aretina sazin'A/tra ?
83. Mifenty
(
29/03/2005 16:46)
fanga elà ao sahady le.
refa ampiana aza reo vao mainka mikorontana kou. ascension sy assomption. Marina tsy mifangaro ny zanaka sy ny reny kle. Refa iza no jesoa de refa iza no masim-bavy Maria?
refa ampiana aza reo vao mainka mikorontana kou. ascension sy assomption. Marina tsy mifangaro ny zanaka sy ny reny kle. Refa iza no jesoa de refa iza no masim-bavy Maria?
84. hery
(
29/03/2005 16:49)
Tsy azoko indray fa misy mivoaka ny vala indray. Misy ifandraisany amin'ilay hoe aretina sazin'Andriamanitra ve?
85. dadabe
(
30/03/2005 13:18)
hery>ka tsy misy kil anie dia lasa dialogue le izy de lany pasy zahay mitsam e :D de ampy a
86. annie
(
08/04/2005 15:33)
sipagasy! io aretina sida io zao de efa voasoratra ao @ baiboly!"Ary hisy haretina tsy ahitam-panasitranana vokatry ny fijangajangana!
namana
namana
87. Narilala
(
08/04/2005 16:25)
Ny baibolin'i Annie ve misy hoe sida tsy ahitam-panasitranana? mba hafa kely indray izany! Ny Baiboly ampiasaiko aloha tsy misy izany e, ahitam-panafana daholo ny aretina fa saingy miandalana io. Ny aretina t@ andron'ny Testamenta Taloha no tsy ahitam-panafana satria mbola tsy nahay ny olona, mbola tsy ampy fahalalana. Ny anay Kristianina dia ny Testamenta Vaovao misy ny fampianaran'i Kristy no iainana, tandindona fotsiny izay ambaran'ny T.T.
88. sonwin
(
08/04/2005 17:01)
za koa de mba gaga amin'izany aretina tsy ahitam-panasitranana izany, refa misy an'izany any aminareo any tongava aty tsaboina e, na sida io na inona
89. dadabe
(
09/04/2005 03:57)
sonwin+narilala>fa angah moa voasoratra ao izany fa le fisehon'ny aretina anie no mitovy fa ny anaran'ny aretina samy hafa e,ny nom siantifika ve ohatra no soratanao ao anaty baiboly de hiady ve izany ???? :roll: tena mba diniho ihany izay zavatra soratanareo fa sao de efa tsy any intsony e
90. sonwin
(
09/04/2005 11:02)
fisehoan'ny aretina inona izany?...tsy misy aretina tsy voatsabo izany hoa, manomeza ohatra eto daholo ianareo izay mahita aretina tsy voatsabo e, fa isaky ny miteny aretina iray ianareo dia lazaiko ny fanafana..izay azo ambara ihany sao misy pirate scientifique ato :wink:
92. sonwin
(
10/04/2005 13:53)
ny Sida dia zao sitranina tokoa amin'ny alalan'ny zava-maniry iray ao Mada ao,ao aloha ny hoe sero+ ve ilay olona sa efa tena Sida de arakarak'izay ny traitement.Any amin'ny faritra Ambositra no misy ilay zava-maniry(tsy afaka manonona anarana satria tsy breveté), misy ihany koa fomba hitsaboana azy amin'ny alalan'ny hazan-dranomasina iray. Fa raha misy olona tena voa any ka vonona hotsaboina ts olana fa contacteo privée za.(sans blague)
93. dadabe
(
10/04/2005 16:02)
o lety e,elah ve savant e?? :roll: sa elah frera akaman'i zaranaina??????????????
hhmmm misy misitery elah frera . :?: :?: fa tena kozy daholo ve zany sa blagy e?
hhmmm misy misitery elah frera . :?: :?: fa tena kozy daholo ve zany sa blagy e?
94. Mifenty
(
11/04/2005 08:10)
ao ka lesy ra son win
efa fantatra ilay hoe "resak'ambositra tsa ho lany eh"
tsa ho lany io kle.
efa fantatra ilay hoe "resak'ambositra tsa ho lany eh"
tsa ho lany io kle.
95. sonwin
(
11/04/2005 17:39)
frera et namana> tsy miblag za fa refa tsy hino lisany ts koi ka :lol: ..fa raha sanatria (sanatriavina an!) ry zalahy indray andro any, tsarovy fa misy namana any ho any e!
zaraniana> tsy haiko loatra ny an'ileiry na efficace na ahona fa za aloha manao hoe mety ho efficace fa ny probleme ho an'ileiry ny preuve scientifique sy ny processus ara-tsiansa...raha scientifiq ileiry sady vazaha mety ho hafa ny fandehan'ny tantara
zaraniana> tsy haiko loatra ny an'ileiry na efficace na ahona fa za aloha manao hoe mety ho efficace fa ny probleme ho an'ileiry ny preuve scientifique sy ny processus ara-tsiansa...raha scientifiq ileiry sady vazaha mety ho hafa ny fandehan'ny tantara
