Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...
103. vale
(
29/10/2005 18:58)
sss any @ "chat" kosa moa mifampisangy ry zareo à!manjary ts'hita intsony le tena resaka iadin-kevitra ny farany!
iverina kely @ le sujet ary aho : inn tokoa moa ny olana raha ny vhv no mitory fitia? amiko angamba ny olana itako dia le lhl mba tiana indray avy eo rehefa velona ny tsy fifanarahana miteny an'ile vhv hoe enao aza nikôty an'ah! nefa moa na izany aza avelao izy ilaza ze lazainy any fa naninn koa moa izy no nanaiky kôtina!

104. xxx
(
22/11/2005 16:32)
ny nahazo ahy ndray aloha de fikotiana tanteraka mihitsy eh fa tsy nisy filazana tiako ianao fotsiny. Fa rehefa toto afo le izy vao kôpy aho (sa zinga?) Fa zandrinay aloha efa sendran'ny sipa tonga dia nilaza hoe je t'aime eh!
106. kala
(
29/11/2005 14:49)
Io aloha ry zareo tsy pb mihintsy â! Porofo ny anà zao an!Tamin'ny 6 taona lasa : mbola nanana olon-kafa niaraka tamiko zay (H) t@'izany nefa tsy vitan'ny nampijaly io fa tena korera de jipôn:?:.D nisy tovolahy izay : tsy manja no le ray fa tiako sady nahafantatra ny filma ko. :lol: Tsy haiko fa nifanerasera be tamiko sy ny namako hafa. Farany tena noteneniko hoe tiako avy hatrany izy rehefa zà sy izy irery. Hafahafa taminy aloha le izy satria izy kou mbola nanana jôba hafa. Roa volana avy eoe tapa-kevitra ranamana. D nifankatia zahay. Ary tena tsy misy resaka fandatsana sy very fiandrianana zany:lol::lol: io ranona fa ao tsara. Hatramin'izao:*:*:*:*. Isaky ny miady aza de tsy vitan'ny mitory(l)(l)(l) fa make(l)(l)(l). Harami'nizao aloha d mbola mi-admirer izy we sipa grave ianao. Tsy arakaraka ny noheverany azy hono we. Heveriny fa oe degany nefa milay kay.
A vous autres les filles
A vous autres les filles