aretina sazin'A/tra ?
61. dadabe
(
20/03/2005 16:40)
mifenty>sao de tsy tantin'i harilala lety io a,mahazo eo elah fa :-D :-D omeny ny aza manadino eo elah a
63. sonwin
(
20/03/2005 16:48)
mifenty> tsara entina any ambadika ny fanazavana ny teny hafahafa rehetra.Dadabe . ela koa tsy maintsy manazava ka
64. dadabe
(
20/03/2005 16:57)
mifenty>marina zany ka ,fa tsika anie spida fa ny pondro dory tsy spida e :D de ampy a
65. ndrena
(
21/03/2005 14:45)
Lava ny resaka raha hitarina fa aleo asiana point amin'izay.Voalazan'ny baiboly rehefa niala sy nanalavitra an'A/tra ny olony dia hoy Izy hoe:....Na dia ny aretina tsy voasoratra ato amin'ity boky ity aza dia hamelezako anareo..... voalaza ao ny aretina tsy sitram-panafody!!!!!ny sida ve efa misy fanafany?????Davida rehefa nanota dia dia hoy A/tra hoe:fidio izay tianao:1)mosary telo taona ve sa2)areti-mandringana sa3)handositra eo anoloan'ny fahavalonao????Dia hoy ny navalin'iDavida hoe:ALEOKO AZON'NY TANAN'ANDRIAMANTRA.Dia nisy areti-mandringana nahazo ny Olona t@ izany.Miverena ry zaza mpiodina hoy A/tra fa hositraniko ny fihodinanareo:fanasitranana ara-panahy sy ara-nofo io ka izay mahatsapa fa hoe:kapok'A/tra no mahazo azy dia miverena ao Aminy fa hositraniny io. (l)
66. sonwin
(
21/03/2005 18:11)
Efa tamin'ny andron'ny Davida zany ry nao an. Ny Sida dia azo sitranina tokoa, amin'ny alalan'ny plante medicinale. Ny aretina rehetra dia misy fanafany avokoa..inona izay aretina tsy misy fanafana izany??lazao hoe? fa holazaiko anao ny fanafany.Hafa ny fianana tamin Davida, hafa ny fiainana ankehitriny, efa nitondra famonjena ny Zanak'Andriamanitra de efa hafa ny tantana nanomboka teo. ANDRIAMANITRA DIA MPANASITRANA FA TSY MPANOME ARETINA..noho isika olombelona dia tonga ny aretina, nohon'ny fitiavan'Andriamanitra antsika anefa dia nomeny fahaizana sy fahalalana isika hahita fanafana sy fanafody hiadiana amin'ny aretina.
67. Veloo
(
24/03/2005 15:55)
Sonwin a marina ny anao. NY VOKATRIN"NY OTA NO NAHATONGA NY ARETINA. Jereo ny manondidina rehetra, ny zava-maniry simba, ny fiainan-tsika mihafoy etc.. Nanaiky an'ny satana niditra teto @ ity tany ity i Adam sy Eva dia izay rehetra itanareo ankehitriny no vokany. NY FAHOTANA. Malahelo mafy andriamanitra mahita antsika fa tadidio tsara efa ho avy tsy ho ela izy haka izay mino sy manaraka ny teniny.
68. sonwin
(
24/03/2005 16:18)
Veloo> nahafinaritra ahy ianao teto (l) fa tatsy ambadika tatsy an :evil: .. :wink: :D
69. Veloo
(
24/03/2005 16:22)
sonwin a :lol:
Ny marina dia sarotra amin'ny raha olombelona ny manaiky azy aky a....
Ny marina dia sarotra amin'ny raha olombelona ny manaiky azy aky a....
70. Mifenty
(
24/03/2005 20:59)
gravy kou zany fikotindra sonwin directe be zany ah
mbô nafinaritra ahy kou i veloo tatsy ambadika tasty ka
mbô nafinaritra ahy kou i veloo tatsy ambadika tasty ka
71. dadabe
(
25/03/2005 06:59)
mifenty>fa elah tsy nahazaka =))=))=))
sonwin>siora frera a(oupss)zandry manko e
Veloo>ekena ,zay mihitsy ==>aretina=sazin'A/tra ny sasany
ndrena>marina tanteraka
sonwin>siora frera a(oupss)zandry manko e
Veloo>ekena ,zay mihitsy ==>aretina=sazin'A/tra ny sasany
ndrena>marina tanteraka
72. Veloo
(
25/03/2005 17:18)
Mifenty a melsi aky a ttttt Aza taitsa fotsiny momban'ny valin-tenin'ny sonwin samy manana ny heviny isika rehetra.
Dadabe aaaaa efa oe tsy sazin'Antra knou isika no nitady fahotana ha aha hah
Joyeuses paques daholo eeeeeee
Dadabe aaaaa efa oe tsy sazin'Antra knou isika no nitady fahotana ha aha hah
Joyeuses paques daholo eeeeeee
74. Veloo
(
28/03/2005 15:30)
dadabe a? an? tsy otran'izao angaha ny fanoratra azy?
ny paques... fankalazana ny fitsanganan'ny Jesory t@ maty.. sa ahona hoy ianao?
:lol:
ny paques... fankalazana ny fitsanganan'ny Jesory t@ maty.. sa ahona hoy ianao?
:lol:
75. dadabe
(
28/03/2005 16:04)
veloo>vakio aky ny baiboly fa ny paka=nahafatesan'i Kristy a hihih :D de ampy a
78. Veloo
(
28/03/2005 17:58)
eeeeeiiiiiiii tsy mahazo manao diso mihitsy zany ato an :lol: i jesosy retsy io aaaaaa.
Dadabe a zany ve? za mantsy tsy dia mankalaza an'io ka tsy aiko intsony inn ny paques ary inn no pentecoste. :lol: :lol: :lol: :lol:
Dadabe a zany ve? za mantsy tsy dia mankalaza an'io ka tsy aiko intsony inn ny paques ary inn no pentecoste. :lol: :lol: :lol: :lol:
79. Mifenty
(
28/03/2005 19:30)
mbola misy ray mety ifangaro koa aza kou
mbola misy oe noely kou a.
fa ndraindray mifangaro mitsy reo a.
mbola misy oe noely kou a.
fa ndraindray mifangaro mitsy reo a.
