Hilalao kely indray isika ary......

21. pissoa ( 14/03/2006 13:29)
K'efa hoe zah wa tsy hiteny eeeee
22. ari.malala ( 14/03/2006 13:36)
mamzelkely, zany an :-D:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 14/03/2006 13:45)
Fiffi:

Izao indray ary: andao hoe mba lazaintsika tsirairay avy ny dikan'ny "ps" n'tsika . Ohatra zao hoe i pissoa= nety hoe piso kely izy :) na i diamondra=nety hoe nahazo diamondra ngeza be izy dia io no nahatonga ny ps-ny.
Fiffi ? inona moa ? :-D:-D:-D

Izaho indray vao andeha hisoratra anarana tato dia nahita hoe HERY teo amin'ny page d'accueil de nahita hoe TENIMIAFINA de tsy nankasarotra intsony fa tonga izany de HERIMIFINA, hehehehehehe=))=))

24. kala ( 14/03/2006 14:04)
fiffi > fetsifetsy le lohahevitra â! fa na zany aza=D=D=D=D
kiiiii misy tsy miteny ve eo ambony eo de.......:-w:-w:-w:-w
25. pissoa ( 14/03/2006 14:13)
Kala an, dia tsy hiteny koa ve? :-D:-D:-D

Ny anah ny naha pissoa anah tsy fidiny kou :roll::-D:-D:-D
26. LouAnne ( 14/03/2006 15:20)
nenah lô dê zao azany Anne prénom-ako , Lou i papa io de lasa hoe LouAnne .
27. Fiffi ( 14/03/2006 15:35)
fiffi > fetsifetsy le lohahevitra â!
zany ve ? fa fetsifetsy ahoana aloha ? sa ve tsy tiandry ny milaza ny dikany ? :-D:-D misy secret ve zany ? :-D:-D:-D
Herimiafina: ianao aloha dia tsy nitady komplication mihinsy eh! hehehehehe :-D:-D:-D :*
pissoa: fa tsy fidiny ahoana akia ? :-D:-D:-*
mamzelkely: kayyyy !! tsy ratsy indray io an! hay manana sipa manjakely sy demoiselle !:) tandremo nareo io zaza io ry zalaha an! sao dia misy mandrebireby an! :-D:-D:-D:-D:-D:-*:-*:-*
28. Fiffi ( 14/03/2006 15:36)
dia miandry ny manaraka zany :-D:-D:-D
29. watafon ( 14/03/2006 18:07)
nenà tena tsy haiko fa d io izy io fa mbola hitady dikany za d lazaiko aminareo ihany e!:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 14/03/2006 19:55)
ny an'i watafon raha tsy mety milaza ny dikany ianao dia hataoko hoe : "fontawa" aloha an! mandra-pa..:-D:-D:-D:-D:-D
31. Veloo ( 15/03/2006 00:38)
inn marina aloha ny dikany watafon e? to tsisy mihitsy kle:-D:-D:-D
32. Fiffi ( 15/03/2006 05:12)
ie ! inona tokoa eh ? :-D ary Veloo ?
33. diamondra27 ( 15/03/2006 06:35)
mety hoe watafon = watt à fond:-D:-D:-D
34. kala ( 15/03/2006 07:57)
diam > =D=D=D=D iny an! sady njy mihitsy no nanazava azy...=))=))=))=))

nareo ve tezitra be de

andraso ary ê! kala tsy misy ifandraisany amin'ny anarako ka! fa iza mahafantatra ô!:-D:-D:-D:-D:-D
35. mamzelkely ( 15/03/2006 08:00)
kala satri njy kala de zay no nahatonga azy ko :°):-D:-D
36. Fiffi ( 15/03/2006 08:15)
kala: inona re eh ? :roll: :-D:-D
diamondra: =D=D=D mety ho faly ve wata mahita an'io ? :-D:-D sa hoe à fond la caisse ? na à fond la forme ? :-D:-D:-D:-D
37. mamzelkely ( 15/03/2006 08:25)
ary ny an diams anie ts mbola nolazainy ee :-w lôzany mitady ny an olona eo :-D
38. diamondra27 ( 15/03/2006 09:51)
mamz: njy tsy maharaka an! jereo ery mambony ery fa efa natomboko de mbola hitohy fa aleo aloha hijery ny an'ny namana hafa... Le tena maha-diamondra27:-D:-D:-D ahy mbola tsy nivoaka8)
39. mamzelkely ( 15/03/2006 09:59)
hay ve ny tena maha mamz anako mbola ts nivôka :-D:-D
40. Fiffi ( 15/03/2006 15:44)
de ahoana izany ry DM sy mamz ? dia hiandry rahoviana eto zany mba ahafantarana ny anareo ? :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083