inona ary izany ô!!!
1. Lotsa
(
15/03/2005 09:15)
Inona no mahasamihafa an'i Tintin @ Milou :?: :D :D :D :^) :-P
Izay tsy mahavaly tsy mahazo biz'oroka
Izay tsy mahavaly tsy mahazo biz'oroka
répondu par sasa le 09/05/2005 08:15
4. mishou
(
15/03/2005 15:04)
ilay tsy mipetraka izy raha tsy @ tainy aloha labozia no valiny raha tsy misy bougeoir fa raha vita gasy ilay bougeoir dia mitombina ilay valiny.
Fa ny maha samy hafa ny tintin sy milou amiko tsy olona sy alika izany fa samy dessin animé ireny nsa samy BD fa ny tenan mahasamy hafa azy dia ny iray anankiray ny sofiny miakatra (tintin) ny iray anankiroa ny sofiny miakatra (milou). Be dia be mihitsy ny mahasamy hafa azy fa aleo aloha handrasana hoe nahazo biz'oroka aho sa tsia @ izay valiny izay dia tohizako indray @ manaraka :°)

5. sonwin
(
15/03/2005 15:07)
Mmmhh Mishou..na tsy izaho aza no nametraka fanontanina dia omeko biz oroka ianao. Lalin-tsaina an..lalina mihitsy ianao ka :wink:
6. mishou
(
15/03/2005 15:22)
misaotra betsaka sonwin @ ilay biz'oroka an! Tahiriziko tsara mihitsy fa mbola étudié na kely ilay fomba hitahirizana azy e. :roll:
8. routa
(
15/03/2005 16:38)
zao ary ty ndray a!
misy rangahy iray mipetraka ampitandrano tsy maintsy miapita lakana vao afaka miantsena manana alika izy ty manaraka foana ilay alikany , nefa andeha hividy vary sy akoho tsy mety mijanona lay alika de entiny
ilay lakana tsy mahazaka raha tsy olona ray sy zavatra ray raha tsy zany milentika ny lakana.Rehefa
azo ary ny entana de ahoana no ataony mba ahatonga ny entana eny an-trano lay (vary sy akoho ary ny alikany) ?

10. routa
(
16/03/2005 08:25)
de ahoana no fomba ahatongavan ny vary, akoho , ny alika tsy azo ariana nefa reo tsy maintsy tonga any an-trano .
11. sonwin
(
16/03/2005 15:13)
Mande aloha i Ranga sy ny akoho.Apetraka eny ampita ny akoho dia miverina indray. Entina faharoa ny vary, de refa tonga eny ampita ny vary dia miverina Ranga miaraka amin'ny akoho. Apetraka indray ny akoho, dia entina ny alika. Tonga eny ampita zany zao ny vary sy alika an. De iny ranga miverina indray maka ny akoho ..dia tafa izay rehetra tsy nisy nifampihinana.
12. mandrindra
(
16/03/2005 15:14)
Ampitaina aloha ny akoho. Mijanona izany ny vary sy alika, ny alika tsy mihinambary manta. Avy eo miverina dia ampiataina indray ny vary. Rehefa tafita ny vary dia entina miverina ny akoho (raha avela eo ny akoho dia laniny ny vary). Apetraka indray ny akoho dia entina ny alika. Efa tafita izany ny vary sy ny alika. Dia miverina maka ny akoho mampita azy. Tonga soa daholo ny entana.
13. sonwin
(
16/03/2005 15:16)
mandrindra> toa izay nolazaiko ihany nge izany averinao izany e :-D :-D
14. mandrindra
(
16/03/2005 15:22)
Tena nifanindry ilay soratra e, aza tsiny fa mbola tsy teo ny valiny nandritry ny narotako azy
19. mishou
(
17/03/2005 11:34)
naninona aloha routa raha nanao ilay ankamantat'i routa t@ fiche vaovao fa miaraka daholo ny akoho amam-borona ato sy ny alika sy ny vary.
:^)
:^)