premier pas an'ny vehivavy

21. tia_ery ( 05/03/2004 10:11)
Eo amin'ny fiainana aloha, tsy azo lavina izany, fa misy ny ''exception''. Matetika ary mazàna ny exception foana no terena hanjary ho règle de vie sy ny ho principe de vie. Dia izay no mahatonga ny olana.

Ka aoka re avahana ny exception sy ny règle de vie â! trangan-javatra misy ireny fa tsy irina hisy foana na voatery hisy ihany koa anefa. Ka ny tsara alaina tahaka fa aza ny indray mandeha tsy miverina.

Nety t@'ilay bandy iny satria mety izay no nanaitra azy. Nefa iza no mety mahalala ny tohiny aty aoriana. Mety ho latsa-bolana ihany izy hiteny fa izy no tena tara sy raitra voalohany fa ianao moa no nilaza mialoha ka dia manamafy izy.

Io rehefa tena tia sy mifankata nareo roa ka resy lahatra tanteraka fa izay no izy dia :
Izay re no izy
Tsy mila afenina akory
....


Sôtra ê!


22. six ( 05/03/2004 13:36)
ka izay ka
23. voahary ( 05/03/2004 14:16)
ka raha tetadivin'ny sipa ny mba hoe tsy tonga dia firaisana ara-nofo ny fiarahana voalohany dia tsy tokony hikôty bandy ny sipa , du moins raha neneho fihetsika kely nefa efa tsy taitra ilay bandy...
24. jhouhlambout ( 07/03/2004 12:44)
Matoa mikôty dia mitady!
matoa mitady dia manao!
LOGIQUE be!!!!
25. ikaretsaka ( 08/03/2004 20:29)
Bien Jhol... marina mihitsy ny theorian'ialahy..
26. ccool ( 08/03/2004 12:20)
tonga d teneno wa zay any ampo any fa raha kobonina nge mety ho lo ao fotsiny e,na ny vavy na ny lahy raha misy tinareo sy mahafinaritra anareo d tonga d teneno izy fa aza mihaino ny vavan'oul hoe raha manao an'zany enao d zao na zao d zao fa ho taraiky lasan'nynoul kafa eo iny ny farany fa laozana mihanahana e,d avy eo mande @ zay ny tahak'izay ....nenina tsy nenina .....
tonga d teneno fotsiny d zay kotiny eo vidiny e......sa tsy zany.....
Ny bandy sasany kou alou teny matahotra mafy mitsy ny hiaborde vhv zany e,d mba mila amorcena kely fa raha tsy zany tsy mety ny fandehan'ny tantara ,sa tsy zany?
fa tandremo ihany nefa fa misy exceptionany dol ny zavatra rehetra so d sendrany lay bandy mamba-bo........ka raha vo mahita we tena potipotika @ny enao d mody manaiky d ataony lona fotsiny,...fa misy kou ny bandy tena serieux ,zay manaja fatratra tokoa ,...d hararotina ndraindray fa hoe io efa potika @ko ka tsy hiala @ko tsony e......ratsy lay abus de confiance.........
fa raha ny premier p[as alou ry zareo sarotra fona io na ho an'ny lahy na ho an'ny vavy e................indrindra rehefa sarokenatra zay......aoka fotsiny fa sahirana mitsy.......
zay alou fa so d be resaka b ndray d lasa any @ ny tsy izy avy eo fa mazotoa mitory fitia dol e d bonne chance.......iny ny joba mandalo fa laozako alou nareo fa oharany tiko b izy iny mantsy ka tsy mantsy teneniko azy.......................hihihihihihihihihihihihihihihihihi love fotsiny e,sa peace and cool
27. ikaretsaka ( 08/03/2004 17:52)
ny Toaka fahavaloko taloha... hozy ny hiran'i Le samo izay!
28. fijo ( 09/03/2004 11:38)
za izao menatra ka mba anandramo ary ry sipa isany o.
29. jhouhlambout ( 11/03/2004 17:46)
zany hono e! tongava nareo
30. fijo ( 12/03/2004 10:27)
avy e,izay fa menatra aho wa
31. nananie ( 12/03/2004 14:42)
Efa nisy nikôty ve ra Fijo e :-)?
32. ikaretsaka ( 13/03/2004 12:37)
hihihi zaza maditra mihitsy ilay nananie ity ka
33. kitjo ( 13/03/2004 10:55)
mba te hahalala kosa ko,
sady fijo sans panneau
34. rasta ( 17/03/2004 10:46)
tsy maninona izany ka. Rehefa mba tiany kosa ve ilay bandy tsy mba hiteny izany izy e. Anjaran'ilay lehilahy ny mieritreritra avy eo.
35. kitjo ( 17/03/2004 11:17)
marina!
36. ikaretsaka ( 17/03/2004 17:57)
ahoana tokao raha misy iznay lke
37. aladin ( 17/03/2004 18:32)
raha vô hariva² de hiptsio fa mety mpikil ngamba
38. fijo ( 18/03/2004 10:40)
nananie a,tsy mbola misy mikoty foana e.nefa tsy misy panneau
39. kitjo ( 18/03/2004 13:49)
fijo> raha vao malalaka nge ny lalana d matahotra ngamba ny olona oe sao misy zvt ao aloha ao,lollll
fa refa misy panneau toa vao mainka oe fa aoan marina aaaary,hihiihi

ramaso>zany aza oe vevavy aloha mittsss ttsss zany d efa tsy mendirka e,ts haiko aloha e,fa tanjemo fa mety isak ze mahita tsara izy d hanao anzay, reny le taitaitran bika aman'endrika
d enao znay manatona kay le olona aorianao no ttssss tssssiaviny
40. nananie ( 18/03/2004 11:20)
Tokony inday figo zany Fijo? hihihi!

Ikaretsaka a ! tsy zaza maditra zany za! Za ol zavatra anjely kely kou! Fa raha maditra angaha dia hidinao @ karetsaka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3913