inona ary izany ô!!!

61. routa ( 07/04/2005 08:23)
=D =D =D >daholo
62. poupounesana ( 07/04/2005 08:23)
misy bus hoatran'zany kah! mandalo eo antanimena ambany d hoatrany hoe mankany soanierana saingy eo @ calumet taloha no miodina mankany behoririka)

nefa zao le fanontaniana!
iza ary no nitondra an'le bus? zé mahtia mahzo bizoroka
63. mishou ( 07/04/2005 09:24)
omeo biz'oroka foana aloha aho na tsy mahita valiny aza satria mba mandray anjara. Tsy izay moa no zava-dehibe
Tena saorotra ilay fanontanian kle, aleo atao hoe chauffeur na bus o nitondra ily bus :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
64. routa ( 07/04/2005 13:24)
ny kodiarany 4 no tena nitondra azy hihiihihi :D
65. pissoa ( 07/04/2005 13:49)
routa tsy mahay, natosika brety aza le bus ko!
66. sonwin ( 07/04/2005 17:50)
poupounesana> Bernardin no nitondra ilay bus
67. mishou ( 07/04/2005 20:52)
sonwin> fa tsy arako ilay bernardin dia inona no hifandraisany, fa maninona no tsy hoe i koto na i zefa ohatra :^) :^) :^)
68. dadabe ( 08/04/2005 05:05)
mishou+sonwin>inn no ifandraisan'ikoto sy bernardin sy.........
poupou>marina ve klou ny valiny eny ambony e?
valiny eto ambany ve tsy ny saofera e tssss lojika be zany
69. mishou ( 08/04/2005 08:30)
dadabe> efa namaly an'io aho we chauffeur fa lazain'i sonwin fa bernardin ka izay no tsy azoko we fa iza ilay bernardin
70. routa ( 08/04/2005 10:04)
sao de mba i calumet ary de soanierana ny mpndimby :D
71. sonwin ( 08/04/2005 17:23)
ny kodirana no nitondra ily bus ary Bernardin no anaran'ilay chauffeur
72. dadabe ( 09/04/2005 05:43)
kiiiiii elah ty less tsssss
inona ary izany
samia maminany
irika bitika ivoahan'ny A......
73. poupounesana ( 14/04/2005 16:54)
diso daolo nareo ka
averik oeto ambany aza le tantara d valio indray we

niainga enao teo antanimena niarak@ le bus b reny! d nandray oll 5! tonga teo behoririka d nidina ny oll 2 d nisy 3 niakatra
tonga teny andravaoahangy ambany d nidina ny oll 1 tsy nisy niakatra! mbola maharaka daolo v?
tonga teny @ mascar d niakatra oll 3!
74. kelou ( 20/04/2005 11:46)
tsy fanontaniana adaladala be dray zao ny valin'izany zany, matoa diso daholo zay nolazain'ny daholo be teooooooooooooooooo :-w
75. dadabe ( 20/04/2005 12:33)
mampiresaka indray poupou 8)
76. iartistika ( 20/04/2005 18:36)
:roll: :roll:
77. dadabe ( 21/04/2005 07:17)
78. mishou ( 21/04/2005 10:40)
:{ 8-) :arrow: :twisted: :P :wink: :? :x :wink: :-D =)) :-@ ^:^ :@ :miam: :snif: :-w =)) =))
79. Mifenty ( 21/04/2005 12:16)
hihihi
1) F= inoona ary zany v = ankamantatra

2) F= le mahia miankin-drindrina v= Sahafa

3) F= le bota mitaingin-tseza v = mananasy

4) F= hano aho ihinanako anao v = sakay


5) F = iza no vadiko virtoaly ?
80. sonwin ( 21/04/2005 15:09)
io ambonin'ialahy io ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092