Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
81. Herimiafina
(
25/10/2005 00:38)
Kay ry zama91, amboarin'i fasaly amin'izany i toi an, hehehehe:-D:-D
Ny klema amiko de maimbo vava, lava volokelika, maimbo tongotra, be volotratra.

82. lilbon
(
25/10/2005 05:04)
zama 91> izay injay le generalisation !
mantavary tany njay lery de mandevi-tsotrobe !
ravaka>weee, tena mahay mikôty njy zany an !melsi e! hihihi tokony nasianjy we :wink::wink:
herim >ahoana ?raha ana less io efa tsy niherikerika tsony za a!:):)
fasaly > enga anie mbô ho marina zany ! :):)
concl: mety ahazo ato amy serasera ato ihany za raha maharitra ka !hihihi

83. fasaly
(
25/10/2005 05:29)
hery!:lol:
zay njinja mantsy i lilbon tsy sahy mikoty de zà kou menatsa be hikoty, kanefa zany ravaka mikoty be an'i lilbon de tena ho taraiky eto aho zany ka!
sady he zany izy hoe zay sipa mikoty njay hono klemaina...de ahoana zany????
lilbon(l):-$

84. Herimiafina
(
25/10/2005 05:34)
De zao zany ny vahaolana, aleo zah kotian,i ravaka de i lilbon kotian'i toi. Dieny mbola tsy manana klema enao sy ravaka. de raha tsy mety de afamadika tampoka, hehe hehehe:-D:-D:-D
86. ravakamalala
(
25/10/2005 08:52)
mamzelkely > :-D:-D
Fasaly ^:^^:^ tena mifona akia fa tsy fantako oe efa andry lilbon a! fa na izany aza =(( aleo ihany aho izany hijanona am herimiafina. hivadika stratejy ndray hikotiana an :-D:-D

87. ari.malala
(
25/10/2005 11:48)
zama, aza generaliserna wa le resaka! za zany misy kilema @nao?:-D
88. fasaly
(
25/10/2005 12:41)
ari::-D:-D:-D tandremo aza izany, injy klou tsy klemaina e!
ravaka: mety dooly ka! mifandimby eo tsika fa ataontsika masaka mintsy reo e! omena ny aza manadino mou hoy i ari. zay sa i mamzel tsy tadidiko tsony.

91. xxx
(
25/10/2005 14:18)
Ny ana ry toi tonga dia za no manao ny premier pas raha tiako izy a, hiandry ny akoho tsy haneno eo ve nefa ny tena efa tara be. Tsy makorel anefa raha manao anizany, misy ny bandy koa tsy mahasahy mikoty fa miandry ka hifampiandry eo ve tsy antitra eo ihany, ny vadiko anisanilay tsy nahasaha mikoty sipa fa mijerijery fotsiny fa tsy mahateny na moe iray aza nefa izao nihaona ny tia sy ny manina.
92. fasaly
(
25/10/2005 14:57)
tsara be le hevitri xxx fa maninona aza no miafina e!mbo tianay ho fantatsa kou!
sonwin: ny aza manadino ve? njy kou ve mody fanina e!
tovolahy be zao kou tsy ahalala anizany, hay mou njy any amilay guten tag tokou.! ody fitia be manadala aky zany a!:wink: rehefa mahazo an'io de mivembena tsy mahita lalana mody

93. ari.malala
(
26/10/2005 07:18)
fasaly, tena mivembena v? :-D sao d tsy mahatsangana tsony aza d tsy r hiala tsony koa anaovanjy anzy e:-D:-D:-D:-D
94. mamzelkely
(
26/10/2005 13:04)
fasaly, ari: sady mivembena no ts manadinoi a... tonga (l) be mits...:-D:-D
97. Herimiafina
(
26/10/2005 15:12)
O ry xxx, tsah tinao akory ne zany le olona fa enao fotsiny no maika hanambady de samborinao be le zanak'olona e.
De refa otsan'izay njay izy de refa azonao de tsy raharahinao akory fa azonao le tanjona kendrenao de bonjour njay fiainako talou, de mitady ze tena revinao amin'izay ianao.

98. xxx
(
26/10/2005 16:32)
Herimiafina:
O ry xxx, tsah tinao akory ne zany le olona fa enao fotsiny no maika hanambady de samborinao be le zanak'olona e.
De refa otsan'izay njay izy de refa azonao de tsy raharahinao akory fa azonao le tanjona kendrenao de bonjour njay fiainako talou, de mitady ze tena revinao amin'izay ianao.
Iaho tsy nisambotra fa mba efa kopy ko toi hoe mety tara ty fa mijerijery fotsiny dia mba atao ny premier pas ary ny tenanay tsy manao premier pas raha tsy tara koa. ny vady tsy fisambotra ry toi a, sady efa hoe tia sy ny manina. ny ahy rehefa tsy mifankatia tsy tokony hivady, ary rehefa manambady dia tokony hanaja ny vady sy ny tokatrano safidy io fa tsy noterena. Aza miasa saina be loatra lesy Ra herimiafina.
99. lilbon
(
27/10/2005 08:40)
ari.>io de we namako sahady tsy hitombina ihany le tenin'lery no farany koa!hihihi