Mikasika ny vehivavy...
61. poupounesana
(
18/01/2005 14:46)
zà koa laou d mitovy @dry ry ja! halako maty mitsy reny mampirafy sy milalao sipa reny!fa rah tratrako alou d ataoko mihinanakinapoana eh! :twisted: :evil:
64. fijo
(
18/01/2005 22:43)
ja niko poupou?tsy hita be ihany ianareo.tsy kasihina ,\"tena bandy tsy misy hilavana azy,tsy kasihany akory ny tena\"lalaovina \"halako fa lalaovony fotsiny ny tena.inona ihany e.
65. majakely
(
19/01/2005 10:36)
kou misy vehivavy mahita ny tadiaviny satria tsy manaja tena de aleo ho ....zay mitady di hahita hoy ny fiteny
67. majakely
(
19/01/2005 11:17)
Ny tiko tenenina de ny vehivavy te ho lalôviny lelah dia choix ny zay( bien fait pour elle),fa ny vevavy tia amin\'ny fo tokoa dia tsy tokony ho hampijalina fa ratsy no manody :( ka tandremo ry zalah :)
68. poupounesana
(
20/01/2005 15:53)
ka zay tsy tia lalaovina sy ampirafesina eh! le tiavina sy hajaina no tianay ry fijo ah (ds tous les sens de ces deux termes eh)! azonao tsara @zay v?
69. xxx
(
20/01/2005 16:09)
ka matoa misy manaiky atao an\'io diamisy tia an\'io izay..
dia izay tsy tia tsy tokony mankany @ zay tia de eoa basy e!
dia izay tsy tia tsy tokony mankany @ zay tia de eoa basy e!
71. poupounesana
(
22/01/2005 08:42)
mba karazana kosa zany fitiavan\'i fijo zany kah! aiza moa zay no tsy hizesta
75. Liltax
(
24/06/2005 10:19)
ka io zany zay tratra de tratra ary zay vita de tantara fa tsy hitako hoe inn le blem @ zany nge
refa mifanaiko fotsiny ny sipa sy ny kôfy de zay vokany eo vokany eh!
ty fiainana ty nge reto vety2 eh!
mba misamuse ndray2 fa aza de manao an'zany nareo eh!
:-o:-P
refa mifanaiko fotsiny ny sipa sy ny kôfy de zay vokany eo vokany eh!
ty fiainana ty nge reto vety2 eh!
mba misamuse ndray2 fa aza de manao an'zany nareo eh!
:-o:-P