Hilalao kely indray isika ary......

101. kala ( 22/03/2006 06:13)
tena mety zany fiffi â! =D=D=D

fa saingy zà :-w de tsy tafa nefa ê!:oops:
102. Fiffi ( 22/03/2006 06:54)
fa ahoana akia kala ? ndryyyy :-*:-*:-* andao ary tonga dia foronina fotsiny ao dia vita eh! :-D:-D:-D iza no hanomboka ? :-D:-D:-D
103. diamondra27 ( 22/03/2006 15:16)
ny nahatonga ny ps kala de satria izy kala be(= manambola be:wink:) sa tsy izany?
104. diamondra27 ( 22/03/2006 16:14)
ny an'i lapino sy bebe de oe:
refa mifampiresaka any ambadika izy mitsam de ozy bebe oe: mon lapinou a! andao @zay e! , efa vonona ny rehetra....

de namaly lapino oe: oui mon bébé , j'arrive:wink:

de 'zay

ny ahy diam's indray : dia fan an'i DIAM'S le mpihira 'za hihihih, de mbola misy hafa ihany koa...
105. pissoa ( 22/03/2006 19:17)
Hihihi, hay ve i kala kala be fa tsy kala kely e :-D:-D:-D

Efa hoe tsy izany hoa no nampa-lapino an'io lapino io fa
:roll::roll:
106. Veloo ( 22/03/2006 21:04)
pissoa :-D:-D:-D
kala a za aky mbola tsy naheno an'ilay velo ny mahaleo a hihihiihih:-D:-D
107. diamondra27 ( 23/03/2006 05:41)
pissoa: fa iza io mihinana an'i lapino io e!fa ahoana ary no nahatonga le lapino e!tendakanina kely njy ry pissoa a! tonga de indrai-mbava ve le lapino-nay tsss:-D:-D:-D
108. Fiffi ( 23/03/2006 06:16)
:-D:-D:-D:-D ataovy civet :-D:-D:-D
109. kala ( 23/03/2006 06:42)
diam > ndah moa lé :idea: zà tsy miombona njy fa raha kala sôs no resahan-dry de 1.000 FMG ange zany ê! 8O8O8O

pisoa > mety marina ihany fa tsy mbola tena marina satria zà sady mince kely no fohy kely :wink:

veloo >tsara akia le hira zay â! fa zà tsy mahay le jereo eto fa jereo ary :-D:-D:-D:-D

110. diamondra27 ( 23/03/2006 07:21)
kala: kala be = manana maizina be de be any @ coffre:wink: fa 'za tsy mahay an'izany 1000fmg 'zany
111. Fiffi ( 23/03/2006 08:28)
kala: :-D:-D:-D:-D:-D io ary fa nataon'i diam io ka mba hatsipazo kely aty we !:-D:-D:-D
112. pissoa ( 23/03/2006 08:28)
Dain kou, nareo tsy mahazo resaka tsssss :roll::roll:
Tsy i pissoa io mihinana io fa i lapino ... Tendam-bitro beeeee izy, de zany nampa-lapino an'azy :-D:-D:-D
113. Fiffi ( 23/03/2006 10:16)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/120104laughter01.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Rires/c_laugh.gif[/IMG]
114. zoklbfkfk ( 23/03/2006 11:52)
tara amin'ilay kôzy ndray zah letie.:-D:-D:-D:-D:-D



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082