premier pas an'ny vehivavy
1. aladin
(
02/03/2004 15:59)
tena ratsy me marina ve raha hoe ny vehivavy no mitory fitia @lehilahy e!ary satria na hoana
répondu par ben le 11/06/2004 07:11
2. tequila
(
02/03/2004 17:46)
satria ny lhl mihevitra fa ny vhv tsisy mpitia no manao an'izany , nefa mahafantatra ny ataony izy matoa aza tena manao :-)
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tequila le 03/03/2004 05:46
3. fijo
(
03/03/2004 20:46)
efa resaka nandeha teto io,fa amiko dia tsy misy olana satria samy fitiavana daholo.ary samy manana ny zoany.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 03/03/2004 08:46
4. ikaretsaka
(
03/03/2004 11:36)
marina ny an'i fijo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 03/03/2004 11:36
5. six
(
03/03/2004 18:09)
fa tsy nahazatra dia to hafa²
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 03/03/2004 18:09
6. donemaskit
(
03/03/2004 20:40)
tsy misy maharatsy azy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/donemaskit le 03/03/2004 20:40
7. bice
(
03/03/2004 09:50)
Ary ny vevavy v mbo mitsiriritra bandy otran`ny lelahy mahita vevavy?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 03/03/2004 21:50
8. bice
(
03/03/2004 09:51)
Aleo io atao lohahevitra amin`ny manaraka e, manjary mivadika kely le sujet
Ny adalanareo evvay no tsy hanaovanareo
Ny adalanareo evvay no tsy hanaovanareo
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 03/03/2004 21:51
9. hendry
(
03/03/2004 10:50)
Amiko tsy hitako zay olana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/hendry le 03/03/2004 22:50
10. ngama
(
03/03/2004 12:06)
Tsy ratsy izany io e!
IZaho izao sipa foana no nikoty ahy tsy hitako izay naharasys azy. Nanala fahasahiranana ahy be aza ilay izy :D
IZaho izao sipa foana no nikoty ahy tsy hitako izay naharasys azy. Nanala fahasahiranana ahy be aza ilay izy :D
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ngama le 04/03/2004 00:06
11. tia_ery
(
03/03/2004 12:35)
Ny zavatra rehetra misy fomba ahafahana mijery sy mamaly azy avokoa.
Ny fahaizana manaiky sy mitondra tena arak'izay mahamendrika no ataoko fa tena hifotoran'ny mahamety na tsia an'izay atao.
Ara-pamoronana fotsiny no ho resahiko eto, notsoahina avy tao amin'ny Baiboly, dia ny lehilahy no noforonina taloha avy amin'ny vovon-tany.
taty aoriana vao namboarina ny vehivavy ary nalaina avy amin'ny taolan-tehezan-dralehilahy. Eo no hamaliako ny fanontanianao sy izay mety ho tohiny avy hatrany.
Maninona tokoa moa no tsy maintsy ny lehilahy no mitory fitiavana voalohany ? Diso marina ve ny vehivavy raha toa ka mivadika ny rasa ka izy indray no manjary mitory an'izay voalohany ?
Amiko tsy resaka fitiavana fotsiny ohatr'izay ilay izy. Ny fitiavana ange ka sentiment ê! ny tsirairay afaka maneho an'izany, afaka manomboka afaka mamarana ihany koa raha ilaina izany.
Rafitra io ''ORDRE'' ary izay no hipetrahany sy hijerena azy. fa raha sentiment no tianao ho resahina de tsy hitako izay ambara fa ny tsirairay afaka maneho an'izany malalaka.
Fa jereo arak'izay ilay izy hoe ''ORDRE''.
Anjaranao ny misaina sy mieritreritra ary koa ny mandanjalanja.
Tsy FITIAVANA fe fitiavana fotsiny no tokony hijerevana an'izany fa lafin-javatra maro.
Raha hitarina sy halalinina ny resaka dia ataovy hoe ndeha IANAO VEHIVAVY INDRAY NO NDEHA HITENY AMIN'NY LEHILAHY HOE NDAO TSIKA HIVADY !!!!!!
Mety hisy zany aloha eh!!!
Sôtra eh!

