Hilalao kely indray isika ary......

81. pissoa ( 19/03/2006 08:20)
Inn no mahagaga an'i Fiffi :-D:-D:-D:-D
82. watafon ( 19/03/2006 10:44)
pissoa, tsy azony njay le resaka tongotr'omby e! :-D:-D
83. pissoa ( 19/03/2006 13:51)
Hihihi, raha avadika tongo-tsaka angamba dia azony :-D:-D:-D
84. Fiffi ( 19/03/2006 18:14)
fa inona hiany ary ity resaka tongotra ity re eh ?:-D
85. Fiffi ( 19/03/2006 18:14)
sa tongotra misy fofona fromazy ?:-D:-D:-D:-D
86. watafon ( 19/03/2006 19:43)
Fiffi, fondu sa ? :-D:-D:-D arakarany mantsy !!!
87. Fiffi ( 19/03/2006 20:41)
wata: berkkk !! le fromazy fondu io aloha tena mamofona be mihintsy an! sady rehefa mandrezatra dia ......:-D:-D:-D:-D:-D
88. watafon ( 20/03/2006 05:24)
d maninn kay ! nefa tiko b ! :-D:-D:-D
89. Fiffi ( 20/03/2006 07:15)
misy fofona wa koh! :-D:-D:-D
90. Veloo ( 20/03/2006 20:59)
wata za ko tiko be :-*
91. pissoa ( 21/03/2006 03:45)
Ary toa tsy resaka tongotr'omby intsony indray fa toa resaka fromazy izy izany :roll::roll:
92. Fiffi ( 21/03/2006 05:22)
pissoa: :-D:-D:-D:-D inona ary zany fofona nandalo teto zany ? ahhhh !!! kay i wata no nandalo teto avy nihinana fondu :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. watafon ( 21/03/2006 08:37)
Fiffi, :-D:-D:-D
pissoa, k tsy azon-dry zareo mitsy le resaka tongotr'omby d novainy e! :-D:-D:-D
94. pissoa ( 21/03/2006 10:20)
tssssss :-D:-D:-D:-D
zao zah njay tsy mahazo tsony :cry::cry::-D:-D:-D
95. Fiffi ( 21/03/2006 11:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
96. kala ( 21/03/2006 12:08)
pissoa > refa tsy azo tsony dia avelao any fa ity misy soupapa:-$:-$:-$:-$

veloo ve hoa nihirahira ny hiran'i mahaleo "velo" de novaina kely fotsiny mba ho veloo ê! :wink::wink:

dia ny an'i dadabe ndray angamba rankizy t@ taloha le refa manao zvtde mety le izy de nizesta sady miteny hoe "dadany be zà " de lasa dadabe :twisted::twisted::twisted::twisted:

refa tsy marina reo de ndehana ndry manontany azy. raha vao mibedy andry de omeo ny directa :-D:-D:-D:-D:-D
97. watafon ( 21/03/2006 15:48)
k maninona tokoa moa raha foronin-tsika avy hatrany fotsiny zao e ! :-D:-D
98. Fiffi ( 21/03/2006 21:15)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Content/20050411150447_ftpg_43.gif[/IMG]
99. sasa ( 22/03/2006 03:47)
ny an'ahy toa efa surnom hatram fahakely le Sasa kou:-D:-D:-D:-D:-D:-D
100. pissoa ( 22/03/2006 04:04)
Fiffi =))=))=))
Maninn mou raha izay nampa watafon an'i wata no foronina volouany e :roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044