inona ary izany ô!!!

41. dadabe ( 29/03/2005 15:51)
routa>zah efa namaly hoe mbola teo le peratra kle jereo io ambony io
zah koa mba hanao
inona ary izany
samia maminany
irika bitika ivoahan'ny amaa....!? 8-) he he he
42. routa ( 30/03/2005 07:27)
ka le izy ange ry dadabe nasaina naverina e! de tsy niakatra tsony aho fa diso ny an i dadabe .

ny valiny de zao kay tsy tao le peratra fa nosoloiny karoty le izy ko .
43. routa ( 30/03/2005 07:29)
ka le amaa aloha hazavao e!
tsa hainay ny dikan io !
44. dadabe ( 31/03/2005 07:35)
routa>amaa=karaoty hihihi
45. routa ( 31/03/2005 11:29)
tsa mba magnaiky agnio agnay ry dadabe, ny anao anie
hoe inona ary zany e!


-de ny dikan ny le amaa tsa haikoiii?

-fa ny valin ny ahy karoty le izy fa tsy peratra kay
46. poupounesana ( 02/04/2005 08:41)
tsisy azoko aby na le amaaa na le caroty!
fa ty ndray ary misy eh!
niainga enao teo antanimena niarak@ le bus b reny! d nandray oll 5! tonga teo behoririka d nidina ny oll 2 d nisy 3 niakatra
tonga teny andravaoahangy ambany d nidina ny oll 1 tsy nisy niakatra! mbola maharaka daolo v?
tonga teny @ mascar d niakatra oll 3!
d aleo hatreo ihany alo fa so nareo tsy maharaka!
efa azonareo v le fanontaniana? mbo teneno kely hoe?
47. routa ( 02/04/2005 15:15)
poupounesana rehefa nisokafana lay fonony fa hoe peratra kay tsy peratra fa nisoloiny le rangahy karoty ,ilay yizy
48. poupounesana ( 03/04/2005 05:25)
karoty kely zany le izy rah zany d omby tao anatin'le boity kely! d...?
49. routa ( 03/04/2005 15:08)
zay mihitsy karoty kely notapahany vety2 to angamba le izy .de mampalahelo sattria ny vola lasa le izy tsy le peratra kay karoty .
50. dadabe ( 04/04/2005 10:08)
poupou a>maetraka kestion angah indry? zany ve tsy matematika be?? :wink: raha mba matematisianina aho mantsy de haiko io :wink: :wink: :wink: (l)
51. poupounesana ( 04/04/2005 17:29)
zany v ry dadabe? ary so d mody faninn kosa aza dadbe zany han! :wink:
52. dadabe ( 05/04/2005 10:55)
poupou> :wink: (l) valiny=1+1+5-2+3-1+3=10 sa fe misy olona 10 fara fahakeliny tao anatin'ilay bus hihihihh (l) :-* :-*
53. mishou ( 05/04/2005 11:49)
tsy mahazo kil mihitsy ilay bus, fa bus ligne firy koa izany miainga avy any antanimena dia miodina any mascar, dia mivoaka any @ mausolée sa aiza, sa efa tsy mahatadidy intsony izahay sa 194 izany dia tena mausolée no hiafarany? Nefa ange ireny 194 ireny to hipoka be foana moa sa efa bedin-dravalo raha mitondra mitsangana na mampiasa strapotin.
Routa>tsy arako mihitsy ilay hifandraisan'ilay karaoty @ ilay pratra nefa tsy nsy sopapa na karaoty teo aloha, tena vendrana angamba aho, nanana cutter koa zany lery nanapahana karaoty sns... :^) :^) :^) :^) :^)
54. sonwin ( 06/04/2005 11:39)
inona moa izany izao ny fanontaniana mipetraka?
55. routa ( 06/04/2005 12:24)
mishou aoka zay fa tsy haiko tsony le izy fa efa adinnoko teo ka!
56. mishou ( 06/04/2005 13:24)
routa> ametraho fanontaniana vaovao indray ary e
sonwin> tsy misy ilay fanontaniana bus fa tonga dia ny mpamaky no mikanty automatique hoe firy ny olona tao anay us, déformation professionnelle dol dol izany e
57. mandrindra ( 06/04/2005 15:02)
Inona ary izany : esorina ny lambamena, ohanina ny tavikena dia ariana ny sokola?
58. xxx ( 06/04/2005 15:28)
mandrindra ... ny anay nama " voaina ny vata-paty, esorna ny lambamena, de oanina ny tavi-kena" no tinay ah. Ny anareo ve nama le sôkôla njay no arina! Sampona. Fa inona alongany ny valiny e?
59. mishou ( 06/04/2005 20:47)
esorina ny hoditra litchi (lambamena), dia hohanina ny tavina litchi dia arina ny chocolat vita @ litchi. (Fa angaha moa mis izany, natioray kosa koa)

fa ilay vatapaty indray voanjo e fa tsy tavin-kna no hohanina fa ny faty ry xxx an, mifandipatra daholo ny anavanareo azy izany ohatran'ny anaranareo mifandimpatra in-3

Inona ary izany o, zany ihany o!!!!

60. mandrindra ( 07/04/2005 08:13)
mishou ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0166