Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
1. Levy
(
21/10/2005 14:15)
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, tsy misy maharatsy azy. Fa zany hoe miankina @ tsirairay avy. Misy manko no manao hoe: Very ny fiandrianan'ny vehivavy raha izy no miteny voalohany ny fitiavany olona iray...?
répondu par kala le 29/11/2005 14:49
2. ari.malala
(
21/10/2005 14:32)
tsy za zany, za raha misy ol tiko tonga d teneniko we tiko izy:) tsy mahavery fiandrianan'ny vhv zany.
3. sipagasy
(
21/10/2005 14:44)
hihihih ny ahy kosa na dia vao voalohany aza no hitako ka raha tiako dia teneniko hoe tiako enao e! hihih tsy hitako ny olana kouuu, ny fitiavana anie tsy afaka mandefitra e!
4. Veloo
(
21/10/2005 14:46)
ari.malala, sipagasy a fisainana vao2 ndray zany ho ahy. za tsy saha miteny aloha oe tiko kle... fa ho ataoko zao hihihihih:-D:-D:-D
7. radriana
(
21/10/2005 14:48)
Tandremo ary sao tratran'ny lehilahy be vava rehefa miady, dia hoe "ianao anie no tara tamiko na nikôty ahy e, za tsy nieritreritra ny niaraka taminao mihitsy "
8. Veloo
(
21/10/2005 15:01)
radriana a tssssssssssss zany kosa dia loza kle matoa anie ilay bandy nanaiky efa nifanarahana kosa e? njy angaha hanao an'izany @ ny sipanao kle?:twisted::twisted:
9. jajaf401
(
21/10/2005 15:06)
resaka tiana hatavy jiaby zany fa io no mbola faiblesse nareo vhvv eh :-D:-D:-D:-D
10. kally
(
21/10/2005 15:32)
Ny ahy aleoko ilay lehilahy ihany no mitory kah, amin'iny mba izaho no manapa-kevitra na ho eny na tsia sady hafa ihany koa!
11. Fanja1
(
21/10/2005 16:07)
kally ka raha ilay tinjy aza tsy mety miteny , disons sarokenatra na tia olona hafa de ahoana? tsy ho hainy mihintsy zany we tia azy njy.
12. fasaly
(
21/10/2005 16:29)
miverina amy sizé aho!
hoy enao ry levy?!!! tena marina fa zà tam classe de second nandefa epistily nitory fitiavana zazalahy iray hitako fa tena tiko tokoa an! saingy injisy....:cry:
hoy enao ry levy?!!! tena marina fa zà tam classe de second nandefa epistily nitory fitiavana zazalahy iray hitako fa tena tiko tokoa an! saingy injisy....:cry:
13. Lalakely
(
21/10/2005 17:02)
toa mba te handray anjara amin'ity resakaity ko zazany, amiko toa hafahafa raha dia hoe avy de le sipa no hiteny, mba mody hasiana ihany aloha le miodina kely na de tena tia aza e! sady sao ko araraotin-dry zalahy amin'zany, ny bandy anie... na dia tianao aza e! ianao no tia fa izy::::
14. kally
(
21/10/2005 17:11)
Fanja1> Aiza kosa akia no dia tsipolotra handalo dia raikitra a? Matoa olona tiako aloha dia na izy efa mba hitako matetitetika,na izy olona mpifanerasera amiko, dia tsy mitory fitiavana izany akia fa izy no sarihana hanaraka andry mba hitory fitiavana amin-dry a!fahefana hafa ananantsika vehivavy ange izany e! ilay lehilahy avy eo no mizesta be hoe zakako ilay sipa nefa isika no efa nanokatra ny masony hahita antsika:wink:
15. Veloo
(
21/10/2005 17:15)
lalakely a ie wa retsy za aloha mbola tsy niteny fa mba fihetsika angaha no ampisehona o?:wink:
16. Herimiafina
(
21/10/2005 18:07)
Inn marina no olana e, na lahy na vavy mitory fitiavana de tokony hitovy daholo. Amin'izay kou fohy ny fotoana hanaovana fangalampiery.
19. Herimiafina
(
21/10/2005 18:57)
Sady manao santra di mondy be no manao interssante be nefa refa kotiana de mody manda kely, tsss, de Veloo mintys zay.hehehehe:-D:-D:-D:-D
20. boubounezy
(
21/10/2005 19:18)
tsy marina ny hoe very ny fiandrianany vhv ra mitory fitiavana @ lhl izy ny fitiavana tsy misy pouvoir zany fa refa ty azy lé bandy tsy zany akory ny hanambaniny any lé vhv. otranaako alou aleoko za mikoty bandy refa tiko izy é! fa tsy hiandry azy za satry misy ny lhl mety tara @ko oatra fa saingy sarokenatra dé tsy sah.
Levy:
Mbola vitsy ny vehivavy na tovovavy sahy mitory fitiavana avy hatrany @ lehilahy ( teny mivantana na an-taratasy), ankoatry ny fihetsika sy ny sisa...Fomba fijeriko, azon'izy ireo atao tsara izany, tsy misy maharatsy azy. Fa zany hoe miankina @ tsirairay avy. Misy manko no manao hoe: Very ny fiandrianan'ny vehivavy raha izy no miteny voalohany ny fitiavany olona iray...?