Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
61. sipagasy
(
23/10/2005 13:16)
ka ianao anie ry Herimiafina tsy mbola hitan'ny masoko ka tena sarotra amiko e! sady isika tena hitako @ dinika sasany fa tsy mitovy tadin-dokanga ka tena tsy ho poinsa e!hihihihi donc tsy hikoty anao aho izany hihihih, mahazahoa e!
62. dadabe
(
23/10/2005 14:09)
sipagasy > ilay olona tsy mitovy hevitra tahaka izany mihitsy matetika no lasa MPIVADYherimiafina> raha zah no teo @ toeran'ialahy dia efa nana tokinaina sahady zah ,sady io sipa io anie lety manja be e,mpianatry ny sainte chantale taloha io fa raha zah elah aza avotsotra intsony :D:@
63. sipagasy
(
23/10/2005 17:36)
mmhhhh dadabe taiza nahaizanao za tany @ sainte chantale???? mahay mitsikilo annn hihihi
64. Herimiafina
(
23/10/2005 19:07)
Eeeeh ry sipagasy efa mba top of the list ihany nefa enao tato amlé listako lavabe tato, hehehe:-D
65. rmidera
(
23/10/2005 20:14)
Izaho indray mahita fa ny vehivavy no tokony hikaoty ny lehilahy satria ny vehivavy no manana ilay intuition feminine.
66. rmidera
(
23/10/2005 20:19)
Ny vehivavy no mety afaka mahafantatra kokoa ny atao hoe fitiavana fa izahay lehilahy mety taitra amin'ny ety ivelany fotsiny.Mino aho fa ho tonga amin'io ny zava-misy rehefa atsy ho atsy satria efa manomboka mihena mantsy ny isan'ny vehivavy dia lasa ry zareo indray no hisafidy.Ny statistika farany no milaza an'io fa mety afaka 50 taona eo dia efa ny lehilahy no ho vitsy an'isa.
67. Herimiafina
(
24/10/2005 04:10)
Raha tena jerena anie le izy de toa ny vehivavy ihany no tena be manao premier pas e, be ny mikaoty lehilahy.:-$
68. majakely
(
24/10/2005 10:38)
zah aloh de tsy de sahy directe ...hataoko fona izay hahitako azy na dia hanaovako tours mille fois aza hifanenako aminy tsy mampaninona ahy !!
69. ari.malala
(
24/10/2005 11:13)
jajaf401:
ilay misarizoro no mety fa le miteny direct tsa mety ee! trop loatra kosa eh!:-D:-D
fa nahoana kosa ary no tsy mety e... aiza ho aiza no misy fitenenanan we tsy mahazo miteny ny vhv refa tia ol 1? za alo miteny e:)
70. mamzelkely
(
24/10/2005 12:04)
ny ana refa tiko izy de apiresahako alo fa za ts miteny we tiko enao de aveo amizay alaiko tsikelikely ny fitiavana de aveo zay miaraka..:wink:
71. majakely
(
24/10/2005 12:09)
tsy hitako hoe trop loatra ny any vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy fa , zah fotsiny no tsy sahy sao de .........!!!de aleoko milamina ,de avy eo ho hita eny ihany ny tohiny ko!!
72. lilbon
(
24/10/2005 13:15)
tonga de reveo eto daholo alou zany sipa mikôty bandy zany jerenay e
=))=))=))
=))=))=))
79. zama91
(
24/10/2005 16:11)
Miala tsiny fa tsy naharaka tsara an'ilay ady hevitra fa mba tena misy marina ve aloha izany sipa mitory fitiavana izany.Amin'ny general mantsy sipa misy kilema no manao an'io fihetsika io
80. fasaly
(
24/10/2005 16:46)
zama: sali klou toi!
izany ve, tena sipa misy klema ve? de am lafiny aiza le klema (klemaina ve zany???°):}
izany ve, tena sipa misy klema ve? de am lafiny aiza le klema (klemaina ve zany???°):}