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tia_ery le 04/03/2004 00:35
12. ikaretsaka
(
03/03/2004 17:59)
fa ahoana moa no tsy hisy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/ikaretsaka le 04/03/2004 05:59
13. fijo
(
04/03/2004 11:03)
misy tokoa ary tsy hitako izay tsininy.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 04/03/2004 11:03
14. voahary
(
04/03/2004 17:12)
misy tsininy ihany satria manjary
dedaka be ny bandy....ohatra an'io lazain'ny ngama io...
Ny tokony ataon'ny vehivavy dia
maneho fihetsika feno fitiavana fotsiny de raha tsy taitra @ iny le bandy de adaboka.... tohanako ny lazain'i tiery hoe ny sentimets sentiments foana.. tsisy afaka handrara an'iny aloha e... raha raikitra moa dia arahaba soa...
Ny lhl sasany mantsy misy tsy mankasitraka ny vehv mikôty voalohany zany fa mety irahany ihnay lay vhv avy eo fa tsy maharitra ...."hafa ihany ny nisasarana vao nahazo azy " hoy ny fiteninen'y sasany ....
Asa aloha e.....

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/voahary le 04/03/2004 17:12
15. six
(
04/03/2004 17:58)
ka raha mihanahana na mody fanina be nge le bandy miaraka aminy dia tsy maintsy izy no miteny hoe ndao am'zay hivady e! matahotra eo izy
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/six le 04/03/2004 17:58
16. tia_ery
(
04/03/2004 10:57)
Ny azo hamehezana izay rehetra voalaza angamba dia tsotra eh !!! Misy fotoana ny sentiment no mibaiko sy manentana ny ao anatin'ny fo tsy milaoka. Nefa raha tena ny mateza sy haharitra no tiana hotratrarina dia aza apetraka amin'ilay adolan-tsento fotsiny ny fiainana; indrindra fa ny FITIAVANA. Izaho aloha tsy handiso be fahatany ny vehivavy mitory fitiavana amin'ny lehilahy zany eh !!! ny olana fotsiny dia tena mivadika ny rasa ary tsy vita eo fotsiny izany fa ianao no nitory sy namboraka an'izany dia zarao daholo izay rehetra any aminao ... dia hanome tsiny ary ve ianao vehivavy raha tonga dia firaisana ara-nofo no tohiny avy hatrany !!!! ?????
Sarotra be r'ireto ilay izy ah !!! Ataoko fa tsy afaka ny handà tsy hanao firaisana izany ilay vehivavy nivaky batsilana mialoha fa TIA.
Tsy aleonareo vehivavy ihany ve ilay somary mba mampifila kely iny na dia te-hanome zany aza. Mba misy suspense ilay fiarahana fa tsy ohatran'ny mecanic be 'zany.

répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/tia_ery le 04/03/2004 22:57
17. aladin
(
04/03/2004 12:18)
ka ity izao misy tantara mampiomahy kely misy bandy fantatro izay an tena mangovitra mihitsy lery raha vao iresahan'ny vehivavy akaiky.De misy sipa anefa tia an'ilery sady tiany koa de refa tafahoana ry zareo de tatarain'ilery ahy ny resaka nataon'dry zareo de tsikaritro fa efa mampiseho fihetsika bdb le sipa fa lery no saro-kenatra loatra de misaraka @ veloma fotsiny hono.
De tsy tokony mba hiroso kosa ve le sipa @izay?
De tsy tokony mba hiroso kosa ve le sipa @izay?
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/aladin le 05/03/2004 00:18
18. fijo
(
05/03/2004 10:49)
tsy maninona mihintsy raha miteny ilay sipa ka.inona no olana.
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/fijo le 05/03/2004 10:49
19. bice
(
05/03/2004 18:54)
mi charme zany no tokony ady kileanin`ny vevavy e
ary ataovy tsara
ary ataovy tsara
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/bice le 05/03/2004 18:54
20. aladin
(
05/03/2004 09:30)
de na mi-charme be toy inona az izy le bandy vao mainka ndray aza tsy ahahetsika kou.'zay le hoe mataho-behivavy e!
répondu par https://forum.serasera.org/forum/user/aladin le 05/03/2004 21:30