Hilalao kely indray isika ary......

61. mandrindra ( 17/03/2006 10:43)
zany ve ry diamondra27, toa tsy fantasma tsony aloha fa io efa lasa ps io e, fa na izany za anontanio pissoa fa tsy haiko e
62. pissoa ( 17/03/2006 11:30)
watafon na fontawa:
pissoa = niantso azy hono ny mamany t@ mbola kely satraia piso no fiantsona azy zany ! piso a a a a a!!!! d tsy mamaly !!=))=))izy mantsy mafy sofina zay d zay no nahatonga an'io pissoa io !!!=))=))=))=))
:-w:-w Efa hoe tsy fidiny wa no nahatonga an'io kle =))=))=))
kala:
pissoa > nenà de hovaiko hoe "miaou" indray ny ps-ko de miaraka eny foana tsika =))=))=))=))=))
Ovao e, zarako aza knou ... de asaintsika mitady sarin-jy bobaka be kou i lapino :-D:-D:-D:-D
Fiffi:
ao mba lazao moa akia ry pissoa ahhh !!

Inn no lazaina :°):°)

mandrindra, zah kou zany tsy mahay tampoka raha ianao aza tsy mahay :oops::oops:
63. watafon ( 17/03/2006 11:34)
pissoan lazao moa fa manjary hamorona eo ndray nge za e! =))=))=)) zany mou ry piso kely an !!!:wink:
64. Fiffi ( 17/03/2006 12:29)
le hoe pissoa koh! :-D:-D:-D fa inona indray ? :-D:-D aingana ndry fa sao dia hamorona eo indray i wata an! :-D:-D:-D
65. watafon ( 17/03/2006 12:56)
:-D:-D:-D
66. Fiffi ( 17/03/2006 12:58)
io ary wata fa tonga an! aingana ndry fa mbola miheritreritra izy dia ny andry no alefa voalohany :-D:-D:-D:-D:-D
67. kala ( 17/03/2006 14:15)
pissoa > tsy raikitra le mamoaka sary klé.:-D:wink:

Asian'i dadabe le sary saka.... tary eo ndray:oops:
68. Fiffi ( 17/03/2006 15:03)
kala: manaova abracabra de mety io :-D:-D:-D
69. pissoa ( 18/03/2006 08:24)
Dain kou zany kala :-w dadabe kondrana sady manondrana lava iny :-D:-D:-D

Fiffi an, efa hoe tsy fidiny wa no nahatonga an'io eeee :roll::roll:

Watafon ngah tsy nahita version hafa? Toa tonga mivanitika fotsiny :-D:-D:-D
70. kala ( 18/03/2006 08:42)
k'izany mihitsy ange ry pissoa no nitenenako teo we hivoaka sary saka sy miaou hafakely eto tsika f'aleo mitsoaka kely :wink:

sady sao dia i wata - no ataony -fond eo:-D:-D:-D
71. diamondra27 ( 18/03/2006 09:21)
ny an'i lapino aloha de haiko no nahatonga an'io e!
de ny an'i bebe kokoa, misy itovizany:-D:-D:-D
72. watafon ( 18/03/2006 09:31)
kala, atao fond d'ecran v? :-D:-D:-D
zao zany no tena marina e ! niaraka t@ dadabe-ny ono zany pissoa t@ mbola kely d niteny oe za pipi dadabe an ; d oe ndao ary e! d metis moa zany le dadabe d oziz oe " pisses " d tsy mbola nety nanao i pissoa d naveriny oe "pisse hoa !" d zay no nahatonga le pissoa
=))=))=))=))
73. Fiffi ( 18/03/2006 09:36)
pissoa: fa hoe pisokelin'i wata ve ?:-D:-D:-D:-D
wata: :-D:-D:-D:-D:-D:-D
74. diamondra27 ( 18/03/2006 09:40)
:-D:-D:-D
75. watafon ( 18/03/2006 10:25)
Fiffi,ie :-D:-D:-D
76. pissoa ( 18/03/2006 10:35)
watafon :-w:-w=))=))=))
Aleo le version talou ihany kle :-D:-D:-D:-D
77. watafon ( 18/03/2006 13:00)
ity mbola misy version farany :.......... sshhhh , nefa aoka aloha fa mbola tsy masaka tsara ! =))=))
78. pissoa ( 18/03/2006 14:54)
Hihihi, andraoy tsara alou ary e :roll::roll:
79. watafon ( 18/03/2006 15:05)
tsy mety fa ôtsan'ny tongotr'omby angamba iz zany kle !
80. Fiffi ( 18/03/2006 20:04)
ny inona ? :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085