Hilalao kely indray isika ary......

41. diamondra27 ( 15/03/2006 16:03)
le watt à fond de à fond @ zavatra rehetra ataony. Amin'ny fanazavana ohatra(conseil fahasalamàna...)

kala: zà mahalala fa aleo :-$:-$

mamz koa fantako fa aleo ny tompony ihany no hiteny.
42. watafon ( 15/03/2006 16:09)
andraso ary fa holazaiko e! ny dikan'ny watafon zany d we : que c beau e! za ihany no namorona an'io an !!! tsy tiako amntsy le fontawa sy watt à fond! =))=))
43. kala ( 15/03/2006 16:15)
diam 27 > sao de tsy injy ary io hitako io
:-*:-*:-*:-* de :wink:

44. watafon ( 15/03/2006 16:22)
diam :-*
45. Veloo ( 15/03/2006 16:34)
wata :-D:-D:-D:-D nadikanao t@ teny inn io que c beau io ? :-D:-D:-D
46. Fiffi ( 15/03/2006 20:09)
:-D:-D:-D:-D ny manaraka ? :-D:-D
47. bebe ( 16/03/2006 05:46)
tonga eto aho ry diamondra27 fa tsenao ary 8)
48. watafon ( 16/03/2006 06:16)
Fiffi, fiteny fontawa k !=))=))=))
pissoa = niantso azy hono ny mamany t@ mbola kely satraia piso no fiantsona azy zany ! piso a a a a a!!!! d tsy mamaly !!=))=))izy mantsy mafy sofina zay d zay no nahatonga an'io pissoa io !!!=))=))=))=))=))
49. mamzelkely ( 16/03/2006 07:01)
diams< inn mo ny nahatonga an le mamz ee za ko ngeh mbô lina ee:°):-D:-D

fiffi< refa mamaly dôly ny ankizy de mamaly amizay za:wink: na refa omen diams ny version-ny de ahitsiko kely ftsn aveo :-D:-D
50. diamondra27 ( 16/03/2006 07:29)
bebe: avia ary e!:-*:-*:-*:-*8)
de ahoana lazain'i bebe ve sa 'za no hiteny azy?:wink:

mamz: le mamz aloha de 'za no namorona azy e! fa kamo 'za isaky ny ray minitra manoratra oe: mamzely
fa ny tena dikany de efa nomeny oe: izy zany no mademoiselle aminy e! de tsiky lava sy sangisangy foana ny fiainany fa refa sérieuse de serieuse(asa sy fitiavana...)
51. Fiffi ( 16/03/2006 17:50)
mamz : dia miandry zany eh! :-D:-D
52. Veloo ( 16/03/2006 20:23)
53. mamzelkely ( 17/03/2006 05:30)
misy marina io lazain diams io ka

ny tena nahatonga an le mamzelkely ve: nanao vac tany ivelany za y a 2ans zay de nifanena tam naman cousine-nay de niarahaba ana le ankizy de we " bjr mamzel.." de nafianritra ana le izy de naleko natao mail de lasa ps-ko ato am sera2 :°) zay izy ra résumer- en qlq mots :-D:-D
54. Fiffi ( 17/03/2006 07:27)
mamz: tena tsy mila halefa lavitra ny heritreritra dia hita eh ? :-D:-D:-D:-D
55. Fiffi ( 17/03/2006 07:28)
mamz: nefa indray ary zao ndry tsy soratana intsony ny mamzelkely fa mba nahena hiany hoa "mamz":-D:-D
56. kala ( 17/03/2006 09:01)
zà tsy hiteny fa miteny hoazy ny ps ko...
misy tohiny izy io f'aleo :wink: fa sao de tsy afaka mihaona eto tsony raha vao tratra eto ka
:-D:-D:-D:-D:-D mba te-hampihomehy fotsiny zà ê!

f'angaha ilaina moa ny tena anarana?

Ary ambadika ary jerena... fa any zà tsy manao vinany

pissoa > nenà de hovaiko hoe "miaou" indray ny ps-ko de miaraka eny foana tsika =))=))=))=))=))
57. mamzelkely ( 17/03/2006 09:06)
le kely anie ry fiffi fanampiny ftsn eee:-D:-D
58. mandrindra ( 17/03/2006 09:36)
ny ahy mbola tsy haiko izay nahatonga io ps io, fa i pissoa hono no mahafanatatra izanyfa izy tsy mety hiteny :wink:
59. diamondra27 ( 17/03/2006 09:44)
mandrindra: satria enao tianao le arindran'ny olona @ ze atao (ahitsy) de mba fantasmé-nao le oe mandrindra e
60. Fiffi ( 17/03/2006 10:11)
ao mba lazao moa akia ry pissoa ahhh !! :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081