiffi
(
14/03/2006 08:27)
Izao indray ary: andao hoe mba lazaintsika tsirairay avy ny dikan'ny "ps" n'tsika . Ohatra zao hoe i pissoa= nety hoe piso kely izy :) na i diamondra=nety hoe nahazo diamondra ngeza be izy dia io no nahatonga ny ps-ny.
Fiffi ? inona moa ? :-D:-D:-D
Fiffi ? inona moa ? :-D:-D:-D
répondu par zoklbfkfk le 23/03/2006 11:52
2. Fiffi
(
14/03/2006 08:37)
[size=7]I[/size][size=8]n[/size][size=9]o[/size][size=10]n[/size][size=11]a[/size][size=12] [/size][size=13]n[/size][size=14]y[/size][size=15] [/size][size=16]d[/size][size=17]i[/size][size=18]k[/size][size=19]a[/size][size=20]n[/size][size=21]'[/size][size=22]n[/size][size=23]y[/size][size=24] [/size][size=25]p[/size][size=26]s[/size][size=27]-[/size][size=28]n[/size][size=29]t[/size][size=28]s[/size][size=27]i[/size][size=26]k[/size][size=25]a[/size][size=24] [/size][size=23]t[/size][size=22]s[/size][size=21]i[/size][size=20]r[/size][size=19]a[/size][size=18]i[/size][size=17]r[/size][size=16]a[/size][size=15]y[/size][size=14] [/size][size=13]?[/size]
3. pissoa
(
14/03/2006 09:26)
Kiiiiii, toa ny anarako no voatonona voloany ry Fiffi kle :-w:-D:-D:-D
Fa inn marina akia no nahatonga ny hoe Fiffi?
Fa inn marina akia no nahatonga ny hoe Fiffi?
4. Fiffi
(
14/03/2006 09:36)
pissoa ah! mba ex akia io nataoko io an! dia i pissoa no tato an-dohako voalohany , ilay FBI iny ka :-D:-D:-D:-D:-D Fiffi ve ? heu....... andraso kely hoe jereko :-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. diamondra27
(
14/03/2006 09:51)
De zà no ao antsain'i fiffi faharoa!!!:-D:-D:-D:-D
diamondra= vatosoa, sarobidy, maranitra (raha tsy mahay mitazona azy),de 9x3 = coup de foudre sa :*:* ,(l)(l) azo avy aminy:-D:-D:-D mamz::-$ mbola hitohy...
diamondra= vatosoa, sarobidy, maranitra (raha tsy mahay mitazona azy),de 9x3 = coup de foudre sa :*:* ,(l)(l) azo avy aminy:-D:-D:-D mamz::-$ mbola hitohy...
12. pissoa
(
14/03/2006 10:34)
Haiko nampa-mandrindra an'i mandrindra fa zah tsy hiteny :roll::-D:-D:-D
13. diamondra27
(
14/03/2006 11:16)
miandry anjy zany vô tohizana e!, Ahoana no nahatonga le oe: fiffi
14. Fiffi
(
14/03/2006 11:18)
Fiffi moa izany de zaono fandehany: tsy tiako ny filazan'ny vahiny ny fiantsohina ahy @ fanampin'anarako @ teny gasy ka naleko natsohina t@ teny vahiny dia nahena indray io dia lasa hoe Fiffi:) dia nohentiko hatraiza hatraiza io na eto koa aza! :):)
15. mamzelkely
(
14/03/2006 11:20)
diams< [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/amour/vignette/thumbnails/1036945948_gif.gif[/IMG]
de tokony hanomboka amizay zany
de tokony hanomboka amizay zany
16. Fiffi
(
14/03/2006 11:26)
satria manana fanamin'anarana @ teny vahiny aho an! iza @ izay ary ny manaraka ? :)
17. diamondra27
(
14/03/2006 11:30)
mamz: tohizo fa aza mamporisika fotsiny njy e!:wink::-D:-D:-D
de faly mahalala an'i fiffi 'zany e!
de faly mahalala an'i fiffi 'zany e!
18. mamzelkely
(
14/03/2006 11:59)
diams< atomby am njy ky aaa:-D
za naka mamzelkely sa tri za sipa manja sady kely no mademozely =))
za naka mamzelkely sa tri za sipa manja sady kely no mademozely =))
20. mandrindra
(
14/03/2006 13:03)
pissoa:
Haiko nampa-mandrindra an'i mandrindra fa zah tsy hiteny :roll::-D:-D:-D
ary mahitahita i pissoa zany an, :D
eo moa e, mbô teneno hoe
