Tovovavy na vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy na...

21. jajaf401 ( 21/10/2005 19:45)
ilay misarizoro no mety fa le miteny direct tsa mety ee! trop loatra kosa eh!:-D:-D
22. hesham ( 22/10/2005 02:01)
Ny ahy kotiko @ fihetsiko raha tiako .Tsy fihetsika adaladala akory fa meko le topimaso matetika hihihihi, raha tsy taitra amin`iny dia adaboko any fa za tsy hiteny kosa e, efa fantany ny tiko tenenina de refa manantona dia hoe misy ola mitovy aminao zay ...sns .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. Herimiafina ( 22/10/2005 02:22)
Iza kou ny hisahirantsaina hamantatra ze dikan'izay fihetsikao na ze any antsainao any ry Hesham? Tonga de tsory de tsy very fotoana zah sady tsy very rondoha. hehehe hehehe:-D:-D:-D:-D
24. jajaf401 ( 22/10/2005 02:51)
zay ilay mitopimaso izay kabary hafa ry hesham fa raha mitokiky kosa de na izy tia na mitokiky haritsian'ilay lehilahy; ary maro ny voafitaka eo :-D:-D:-D:-D:-D
25. Herimiafina ( 22/10/2005 03:35)
Tena mitokiky aty aminah mintsy hoe le hesham io ry jajaf401 an. mandondona tsy nantsoina houzy le olona izay. hehehe:-D:-D
26. jajaf401 ( 22/10/2005 04:04)
zay ilay tokiky zay no analyser tsara ry hery ah!
27. Herimiafina ( 22/10/2005 04:05)
Efa no analyser-ko ihany fa toa cas persu le anazy kou, potika sy rava izy hehehe:-D:-D:-D
Tsisy fanafana cancer-mpitiavana anah no manjo azy. hehehe:-D:-D:-D
28. lilbon ( 22/10/2005 04:10)
za lelahy de za tsy de mahay mikôty sipa !
za zany mieritreritra hoe tokony tsy hisy problema na vevay no mikôty na lelahy.tokony tsiss ny olana .
29. Herimiafina ( 22/10/2005 04:13)
Zah mahita toerana be sipa mikaoty, hehehe hehehe:-D:-D:-D:-D Iza no te-hafantatsô?
30. lilbon ( 22/10/2005 04:15)
matahotsa an'izany za heri ka !
aleo za hijanona ho matotsa ihany !hihihi
nena ange iray ihany de ampy fa sao de vizaka njay za kle ! hihihi
31. pika ( 22/10/2005 04:15)
tsy voatery ilay miteny direct iny anie no hampahalalana an'ilay lhl fa tiana e azo aseho @fijery indrindraindrindra
fa lay miteny direct na manoratra aloha ilay ao aoriana any no tsy laitra e
32. cutie ( 22/10/2005 04:19)
ao aorina aiza ry pika??
33. lilbon ( 22/10/2005 04:26)
pika> zany fijery zany anie tsy azo hianteherana e!
fijery ve de ampy ahafantarako mety hirevy ana njy ohatra !
firesaka kou ve tsy ampy mou zany ry cutie ô
34. cutie ( 22/10/2005 04:34)
lilbon in a???
35. lilbon ( 22/10/2005 04:36)
hihihi!
jerena hono ny fijery de fantatra hoe itsy misy mirevy kou !hihihi
36. Herimiafina ( 22/10/2005 04:40)
Resaka maso ve, mitombina kou io.
37. cutie ( 22/10/2005 04:42)
hay tsy asina resaka zany , fa maso fotsiny lol
38. Herimiafina ( 22/10/2005 04:44)
Maso fotsiny de ampy fa le miteny mantsy indraindray tsy atokisan,ny olona loatra.
39. cutie ( 22/10/2005 04:50)
hihihihihi lol
fa mety in le lazain'ny maso lol
40. lilbon ( 22/10/2005 04:51)
tsy haiko zany fa mamitaka wa zany !
sao de midofotra amy poteau eo :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3075