aretina sazin'A/tra ?
1. booboo
(
11/03/2005 22:43)
Tena be dia be mihitsy ny oul fantatro miteny an'io, sady tena resy lahatra mitsy a, hoe matoa oun zay marary dia nanao foana dia sazian'A/tra !
indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay oul, dray dray dray nanao fahotana mahafaty ouz
Ny hevitry ny namana ? sôtra
indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay oul, dray dray dray nanao fahotana mahafaty ouz
Ny hevitry ny namana ? sôtra
répondu par sonwin le 11/04/2005 17:39
2. maditra
(
11/03/2005 23:27)
Tsy haiko aloha fa misy ao amin'ny Baiboly ao, ho an'izay mino ny Baiboly, i Jesoa milaza hoe: "tsy izy na ny Ray aman-dreniny no nanota". Nisy nanontany azy manko na ilay olona marary no nanota na ny RAD. Mety misy sazy avy amin' Atra io fa tsy izy rehetra kosa.
hevitry maditra
hevitry maditra
3. dadabe
(
12/03/2005 04:45)
maditra>ahintsiko kely"..tsy izy no nanota na ny RAD fa ny voninahitr'A/tra no tiany hiseho..."
booboo>misy ny aretina azo @tsy fitandremana
misy ny azo tsy nahy
misy ny tonga ho azy
misy kosa anefa le tena hoe sazin'A/tra izany hoe ireo aretina tsy ahitam-panafana @maha olombelona raha tsy @alalan'ny vavaka ihany :wink: (l)

4. sipagasy
(
12/03/2005 07:46)
mba te hahafantatra ary za hoe inona avy "ireo" aretina sazin'Andriamanitra??????? mna tanisao hoe!!!! ;-)
5. dadabe
(
12/03/2005 15:51)
sipagasy>ahan ! izao ary
mba vakio hoe ity :levitikosy tokofaha26 andininy 1-20, aleo mamaky lavalava fa sao lazain'ny saasny fa hoe mitsimpona verse fotsiny ,dia tsindriko mafy le eo @andininy faha14-16,de tanisao amiko amizay hoe le aretina omen'A/tra ?heheheh tsiky fotsiny de ampy e :D (l)

6. sonwin
(
13/03/2005 13:44)
Dadabe> levitikosy izany testamenta taloha. izany hoe fiainan`ny vahoaka jiosy no tena ao, ts azo raisina ara-boasoratra ny voalaza ao fa entina fotsiny andraisana lesona hiatrehana ny fiainana ankehitriny...rehefa mamaky baiboly dia ts azo sarahina aminy ny contexte nisy tamizany fotoana izany ...Andriamanitra tsy manasazy fa Andriamanitra mpamindra fo...matoa misy ny aretina dia avy amin-tsika olombelona ihany.Ny mivoaka avy any amin'Andriamanitra dia zavatra tsara foana satria ny ratsy tsy mitoetra ao aminy.Aretina izany "ratsy"..noho izany tsy avy amin'Andriamanitra.
7. dadabe
(
13/03/2005 14:23)
sonwin>ny BAIBOLY = testamenta vaovao+testamenta taloha.
hoy sonwin>"...Andriamanitra tsy manasazy fa Andriamanitra mpamindra fo...matoa misy ny aretina dia avy amin-tsika olombelona ihany.Ny mivoaka avy any amin'Andriamanitra dia zavatra tsara foana satria ny ratsy tsy mitoetra ao aminy.Aretina izany "ratsy,andao ary fa avelatsika ny testamenta taloha raha izay no tian'ise fa andao ary hijery ny bokin'ny apokalypsy (testamenta vaovao io a)toko faha-15sy toko faha 16
fanontaniana:efa tanteraka ve ireo loza (ratsy )ireo sa tsy mbola tanteraka?de iza no handefa ireo loza ireo ?ary natokana ho an'iza?
mba diniho lahy ny soratra masina fa sao isika hisasatra fotsiny lehiretsy a :D de ampy a
sonwin==> mba valio moa e de aza mivoaka ivelan'ny soratra masina fa manjary ny fisainantsika olombelona no manjaka fa tsy ny Fanahin'A/tra
misaotra e :-*

