Mikasika ny vehivavy...

21. ikaretsaka ( 10/01/2005 22:54)
ka tsy marina indray ary ve zany?
raha tahona margrity kely aza ve ny akapoka eo @ felatanana .. le vonikazo no simba

fa raha le tahona raozy gasy bebe tsilo ireny no akapoka ny fipetraham-behivavy... ny vehivavy no simba!

22. sechat ( 11/01/2005 09:03)
poupounesana> :-*
jhoul> :-P
23. dezy ( 11/01/2005 13:53)
jhoul kou mampisaritaka ka mitovy ihany anie zany e izy miteny fa ny vehivavy tony vonikazo de ra kapohina le vhv de marary ary hikapoana le vonikazo de simba ,sa tsy zany no izy ry jhoul???(kolokoloy fa malemy hihihihi) :-P
24. sechat ( 11/01/2005 15:32)
dezy> dain vevavy tsy mety hikapohana vevavy :-P :-D :-D
25. watafon ( 11/01/2005 15:56)
poupoune :wink:
ika/za kosa alou tsy sahy raha rôzy e!
26. jhouhlambout ( 11/01/2005 17:48)
dezy> Zay mihintsy é!
27. fijo ( 11/01/2005 21:23)
mumu an raha voninkazo malazo izany dia hazo ikapohana vehivavy sa.
raha manaikitra orona kosa ve le sipa tsy hokapohana le
28. watafon ( 12/01/2005 10:34)
:-D :-D :-D hazavao ny hevitr\'elà e!
29. sechat ( 12/01/2005 13:29)
voakaikitra tany ndray enao fijo de ny voninkazo no ampijaliana an! :-D :-D
30. poupounesana ( 12/01/2005 17:35)
ka inn ary no tian\'i jhoul kokoa eh! raha kapohina @ voninkazo le sipa d simba le voninkazo tena voninkazo, dikan\'zany koa zany le vehivavy anie matanjaka b eh! miadiadiva @ny eo anie eh!
31. mihanta ( 12/01/2005 18:03)
ny vevavy tsy fikapoka
32. watafon ( 12/01/2005 18:36)
mihanta / je te comprends :cry:
33. fijo ( 12/01/2005 22:52)
ato indray zandry an.
tsy voakaikitra ho fa manontany ry sipa an.
34. mihanta ( 13/01/2005 20:25)
ny vevavy fanaja
35. vegas ( 13/01/2005 20:47)
zay no anajako azy tanteraka, marina zany mihanta.
36. mihanta ( 13/01/2005 21:02)
miombon kevitra am inlà njay za vegas amin\'iny an
37. fijo ( 13/01/2005 23:07)
izay anie tsy nisy nada e.fa saingy manampy kosa fa fanaja ireo fa tsy fanompo
38. ikaretsaka ( 13/01/2005 23:50)
izay mihitsy
samihafa ny manaja sy ny manompo fa misy mieritreritra hoe matoa hajaina izay de tompoina be ohatran\'ny princesse
sao heverinao fa.....
diso enao!
39. watafon ( 14/01/2005 06:01)
f\'angaha moa mbola misy zany fanompoana zany @ zao ! aiza kosa e!
40. ikaretsaka ( 14/01/2005 06:15)
misy mihevitra fa raha hajaina atao \"tompoko\" hono izy de hoe \"mpanompony\" hono ianao ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2875