aretina sazin'A/tra ?
24. Mifenty
(
14/03/2005 14:18)
hihi lety ko less tsss
fa nitalaho le zanak'ilay damopra vao nekeni zan pôly an.
hihihi sao de mba siss san sôsanty sisy marina ary iny le hihi

26. xxx
(
14/03/2005 16:41)
raha hamaly ny fanontanian'i Booboo aho dia izao : Atra tsy mamaly, hoy ny salamo 103 hoe : "Il ne nous traite pas selon nos peches, ne nous retribue pas selon nos fautes".
Andriamanitra be famindrampo. Ao anaty ohabolana misy anatra sy fanambarana ny tokony atao sy ny tsy tokony atao fa indrisy fa isika olombelona dia matetika minia na tafanao ny mifanohitra an'izany dia en fait isika ihany no mandetika ny tenantsika.
ohatra : efa norarana ny inceste, misoratra ao anaty baiboly nefa dia manao izany ihany i X sy i Y ohatra nefa mpiray tampo dia niteraka sampona be avy eo. Marina be famindrampo Atra ary mamela izy fa kosa tsy manankana izany hoe sampona ilay zaza : donc consequence ny peches ilay izy. tsy hoe Atra no manasazy fa efa hoe tsy mety ny manao izany fa tsy mahavanona zanaka nefa i X sy Y dia minia ny manao ihany. tsy Andriamanitra no diso na hoe ratsy fanahy fa i X sy i Y no tsy nihaino.
ohatra koa hoe, efa norarana ny zaza tsy hihinana siramamy beloatra, nefa dia manao ihany. Marary ilay zaza avy eo. Mamela azy ny RADniny ary manambitamby sy mitondra azy any amin'ny dokotera, izany anefa tsy manakana ny consequence ny acten'ilay zaza (marary) ary tsy mampihena ny fitiavan'ny RADniny azy akory na dia tsy nihaino ny tenin'ireo RAD aza.
neny

27. sonwin
(
14/03/2005 16:52)
Neny an. marina tsy misy kianina ny voalaza ary tena mitombona tanteraka. Io indray izao Dadabe de hamorona sy faly ny hanakiana hevitr'olona fotsiny :D
28. sipagasy
(
14/03/2005 16:58)
dadabe annnn tsy mahavaky izany aho, sady tsy mahavita ny hikaroka ihany koa fa nangataka aho hoe mba tanisao hoe??????, dia miandry aho fa aza arirariranao @ baiboly izany!!!!!! ;-)
29. xxx
(
14/03/2005 17:50)
otrany tsy mbola nahare tao am baiboly aho hoe azam ihinana siramamy ny zaza kle.
Aiza o aiza amin'ny asan'ny apokalypsy ndray io le. :?:

30. dadabe
(
15/03/2005 13:53)
xxx>aza miteny verse tsony fa lany eo ny roran'ialahy fa tsy hamaly reo hihihih
sonwin>sipagasy>matinareo njay aho tamin'iny le,siora e,1 sy 0 ny baolina :D de ampy e
fehiny :na izany aza de mba mamela ahy ianareo raha hitanisa aho e,nefa aza menatra ny manitsy ahy raha diso ny amabrako a,zah azo ahitsy ary manaiky raha diso heheheh :D mitsiky foana e "....fa r4aha tsy mihaino ahy kosa ianareo....aretimahasaozanina sy tazo mahamay..."levitikosy 26:14,oujyyyyyy ary toa manamafy ny nolazain'i xxx ilay izy ,izany hoe "Andriamanitra be famindrampo. Ao anaty ohabolana misy anatra sy fanambarana ny tokony atao sy ny tsy tokony atao fa indrisy fa isika olombelona dia matetika minia na tafanao ny mifanohitra an'izany dia en fait isika ihany no mandetika ny tenantsika."
mifanampy ny hevitra xxx fa tsy mifanohitra a,heheheh io le resaka aretina lazain'ny baiboly ry sipagasy a,heheheh sao de diso?? teneno aho a
rahalahy sonwin>salama ve elah alou e? (l) :-*

