inona ary izany ô!!!
82. mishou
(
22/04/2005 18:01)
sonwin sy dadabe> poussy ah kalongany fa tena izay hidirako de resaka za sy mifenty daholo daholo
Marina mafy raha hisy zaza vita androany alina raha izao no mitohy.
misy appel foana isaky ny hoe mba lasa lalina le revy :lol: :lol: :lol: :wink: :-D :-D :-D
Marina mafy raha hisy zaza vita androany alina raha izao no mitohy.
misy appel foana isaky ny hoe mba lasa lalina le revy :lol: :lol: :lol: :wink: :-D :-D :-D
83. dadabe
(
23/04/2005 07:48)
ka sady mirevy no miditra forum ihany e,no mikaly no mihaino appel ,no mi zozo sy bozy no....
87. ari.malala
(
03/05/2005 14:04)
poupounesana:
diso daolo nareo ka
averik oeto ambany aza le tantara d valio indray we
niainga enao teo antanimena niarak@ le bus b reny! d nandray oll 5! tonga teo behoririka d nidina ny oll 2 d nisy 3 niakatra
tonga teny andravaoahangy ambany d nidina ny oll 1 tsy nisy niakatra! mbola maharaka daolo v?
tonga teny @ mascar d niakatra oll 3!
5-2+3-1+3 = 8 sa diso tara loatra le famaliana anazy?
88. sonwin
(
03/05/2005 14:10)
tara io klé! poupounesana aza efa tsy makato intsony :-D mbola varina ary amin'ny resaka fitiavana ary izy fa alefaso any io valin-teninao io :lol:
