Mikasika ny vehivavy...
1. jhouhlambout
(
07/01/2005 14:24)
Il ne faut jamais battre une femme, même avec une fleur ; ça abîme la fleur.
répondu par Liltax le 24/06/2005 10:19
3. ikaretsaka
(
07/01/2005 16:26)
izay mihitsy .. ohatran\'ny voninkazo ihany io letsy e!
dia ialahy manao ohatran\'ny tantely ... maka maminy!
rehefa azo ny maminy dia ilay vonikazo lasa mamoa
moa ny mamin-tantely mampody aina!
\\samy mahazo tsara @ zay
sa?
dia ialahy manao ohatran\'ny tantely ... maka maminy!
rehefa azo ny maminy dia ilay vonikazo lasa mamoa
moa ny mamin-tantely mampody aina!
\\samy mahazo tsara @ zay
sa?
5. ramoul
(
07/01/2005 21:28)
marina dôly zany, ka izy mamôka maminy zay mintsy no tsy anaovana ratsy anazy si non lasa mangidy ny zavatra mivôka any aminy ny farany
6. poupounesana
(
08/01/2005 05:37)
marina nen\'i jhoul! une femme c aussi une fleur! tsy maintsy kolokoina tsara zany!
7. pitchou
(
08/01/2005 18:50)
ny sasany aza misy tsilo mihitsy! ny sasany manara-maso masoandro foana! ny sasany saro-kenatra b d miafina!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/pitchou le 08/01/2005 18:51
8. watafon
(
08/01/2005 19:27)
miombon-kevitra aminareo aho e! efa olona adala ange zany manimba vonikazo zany e!
9. ja
(
08/01/2005 21:20)
Olona adala marina izay manimba vehivavy.indrindra fa ireo izay maka maminy fotsiny dia rehefa lany ny maminy mipitsika
11. poupounesana
(
09/01/2005 08:30)
tsy vitan\'ny adla ftsony ry ja fa tena tsy mataho-tody mitsy ah!
methode, rah itanao fa mitady hanimba tena d mbo ampio tsy ho simba eh
methode, rah itanao fa mitady hanimba tena d mbo ampio tsy ho simba eh
14. sechat
(
10/01/2005 10:29)
jhoulambout> le tapany voalohany no ekeko :\"Il ne faut jamais battre une femme, même avec une fleur\" :-D
Fa le faharoa mahasadaikatra ahy, araka2 ny dikany noeritreretinao : \"ça abîme la fleur\".
ka tsy azoko, le manimba anle voninkazo ve no tena ratsy @zany sa le mamono vevavy? ;-)
Fa le faharoa mahasadaikatra ahy, araka2 ny dikany noeritreretinao : \"ça abîme la fleur\".
ka tsy azoko, le manimba anle voninkazo ve no tena ratsy @zany sa le mamono vevavy? ;-)
15. watafon
(
10/01/2005 10:57)
ohatran\'ny misy heviny hafa marina ange le izy e ! jereo tsara moa : le vonikazo nikapohana ve moa no tiana hambara eto sa ilay voakapoka ?
16. poupounesana
(
10/01/2005 14:53)
sechat ah, zay mitsy anie le tanjon\'i jhoul eh! le hiprovoquer antsika sipa ato fa zany hoe odio fanina ftsiny eh! miverina @ny ihany ange le izy eh! zao na i watafon az amanaiky fa voninkzo isika :wink:
17. jhouhlambout
(
10/01/2005 15:14)
sechat> An-3, manjary simba ilay voninkazo raha ohatra ka hikapohana vhv,.... :-D
19. ikaretsaka
(
10/01/2005 16:31)
arakarak\'ilay daritra kapohana kosa ny mahasimba ilay vninkazo na ilay vehivavy e :wink: