aretina sazin'A/tra ?
41. fijo
(
18/03/2005 05:37)
ary izahay tsy mino izany ahona?sa izany no tsy mamparary ahy?hi hi hi.
ary rehefa ahitana fanafany le aretina dia tsy avy amin'i lery intsony ve.
efa fantatra fa ny kansera dia vokatry ny fikorotanana amin'ny fitombon'ny sela.dia inona no ataon'antra?raha hendry izy maninona no tsy manasitrana fa vao miha mampijaly ny olona?aiza re zanahary e.

43. sonwin
(
18/03/2005 13:51)
Tsy sazin'Andriamanitra ny aretina fa vokatry ny zavatra ataon-draolombelona ihany. :wink:
44. Mifenty
(
18/03/2005 14:35)
>>Fred
voaporofon'ny philosophe io ka.
tsy mampiely zava-tsy marina akory aho fa ady hevitra sy famosahan-kevitra ny eto k.
voaporofon'ny philosophe io ka.
tsy mampiely zava-tsy marina akory aho fa ady hevitra sy famosahan-kevitra ny eto k.
45. ndrena
(
18/03/2005 15:37)
Maro karazana ny antony mahatonga ny aretina:ao ny kapok'A/tra oh:ireo Egyptiana nasian'A/tra vay ny tenany manontolo,ao ireo aretina vokatry ny fahotana oh:mararin'ny paralisisa,sida,angatra..ao ny vokatry ny tsy fitandremana oh:tsy mahalala voky dia dia lasa marary ny kibo,aony vokatry ny toe-tany na toetr'andro...antony maro fa ny tandremana dia ny tsy hiteniteny foana hoe izao io na izao io fa arakaraky ny zava-misy io.Izay fa dia samia mieritreritr'e :!:
46. dadabe
(
18/03/2005 17:13)
ndrena>ze sui dakor ,de hisy hanohitra ndray ve zany hoe tsy sazin'A/tra ny aretina ?hhmmmm :wink: :wink: :D de ampy a
50. Mifenty
(
18/03/2005 18:07)
aiza ao am baiboly ndray lty no misy oe sida ah
sa ny vay tam ejipta = sida
d inn zany ny kapoty le
sa ny vay tam ejipta = sida
d inn zany ny kapoty le
51. sonwin
(
18/03/2005 19:32)
za kou aza mba gaga???io indray zao de lazain-dry zalahy hoe sazin'andriamanitra ny sida klé. Fa zao Andriamanitra zao ve masiaka amin-ndry zalahy namana ireto e? aretine efa tamin andron'i Ejipsiana izany no atao reference...efa hoe jereo aloha ilay contexte houa fa aza maka ambolony ihany. Tsy misy aretina sazin'Andriamanitra izany intsony izao e! na hivily kavia ranamana na hivily kavanana, refa izay dia izay :lol:
52. Mifenty
(
19/03/2005 08:58)
uééé nitovy hevitra zay sy sonwin le; mlay kosa kou
za klou tsy mampatahotra ahy zany Andremanitra e.
Mlay be né izy io eh.
fa maninn izy no anasazy le. manome fitiavana aza no ataony le
za ve less no miteraka de oe ataovy sorona ny zanaklah hamonjena ny mpanota.
tsy aty fa any an. Tsy mahavita anzany aho kle.
sa kosa sazy ny fandraisanareo an'ilay rangahy vao herotrerony nanao sorona ny ainy teo am lakroa kle. Asa klo e

53. dadabe
(
19/03/2005 15:14)
o ry zalahy a!sao de lasa vazivazy le Andriamanitra?zah tsy hiteny firy intsony fa mazava ny hevitro ,asakasakareo izay tsy hino ,samia mitana ny heviny ary e :D de ampy e
55. Mifenty
(
20/03/2005 09:36)
fa iza no tena frera ato eh
ry sonwin atsy ambadika milaza fa sipa bedabe reo ve lesy
de nefa sady milaza fa frera kou
de radada v frera kou eh, sady toa hoe any sina any doly nareo mitsamy kle
tana bandinanakivy mitsy.
ry sonwin atsy ambadika milaza fa sipa bedabe reo ve lesy
de nefa sady milaza fa frera kou
de radada v frera kou eh, sady toa hoe any sina any doly nareo mitsamy kle
tana bandinanakivy mitsy.
58. sonwin
(
20/03/2005 14:41)
mifenty> tsy ankanisy resaka ny any ambadika izany e, izay eto aloha dia eto. Za aloha tena frera e. bandy matotra be leisy za mifenty a.Ahoana aloha ilay nanakivy e?
Fa zao , isaky ny mivadika ny pejy dia iartistika mivanitika no hitako. Sao tokony hovaina hoe ravanitika aza ny anaran'ileiry io?
Fa zao , isaky ny mivadika ny pejy dia iartistika mivanitika no hitako. Sao tokony hovaina hoe ravanitika aza ny anaran'ileiry io?
59. dadabe
(
20/03/2005 14:42)
mifenty >lery angamba no bandinanakivy kle ,satri lery frera
iartistika>elah ty kou lesy lindinakika ttssss :wink: :D de ampy a
iartistika>elah ty kou lesy lindinakika ttssss :wink: :D de ampy a
60. Mifenty
(
20/03/2005 16:32)
hihii
oki sonwin, tsy ankan'isy resaka ny any ambadika marina kle.
hihi fa sady manosika ny hafa ijery le any ambadika kou ne io eh.
iza ndray no lindinakika sy bandinanakivy le hihii.
Sa misy pondrona kou, pondro dory
fanazvana sao misy mandiso eo ndray
le oe pondro-dory dia izao. Refa manao sorona talou de zanak'ondry no atao. Ny an'ity ranamana dia ondry antitra no nodorany. Izay no mahatonga ilay oe pondro dory. Sao ndray bingoina eo.