8. sonwin
(
13/03/2005 14:44)
Dadabe> ekena tsy mivoaka ny soratra masina fa zao ange e, ny soratra masina no base hitondrana ny fiainana kanefa ny fiangonana koa dia mitondra fampianarana mianga avy amin soratra masina ary miatrika ny zava-misy ankehitriny. Maro ny teny voalaza ao amin soratra masina no nosoratana nohon'ny zava-misy tamizany fotoana izany, ary ny lesona no tsoahitsika fa ts arahina ara-bakiteny. Izay no mahatonga ahy miteny hoe ts maintsy jerena ilay contexte hoe fotoana toy inona no nanoratana ilay boky ny taratasy ao amin baiboly. Apokalipsy ve??mmhh fantatrao ve hoe vanim-potoana oviana no nanoratana ny apokalipsy ary inona ny zava-nitranga tamizany fotoana izany? ..ny ahy raDadabe :lol: ny apokalipsy sari-teny no betsaka ao, raha voalaza ao aza fa hisy loza sy ny etc...fanambarana sy famantarana ihany izany, ary ny fiainana miankina amin soratra masina ts izay voalazana boky na andalana iray fa izay hevi-baventy mivoaka avy ao izay voafehy ao anatin phrase roa: Tiavo ny Tompo Andriamanitrao, tiavo ny namano tahaka ny tenanao.Ireo dia ampy fa ts miasa saina amin apokalipsy izany.Andriamanitra ry nao tsy hamboly aretina handringanana ny olombelona an. Tsy mpamono izy fa mpamelona. Fa ny asan-draolombelona ihany no mitondra any amin aretina .
9. xxx
(
13/03/2005 14:58)
booboo:
Tena be dia be mihitsy ny oul fantatro miteny an'io, sady tena resy lahatra mitsy a, hoe matoa oun zay marary dia nanao foana dia sazian'A/tra !
indrindra moa raha aretina terrible no mahazo ilay oul, dray dray dray nanao fahotana mahafaty ouz
Ny hevitry ny namana ? sôtra
Amiko ra aretina sazian'A/tra de zao ,indrindra fa reo olona voa Sida reo no tena ozonina miitsy fa tsy haiko ankoatra zay ,fa matoa moa misy zany de misy ten'A/tra zay ao salamo 91 de vakio hatraminy farany,fa efa mandala farany koa zao anie isika é.
MIsy koa anefa aretina sarotra sitranina nefa tsy gravy de misy tianA/tra hanehonny voninahiny.
10. dadabe
(
13/03/2005 15:24)
xxx>zay ,marina
sonwin>efa novakian'ise ve alou le izy e? sa raha vao nahita fotsiny an'ilay boky apokalipsy de nitsara avy hatrany ise hoe miaraka amin'i pteur anona io ,hhmm tena malahelo aho milaza amise fa diso izany fieritreretana izany ,ary tsy fanatique izany aho,fa manaraka ny fahatanterahan'ny faminaniana rehetra voasoratra ao anaty baiboly,fehiny:le valimpanontaniananomen'ise dia hevitr'ise manokana fa tsy misy ao anaty baiboly,ary zah tsy niteny amise hoe andalana vakiana,satria ise fantatro fa mandala ny soratra masina ka izany no nolazaiko t@ise hoe toko 15 sy16 ,ise ve olona nahita fianarana sy lasa lavitra be io de hanaiky ho fitahina fotsiny amin'izao,izahay aza tsy dia lasa lavitra toa anareo nefa mba miezaka ny hanakatra izay voasoratra ao .
:D de ampy e

11. sonwin
(
13/03/2005 15:33)
dadabe> ts azoko ilay hoe fitahina fotsiny amizao nosoratanao io..mba hazavao kely azafady...ka za ry nao tsy manakatra izay voasoratra fa milomano ao anatin'izay voasoratra an. izay kay no mahatonga anao diso hevitra indraindray, mbola manakatra. Ny ahy tsy takarina fa efa mipetraka tsara sy mazava be :D
12. dadabe
(
13/03/2005 15:38)
ka efa voavaky ve alou le izy sa mody fanina ny rahalahiko ??vakio aloha de lazao aho fa homeko fanazavana ianao :D de ampy e
13. sonwin
(
13/03/2005 15:52)
Fa ahona aza rahalahy Dadabe no mi-insiste hoe vakio!! za nge hoa ka milomano ao anatiny fa tsy manakatra e, raha apolakipsy no tianao ho lazaiana, efa voavakiko hatramin faranym haiko tsara io toko lazainao io fa aza manahy ..dia azavao amin'izay aza
14. dadabe
(
13/03/2005 15:55)
ka ianao aloha no tiako hilaza azy avy eo manazava fa inona ary ity ????? tsy namaky akory zandry zany de miala sirika fotsiny (sao tsy manana baiboly akaiky kosa ary ise ao zany kle ).
teneno amiko aloha zay voasoratra ao de raikitra ny antsika e :D de ampy e
teneno amiko aloha zay voasoratra ao de raikitra ny antsika e :D de ampy e
15. sonwin
(
13/03/2005 16:02)
ka ts efa samy mahafantatra izay voasoratra aza ve fa inona indray? :lol: ento moa ny resaka fa ela e, izay ho eto anio aloha zany de valiako rapitso fa ande hivavaka za io.(resaka matotra zany Dadabe an).sur e
17. iartistika
(
13/03/2005 20:11)
Tena damopra no tokony natao ps-nareo ry bedada! marina moa eh :-D :-D