31. sonwin
(
15/03/2005 14:38)
Dadabe salama tsara lesy frera an. Ahoana moa ny tena hevitry Dadabe ato amin'ity laha-dinika ity fa ts arako tsara. Sazin'Andriamanitra ny aretina sa tsia?
32. bichette
(
15/03/2005 15:45)
dadabe> àsa na efa antitra marina toi fa tena hafa mihitsy ny fomba firesaka ^:^
33. dadabe
(
16/03/2005 10:25)
sonwin>bichette>tsy hoe hafa be ny resaka fa ianareo no tsy maharaka ,ny antony de satria zah miezaka ny haka reference biblique nefa ianareo manohitra ny ref bibl de :( tsy hitako izay atao ,nefa ny theme anie ka "fivavahana sy finoana "e,lazainareo fa zah manao resak'antitra :( ,sao de nareo no tsy mahazo resaka e?
ary mazava anie ireo teny ireo fa ny aretina voalaza eto dia sazin'A/tra ,tsy zah no nilaza izany fa ny baiboly(le tsy tianareo hovakiana)hihihi aza tezitra a :D de ampy

34. sonwin
(
16/03/2005 14:54)
dadabe>fa tsy tianay vakiana ahona moa ny baiboly?samy mamaky isika raha ny fijeriko azy fa ny an'ny Dadabe nge de raisina mot par mot tsy mijery contexte mihitsy e. Eo no tsy mampitovy antsika.
36. dadabe
(
17/03/2005 08:53)
mifenty >zah mbo gaga , :D tokony hasaina ampianarin'i Leon lery less kle hihihi
37. jesosy
(
17/03/2005 09:24)
sonwin>
Ny Baiboly(ankoatran'ny testamenta vaovao) dia efa nisy taonjato maro nialohan'ny nahaterahan'i Kristy.
Tamin'i Jesosy nitory teny sy nampianatra dia voambarany matetika ny hoe:
"EFA VOASORATRA HOE...", dia tohizany izay voasoratra tao @ soratra masina.
Tsy nisy adihevitra "contexte" tao na dia efa voasoratra hatramin'ny fahagola nialoha Azy aza ny soratra masina.
Fantaro fa ny Baiboly dia marina, omaly sy anio ary mandrakizay!
38. sonwin
(
17/03/2005 10:45)
Jesosy>mahasahy kosa ranga mampiasa io anarana io an!
Ny baiboly dia marina tokoa, misy ohatra mazva be nge ao amin testamenta vaovao e hoe ilaina ny mijery contxte e, ts tadidinao nga ny olona nanontany an'i Jesosy hoe "Araka ny lalanan'i Mosesy dia afaka mitsao-bady ny lehilahy..." dia ahona ny navalin'i Jesosy....mibaribary fa nisy resaka contexte teo.
Raha raisitsika ny efezianina, hoy Md Paoly..ianareo lehilahy tiava ny vadinareo etc...hainao ve naninona izy no niteny an'izay???ho an-dry zareo tany?..raha fantatrao ny contexte dia mazava aminao be be kokoa ny hevitra ambarany..aza mandray am-bolony ry nao an. Ny Baiboly dia marina ary hevitra iray ihany no ambarany fa ts izay rehetra dia hanao interpetation dia hanao daholo.Ny fampianarana nolovaina tamin'ny Apostoly ihany no izy amiko raha momba ny hevitra ao anaty baiboly.

39. Mifenty
(
17/03/2005 12:05)
Mbola tsy henonin'lisany nga le oe i Masindahy Paoly anie ka impuissant eh.
Satria impuissant lery d mandrara ny firaisana ara-nofo ary koa mitarika ny olona am chasteté .

40. fred
(
18/03/2005 00:51)
Mifenty:
aza de mino sy mampiely zavatra hafahafa ohatran'izany fa aleo milamina fotsiny e!
:?