premier pas an'ny vehivavy
42. fijo
(
19/03/2004 09:35)
kitjo>marina tokoa fa tsy misy mpanontany ny malalaka.
done>mangina fa bedy.
done>mangina fa bedy.
47. fijo
(
26/03/2004 11:31)
an an aza sosotra ialahy fa rifatra eto izahay raha io ngezabe io no sosotra.
51. donemaskit
(
28/03/2004 11:39)
aleo lou vita ny anay e !
laingako zany ka! anontanio an-draKaretsaka fa any @ ny fanala hidy
laingako zany ka! anontanio an-draKaretsaka fa any @ ny fanala hidy
52. damedepic
(
05/04/2004 06:53)
Efa mitovy zo izao ny lahy sy ny vavy ary samy manam-pitiavana, noho izany dia tsy tokony hoe ny lahy ihany no afaka manao premier pa. Rehefa tianao ilay kofa dia hambara azy ny ao am-po fa aza afenina, fa mba fidio ihany ilay kofa hanaovana azy fa sao hitsikiny raha zoky fotsiny. Sa tsy izany ry nananie!
53. cis
(
15/04/2004 00:39)
Raha ny hevitro manokana aloha dia tsy mampaninona izany satria ny fitiavana dia samy manana ny azy ka tsy hitako mihitsy no maharatsy an'izany
57. ben
(
11/06/2004 07:11)
Tsy olana koa izany, ataony ahona moa no tsy hiteny ilay afom-pitiavana efa miredareda ao am-pony, fa koboniny aho fotsiny, amiko tsy fahotana ny mitory fitiavana na vehivavy aza izy, samy manam-pitiavana daholo isika eto ambony tany!
