Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...

41. Herimiafina ( 22/10/2005 04:51)
Anjaranao ny mamantatra, matou ianao tsy mahita de tsy interessée izany.
42. cutie ( 22/10/2005 05:02)
lilbon lol
maso be tsy mahita zany lol
43. Herimiafina ( 22/10/2005 05:04)
Ie, sady fo kely mihidy kou, hehe:-D:-D
44. cutie ( 22/10/2005 05:06)
herimiafina koa , zany ve no hampianatra lol
45. Herimiafina ( 22/10/2005 05:16)
Miankina amin'ny olona sy ny passé-ny akia aio an. Ary samihafa daholo ny cas rehetra fa tsy misy lalàna tokana azo ampiarina aminy izany.
tsy mila fianarana izany fa dia mandeha hoa zy eo rehefa misy ny affinité. Tsy azo forcer-na.
46. lilbon ( 22/10/2005 06:16)
:oops::)
maso be tsy mahita ve ?:)
sao de fimy fijery vilana kou koa!:oops:
47. jajaf401 ( 22/10/2005 07:31)
zaho alou ilay maso reveko fa raha am-bava tsy tiako satria zaho sentimaka be de mety ho resin'ny sentiment ilay fitiavana, =))=))=))=))
48. tafita ( 22/10/2005 08:41)
Veloo:

ari.malala, sipagasy a fisainana vao2 ndray zany ho ahy. za tsy saha miteny aloha oe tiko kle... fa ho ataoko zao hihihihih:-D:-D:-D



Misaotra veloo a, fa tiko be koa enao
49. dadabe ( 22/10/2005 08:47)
nefa zah kounkou tia be an'i veloo :twisted:de ahona zany le:evil:
50. Herimiafina ( 22/10/2005 13:51)
Tinareo mitsam ve i Neninay? hehehehe, lasa zanakareo zany zah, hehehehe:-D:-D:-D:-D
51. sipagasy ( 22/10/2005 13:59)
Herimiafina:

Miankina amin'ny olona sy ny passé-ny akia aio an. Ary samihafa daholo ny cas rehetra fa tsy misy lalàna tokana azo ampiarina aminy izany.
tsy mila fianarana izany fa dia mandeha hoa zy eo rehefa misy ny affinité. Tsy azo forcer-na.



hihi dia ahoana injay raha samy tsy hisy hiteny ilay tiako enao?? hihihi, ekeko fa tsy azo forcena kannn
52. Herimiafina ( 22/10/2005 14:03)
Rehefa be saina be loatra de zay no mitranga, calculer-na be daholo ny zavadrehetra de lany andro manao fangalampiery nefa ny tena miha antitra. Izay le izy ry sipagasy an, be principe be ny olombelona de mandany andro be, otran'ireny hoe hiaina mandrakizay reny ery, hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D
53. mirabel ( 22/10/2005 14:07)
:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina ( 22/10/2005 14:08)
Inona nefa no atahorana mitory fitiavana ankitsirano be izao izany e, mba perta kely refa tsy nety ny tantana nefa ny perta de fiainana daholo.
55. majakely ( 22/10/2005 14:58)
Ka zai injinja anie no tsy tatinay vehivavy ry Hery ny ho perta !!!Lazaina foana fa ny lehilahy be fierté fa ny vehivavy no tena gravy !!
56. jajaf401 ( 22/10/2005 15:01)
zaho aloha lhlh fa zaho tsy mbola nahita vhvv niloabava hoe tiako enao hoatry ny fatao aminy; tsy haiko indray nareo mpandeha reo eh!! :-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 22/10/2005 15:02)
mba perta kely fotsiny e, perta amin'ny ahoana moa, perta de avy eo miarina njay de zay le fiainana.

isika mantsy miheritreritra conte de fée be loatra de tsy namoarina amin'ny perta ny fisainantsika fa succes foana hatramin'izay de mora diso fanantenana isika.

Inona nefa moa no maharatsy ny diso fanatenana, azo atao hoe tsy niaina ianao raha mbola tsy diso fanantenana izany.

Iza moa le nandiso fanantenana anao, olombelona ihany toa anao toa anah, toa antsika rehetra, mihinana de matory de mikaka otsan'ny olondrehetra ihany fa tsy hoe Andriamanitra tsy akory iny na fanahy,
58. sipagasy ( 22/10/2005 20:12)
Herimiafina:

Rehefa be saina be loatra de zay no mitranga, calculer-na be daholo ny zavadrehetra de lany andro manao fangalampiery nefa ny tena miha antitra. Izay le izy ry sipagasy an, be principe be ny olombelona de mandany andro be, otran'ireny hoe hiaina mandrakizay reny ery, hehehehehe:-D:-D:-D:-D:-D:-D



ka izay anie no mampatonga ahy hiteny tery ambony hoe tsy misy olana amiko ny hitory fitiavana voalohany raha tiako ilay olona e! hihihi i Herimiafina kay tsy nakaky izay nolazaiko akory tss hhihih
59. Herimiafina ( 23/10/2005 02:18)
Namaky zah ka de niombokevitra amin'i toi, eo hoe mba kotio kely aza zah alou hijerevana azy na poinsa na tsia, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
60. phil ( 23/10/2005 09:29)
tsy misy omentsiny ny amin'io, fa samy manana ny marina dahol na lahy na vavy ka zay tonga aloha no arahabaina fa tsy misy hoe manitsakitsaka ny fiandrianambehivavy izany, rehfa tia dia tsy tompon'ny tenany ny olona fa matoa izy tsy sahy mbola misy tsy feno tanteraka ny fitiavany an'ilay olona...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3433