inona ary izany ô!!!
22. sonwin
(
19/03/2005 19:36)
tokony miditra ato amin'ity mivanivany ity i haingo23 hanalana kely an
23. iartistika
(
19/03/2005 20:45)
dadabe>any amlisany any hono misy mihinana kika ah? esoriko ny lindy,(kôpy elà?) :-D :-D
26. routa
(
20/03/2005 12:03)
tana mahay be mihintsy anie nareo rehetra reto e! rey olona e! tehafako daholo fa zao ny ahy tsy nivoaka ny sary fa samia mihomehy de zao koa mbola muisy fa andraso aloha jereko atao ahoana ny fanoratra azy ato fa ty ndray mampihomehy misaotra
27. haingo23
(
22/03/2005 05:47)
Tafiditra aho ry sonwin a ! Ity ary misy zavatra mba henoko. Tsy lainga fa zavatra marina. Isaky ny alarobia hariva dia misy fandaharana ho an'ny ankizy ao @ RNM. Anontaniana daholo ny ankizy tsirairay na hihira na tsianjery na ankamantatra. Tonga t@ ity tovolahy 10 taona ny fandraisana fitenenena. Dia hoy izy hoe hanao ankamantatra.
Inona ary izany hoy izy : "safosafoina ny vatany hahazoana ny zavany (voany)? ".
Na ilay ramatoa mpanentana, na izao dia toran'ny hehy ary ny ankizy rehetra tao tsy nisy nahavaly. Nolazainy ihany moa ny valiny avy eo ary izay vao tena nihomehy ny rehetra
Sao mba misy mahay o!!!!

28. routa
(
22/03/2005 10:35)
lotsa > le manokatra vao2 toa manahirana fa aleo eto moa e!hihomehezana
- zao ary tantara marina koa ity an! ny lohateny ny aza mba voadona hiany e!
zao ary raha nandray bus teny ambodin isotry iny zany le olona zay taloha manko teny anaty hazo ny bus ny bus hody eny itaosy no nalaina, de maika lava reny bus reny.
Nisy rangahy zay nivarotra peratra volamena t@ izy 2 vavy, nandeha ny ady varotra tsy nety ilay ranamana rehefa hiainga ,anefa de niverina izy! iny ary ilay peratra fa tsy maninona .Ny bus efa mandeha moramora hiany de naloha ra vola de nody izy 2vavy de faly de nividy koba hhohanina fa faly e! lany ny koba de nihinana akondro de voky izy roa vavy . hijery lay peratra @ zay de ahoana ny tohiny?

29. sonwin
(
23/03/2005 10:22)
routa kosa maika be , mbola misy ankamantatra napetraky haingo23 tsy voavaly io dia efa mametraka sahady ianao1 tsy aleo ve milamina dia misesy e?
Haingo23>hazo rafetina ve?--sa ilay voankazo voarara? IoI

31. routa
(
23/03/2005 11:26)
ouay e! azafady ndrindra re ry sonwin fa tena marina zany ,mbola misy tsy voavaly kay ato sady tsy haiko koa ny valiny fa azafady .
32. dadabe
(
23/03/2005 17:24)
zay vao tonga e,tena misy milay ato kay le
iartistika>ie tena misy mihinana alika lety aty a
haingo23>ary mahay ankamatatra kay ianao a,....saingy anjaso kloou fa sao de zavatsa hafa ka hoainina eo zah kle :-D

34. dadabe
(
24/03/2005 10:06)
iartistika>misy isankarazany ,ary eny @supermarche ane zany e
haingo23>hhhmmm sao de mba ....izy aloha sioara aho fa voankazo e saingy tsy haiko
routa>de teo le peratra ka :?:

35. haingo23
(
24/03/2005 10:48)
Ao fa teniniko ny valiny notenenin'ilay tovolahy :
"olona mianika coco" satria rehefa haka ny voan'ny coco dia tsy maintsy mianika zy ary tsy maintsy tazonina sy safosafoina tsara ny vatany satria tena mahitsy be ilay izy.
Misaotra na dia tsy nahavaly aza

36. sonwin
(
24/03/2005 16:30)
eo amin'izay routa an, avereno soratana fa tsy tafakatra ery ambony intsony :lol:
37. routa
(
25/03/2005 05:31)
misaotra an i sonwin
zao arye! raha nandray bus teny ambodin isotry iny izy 2 vavy hody hoany itaosy .
Dia nisy rangahy nivarotra peratra volamena t@ izy 2vavy, nandeha ny ady varotra tsy nety ranamana de lasa. Rehefa hiainga enefa ny bus tonga ndray izy de hoe eny ary de nomena ny vola ,ny bus moa rehefa feno sady mandeha reny bus reny no miantsoantso. rehefa azony ny vola lasa le rangahy faly be izy roa vavy fa nahazo peratra volamena de faly de nividy koba sy akondrofa ho hanina eny ampandehanana tongotra fa somary mande kely vao tongaany antrano ! de nihinana lany ny koba sy ny akondro de nosokafana ny peratra de nanao ahoana ny tohiny ?