Mikasika ny vehivavy...

41. sechat ( 14/01/2005 10:22)
mihanta sy watafon > marina zany :-* :-*
ikaretsaka> :-D :-D enao ty mahita tenenina mitsy!
42. jhouhlambout ( 14/01/2005 11:51)
poupounesana> ka zay ny antony anomezana voninkazo ny vehivavy, @ zay raha tezitra ny lhl dia ilay voninkazo no ..............
43. poupounesana ( 14/01/2005 13:27)
izay mitsy ry reto ah! ny vehivavy fanaja d ny lelà TSY fanompo! tedaviny ny sitrapony foana no tiany tanterahina eto manko
44. dezy ( 14/01/2005 13:45)
poupou>atao aloha ny any lhl de avy eo tanterahana ny any vhv ka :-P :-P :-P :-P
45. sechat ( 14/01/2005 15:51)
dain kou ty dezy :-P
46. mihanta ( 14/01/2005 16:26)
dezy odoie é,hajao wa ny vevavy
47. nikopol ( 14/01/2005 16:28)
lisany kousa less e! zavatra 300 gr fotsiny ny mahasamy hafa ny atidohany vehivavy sy ny lehilahy, ny any vahivavy maivana kokoa. Ny olana kely fotsiny hono dia ny ati-dohany lehilahy 300 gr.
48. watafon ( 15/01/2005 06:31)
nikopol /aiza kosa e!
49. mihanta ( 15/01/2005 10:05)
ô ry nikopol mba menatsa ô
50. dezy ( 15/01/2005 11:01)
zay njay klou tsy haiko ka ngo de mavesatriny blém zany klé :-D :-D :-D :-D :-D
51. mihanta ( 15/01/2005 11:52)
fa inn ty nanjo an\'i dezy :)
52. watafon ( 15/01/2005 15:06)
latsaky ny 300 gr angamba na be loatra ! :-D :-D :-D
53. mumu ( 15/01/2005 15:09)
nikopol> efa nandanja ny atidoha nlà nga elà ?
54. mihanta ( 15/01/2005 18:25)
nikopol 300gr ny lanjany fa mety poak\'aty:)
aza tezitra enao fa somonga ny ahy ééééé k mandry re ny salanitra ô
55. xxx ( 15/01/2005 18:38)
aiza koa ny hisy poakaty milanja 300 gr??
izany eritreritra izany mihitsy no tena nivoaka t@ atidoha poakaty
56. ja ( 16/01/2005 17:34)
toa lasa resaka lanjan\'ny atidoha ilay resaka e!
za aloha dia aloko mihitsy ilay lehilahy tsy manaja vehivavy ireny e!heverinareo fa dia kilalao angamba ny sipa ka lalavina 1 na 2 volana dia lasa mipsitika avy eo indrindra fa rehefa tsy nahazo........Na koa miaraka @ ilay sipa ihany fa mampirafy any an_kafa
halako ^^ ^^ ^^ ^^
57. sechat ( 17/01/2005 16:44)
nikopol> tsy ny lanjany no midika inona fa ny zavatra vitany :-D
58. jhouhlambout ( 17/01/2005 20:23)
:-D
59. nikopol ( 17/01/2005 20:31)
ja mitovy zany sika fa mba alako maty ireny bandy tsy manaja vehivavy ireny. Ountss, raha tsy saribôkoly ny sipa kou lalaovina. tssss
60. ja ( 18/01/2005 06:45)
eny oa ry nikopol!saona(sa ahoana?) ^^ ^^ ^^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3992